FID - Fonds d'Intervention pour le Développement

Call Directions Website

FID - Fonds d'Intervention pour le Développement Depuis 1993, le FID œuvre pour le bien-être durable des communautés.

27/10/2026

🔵Vatsin’Ankohonana sy Fiavota
👋Hay ve ...🙂
Vatsin’Ankohonana sy Fiavota dia fandaharanasa fiahiana mpiara-belon’ny Governemanta malagasy ao anatin’ny tetikasa ao anatin'ny tetikasa " Filets sociaux de sécurité (FSS) sy Filets de sécurité et de Résilience (FSR) " ho fanamafisana ny foto-karena maha olona, famoronana loharanom-bola maharitra ho fampivoarana ny fiainan'ireo mponina.

🔵Endriny :
Fanohanana ny fidiram-bola ho an’ireo ankohonana tena marefo, manan-janaka 0 hatramin’ny 14 taona, ho fanohanana ny fampianarana ny ankizy any amin’ny ambaratonga fototra, ny fahafahana manjifa, sy ny fanjariantsakafo.
🔵Fanatanterahana :
• Tantsoroka fampivoarana manatsara amin’ny fomba maharitra ny fiainampianakaviana, ny fihariana ary mitondra ho amin’ny fahavitan-tena sy fiovampihetsika miabo.
• Vatsy misy fepetra raisina isaky ny roa volana
• Rafitra filan-kevitra sy fitantanana ireo ambana ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy
🔵Mpisitraka :
Ankohonana marefo miisa 210 000
Vatsin’Ankohonana : Faritra 16 isa, Distrika 26 isa - Fiavota : Faritra 2 isa, Distrika 7 isa
Fe-potoana fanatanterahana : 2024 hatramin’ny 2027
Famatsiam-bola : Banky iraisam-pirenena, Tetikasa Haraton’aina

👉https://www.fid.mg/vatsinankohonana-2/

Production et pose panneau du programme FSP👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/cKlhq👉Date de clôture : 09 Nov...
24/10/2026

Production et pose panneau du programme FSP
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/cKlhq
👉Date de clôture : 09 Novembre 2026
--------------------------------------------------------------------------
Entretien et réimpression des affichages des panneaux 4×3 TMDH
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/QCnaG
👉Date de clôture : 10 Novembre 2026

Fourniture et livraison des divers lots pour la remise des trophées _ composante TMDH et FSP de la DIRT👉Pour plus d'info...
23/10/2026

Fourniture et livraison des divers lots pour la remise des trophées _ composante TMDH et FSP de la DIRT
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/Bu7x_
👉Date de clôture : 06 Novembre 2026

23/10/2026

🟢 Ny Asa Avotra Mirindra dia fandaharanasa fiahiana mpiara-belon’ny Governemanta malagasy, famatsiam-bola avy amin'ny Vondron'ny Banky iraisam-pirenena, ao anatin'ny tetikasa " Filets sociaux de sécurité (FSS) sy Filets de sécurité et de Résilience (FSR) " ho fanamafisana ny foto-karena maha olona, famoronana loharanom-bola maharitra ho fampivoarana ny fiainan'ireo mponina.

🟢Asa Avotra Mirindra dia manohana ny fahafahan'ireo mpisitraka mandray andraikitra mamokatra tsara, manome fiofanana marolafy miompana amin'ny fomba fambolena nohatsaraina. Ireo fahalalana maro azon'ireo mpisitraka no miantoka ny fihamaroan'ny fidiram-bolan'izy ireo, miantoka ny fanjarian-tsakafo ary ny fiatiana ara-toekarena.

https://www.fid.mg/filets-sociaux-productifs-fsp/

Acquisition des composants et fournitures techniques👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/iahwt👉Date de clôture...
22/10/2026

Acquisition des composants et fournitures techniques
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/iahwt
👉Date de clôture : 30 Octobre 2026

21/10/2026

Fiavota nanomboka ny taona 2016
👋Hay ve ...🙂
Vatsin’Ankohonana sy Fiavota dia fandaharanasa fiahiana mpiara-belon’ny Governemanta malagasy, famatsiam-bola avy amin'ny Vondron'ny Banky iraisam-pirenena, ao anatin'ny tetikasa " Filets sociaux de sécurité (FSS) sy Filets de sécurité et de Résilience (FSR) " ho fanamafisana ny foto-karena maha olona.

🔵Endriny :
Fanohanana ny fidiram-bola ho an’ireo ankohonana tena marefo, manan-janaka 0 hatramin’ny 14 taona, ho fanohanana ny fampianarana ny ankizy any amin’ny ambaratonga fototra, ny fahafahana manjifa, sy ny fanjariantsakafo.
🔵Fanatanterahana :
• Tantsoroka fampivoarana manatsara amin’ny fomba maharitra ny fiainampianakaviana, ny fihariana ary mitondra ho amin’ny fahavitan-tena sy fiovampihetsika miabo.
• Vatsy misy fepetra raisina isaky ny roa volana
• Rafitra filan-kevitra sy fitantanana ireo ambana ara-tontolo iainana sy ara-tsosialy
🔵Mpisitraka :
Ankohonana marefo miisa 210 000
Vatsin’Ankohonana : Faritra 16 isa, Distrika 26 isa -
Fiavota : Faritra 2 isa, Distrika 7 isa
Fe-potoana fanatanterahana : 2024 hatramin’ny 2027
Famatsiam-bola : Banky iraisam-pirenena, Tetikasa Haraton’aina

👉https://www.fid.mg/fiavota/

Vatsin'Ankohonana an-tanan-dehibe | Mahajanga " Lasa tia mikaroka sy manandrana ary manitatra aho rehefa mampihatra ireo...
20/10/2026

Vatsin'Ankohonana an-tanan-dehibe | Mahajanga

" Lasa tia mikaroka sy manandrana ary manitatra aho rehefa mampihatra ireo fiofanana maro, mahita ny tsirony dia lasa tia andrakandrana e..." hoy i Sikiny, mpisitraka Vatsin'ankohonana ao Morafeno, Mahajanga.

Karazana akoho Goliath indray no fihariana vaovao andraman'i Sikiny ankehitriny ary efa manomboka mahita vokatra izy.

Mirary soa an'i Sikiny hahita fahombiazana hatrany.

👉 https://www.fid.mg/macc/

Recrutement d’un cabinet ou centre de formation pour une formation sur l’intelligence artificielle appliquée aux usages ...
18/10/2026

Recrutement d’un cabinet ou centre de formation pour une formation sur l’intelligence artificielle appliquée aux usages professionnels, a l’analyse de données, aux agents IA et à l’aide à la décision
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/SD7NS
👉Date de clôture : 30 Octobre 2026
--------------------------------------------------------------------------
Recrutement des consultants individuels opérateurs de saisie des activités de transfert monétaire non conditionnel réponses aux crises (OS TMNC RAC) du financement FSR-FA
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/o1ros
👉Date de clôture : 30 Octobre 2026
--------------------------------------------------------------------------
Recrutement des consultants individuels EMS – socio organisateurs pour la mise en œuvre des activités de transferts monétaires non conditionnels (TMNC SUD)
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/nnq72
👉Date de clôture : 30 Octobre 2026

Sélection des prestataires de services de transferts monétaires PGP👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/f-itC👉...
16/10/2026

Sélection des prestataires de services de transferts monétaires PGP
👉Pour plus d'information : https://shorturl.ly/f-itC
👉Date de clôture : 29 Octobre 2026

🤩 Avy aiza ny faritra misy anao manaraka ny pejy androany?🙏 Ny ekipan'ny Tetikasa EAGER dia mankasitraka anareo rehetra ...
16/10/2026

🤩 Avy aiza ny faritra misy anao manaraka ny pejy androany?
🙏 Ny ekipan'ny Tetikasa EAGER dia mankasitraka anareo rehetra manohana ny fizakan-tenan'ny Zatovovavy sy ny Vehivavy malagasy!
👉 Maro ny vaovao ho zarainay aminareo atsy ho atsy fa araho tsy tapaka ny pejy.

Address

Lot III M 39 Andrefan'Ambohijanahary
Antananarivo
101

Opening Hours

Monday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Tuesday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Wednesday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Thursday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:00
Friday 08:30 - 12:00
14:00 - 17:00

Telephone

22 361 50

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when FID - Fonds d'Intervention pour le Développement posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share

Nearby non profit organizations