11/08/2026
✨ _Famerenana sary | Formation & Consultation MTC_ ✨
Mankasitraka indrindra ny Dokotera Mpitsabo MTC noho ny fahaizany, ny faharetany ary ny fizarany fahalalàna sy traikefa. Ary fisaorana eram-po eran-tsaina ihany koa no asetry ny mpikambana tsy ankanavaka ao amin’ny INLA MADAGASCAR , noho ny fanatrehany.
Roandroa feno fianarana, fifanakalozana ary fitsaboana, mba hahafantarana tsara kokoa ny vatantsika sy hikarakara ny tenantsika amin’ny fomba voajanahary 🌿
Sitraka enti-matory , telina enti-mifoha, hovaliana raha mahatsiaro.