10/11/2025
miarahaba antsika o,,
aza adino ny fotoanantsika fvma ny asabotsy 22/11/25 Tam tam miainga anjomakely am 9 ora maraina mankany iavokoha,andoharanofotsy miverina tanjombato ,
alahady W30/11/25 fivoruam be ao amin nyvAnalamanga hotel tanjombato am 2 ora tolakandro mifanentana tompoko dia manantena ny fahatongavantdika maro
Alahady