GBUT Connaître CHRIST et le faire connaître aux étudiants Association Chrétienne universitaire, GBUAF, IFES

Kely sisa ny fotoana fa soraty haingana ny anarana oh!! 😊 -3
02/06/2026

Kely sisa ny fotoana fa soraty haingana ny anarana oh!! 😊
-3

27/05/2026

✨ J-10 ✨

Inscrivez-vous !
C’est pour vous, les jeunes !! 😊
On a hâte de vous voir 🫶.
Un chaleureux accueil vous attend 🔥.

Haody ohh✨" Mandraisa toerana ianao dia adinoy ny momba anaoNy tebiteby , ahiahy, mba avelao ivelany aoVelaro ny tananao...
23/05/2026

Haody ohh✨

" Mandraisa toerana ianao dia adinoy ny momba anao
Ny tebiteby , ahiahy, mba avelao ivelany ao
Velaro ny tananao, dia raiso koa ny tanako
Ny hirantsika androany hiventy ny firaisam-po "

~ Ndriana Ramamonjy

Fa hiainantsika an'izany mihitsy ity fotoana iray ity ✨
Hanasana antsika rehetra mihitsy, na GBU na Tsia , misokatra ho an'ny rehetra 😊
Hiavaka kely satria iarahana amin'ny Ifarihy 🥰

Fotoana ho feno fiderana, fifampizarana, lalao isan-karazany, fiombonana 🤗
" AMPY JESOSY, MIHOATRA AZA " 🔥

Misy fiarahana miainga ho an'ny aty @ ville : 18h15-18h30 eo amin'ny Terminus F CNAPS

Aza misalasala fa fotoana tena ho mamy ity 😊
Any mihaona àry 🥰

Tsara raha misoratra anarana amin'ny pejy na ireo contact ireo isika handeha, ho fandaminana 😊

Tsy reraka ve ianareo mianatra sy miasa foana foana❓'Ndao hiala voly kely miaraka aminay eh! 🙃Tontolo andro natokantsika...
20/05/2026

Tsy reraka ve ianareo mianatra sy miasa foana foana❓
'Ndao hiala voly kely miaraka aminay eh! 🙃

Tontolo andro natokantsika hilalaovana fotsiny, hiarahana @ namana...sns..
Ahitana lalao isan-karazany, fifaninanana sy ny maro hafa tsy voatanisa eto...
Iza ary no handresy !? 🏃😆

Ny ilaina entinao any?
➡️ Namana
➡️ PAF: 1000Ar
➡️ Rano sotroinao
❎ Tsy mitondra sakafo ❎

📝 Misorata anarana dieny izao ( miditra mp na miantso ireo laharana voasoratra eo ambany)
📌 Saint Jacques Berthieu ANALAMAHITSY.

Amboary dieny izao ary ny fotoana oh!! 😊

Misaotra an'ny Tompo fa mbola  afaka misoratra anarana amin'ity,Mitongava mp 🙏🙏🥰
11/05/2026

Misaotra an'ny Tompo fa mbola afaka misoratra anarana amin'ity,
Mitongava mp 🙏🙏🥰

ENGLISH COURSE CLUB 🇺🇸✨Misokatra ho an'ny mpianatry ny Anjerimanontolo tsy ankanavaka✨Isaky ny Sabotsy 12 ora -2 ora tol...
08/05/2026

ENGLISH COURSE CLUB 🇺🇸

✨Misokatra ho an'ny mpianatry ny Anjerimanontolo tsy ankanavaka
✨Isaky ny Sabotsy 12 ora -2 ora tolakandro fa ny rahampitso izay fanombohana aloha dia hatramin'ny 1ora noho ny fisian'ny Trandraka talenta.
✨ Ao amin'ny CDA UGBM Antsahameva hatrany
✨ Miverina amin'ny fototra mihitsy ( Niveau débutant izany )
✨ Maimaimpoana

Vonjivonjeo fa tena voafetra ny toerana mba ho tsara ny fanaraha-maso 😊
Antsoy daholo indray ny akama àry ,tsy misy " excuse " intsony ilay tsy fianarana Anglais hoe fa andaaao 🤗

🥰Etsy kely anie e! 💫💭 Efa mieritreritra fitiavana ve ianao?💍 Na fanambadiana na koa tena efa eo andalam-panomanana ny fa...
06/05/2026

🥰Etsy kely anie e! 💫

💭 Efa mieritreritra fitiavana ve ianao?
💍 Na fanambadiana na koa tena efa eo andalam-panomanana ny fanambadiana mihitsy ?
😕 Sa tena mbola tsy hay mihitsy ? 😉

👉 Natao ho anao ity ☺️
✨ SEMINERA MOMBA NY FITIAVANA🎉 Karakarain'ny GBUT, mitondra ny
💖 Lohateny:
✨ "MOI, SUR LE CHEMIN DU MARIAGE" 😍

🗓️ Ny Sabotsy faha-16 sy Alahady faha-17 May ho avy izao

📍 Toerana:
📌 Ao amin'ny CDA Antsahameva

💥 Tsy ho an’ny mpitovo ihany an !
👉 Na efa miaraka amin'ny olona💑
👉 Na efa manambady 💍
👉 Na mbola mitady 👀
👉 Na Ray aman-dreny koa mitaiza tanora
🔥 DIA HO ANAO IO!

🎒 FITAOVANA HO ENTINA:
📖 Baiboly | 📒 Cahier | 🖊️ Stylo
👜 Kojakoja mety ilainao manokana

🍛 SAKAFO:
➡️ Mitondra sakafo masaka (Sabotsy atoandro ) 🍱
➡️ Vary 2 kapoaka + 💵 5 000 Ar

⏳ FARANY FISORATANA ANARANA:
📅 Ny Alatsinainy faha11 May 2026
⏰ Amin'ny 7 ora hariva

⚠️ Marihina fa voafetra ny toerana
😄 Koa aza miandry fotoana farany fa soraty dien’izao ny anaranao!

📲 FANAZAVANA FANAMPINY:
📞 034 79 277 47
📩 Na mandefasa hafatra miafina

✨ Tongava maro fa sarobidy ny fotoana hianarana sy hifampizarana! ✨💖

Hello!😍 Ianao ve efa namaky an'ilay voalaza ao amin'ny Matio 25:14-30🙏 iny ??Inona ary no voalaza ao oh😊 ?Eny, Fa izany ...
04/05/2026

Hello!😍
Ianao ve efa namaky an'ilay voalaza ao amin'ny Matio 25:14-30🙏 iny ??
Inona ary no voalaza ao oh😊 ?

Eny, Fa izany indrindra anie ho aho no anton'ity hetsika adin'iray monja manandaja ity e😊 ! Hiaraka hitrandraka ny talenta-tsika isika alohan'ny Réunion Générale amin'ny sabotsy izao🧁🎤🎶🎺🎻 !
Raha mbola tsy mafantatra ny talentanao ianao, Tongava fa hanampy anao amantatra an'izany ity🙏 ,
Raha efa mahafantatra kosa dia andao trandrahana miaraka amin'ity fotoana ity e😊 !
Aiza ndray ahita an'izany fa tongava soa ary e!!
Fiadanana🕊️ 🕊️

Andao indray àry ✨🍂 OUVERTURE CELLULE AMIN'NY SEMAINE AMBONY IO🥼 FACULTÉ DES SCIENCES📅 Lundi 04 Mai ,12h15-13h15📍 CDA An...
02/05/2026

Andao indray àry ✨
🍂 OUVERTURE CELLULE AMIN'NY SEMAINE AMBONY IO
🥼 FACULTÉ DES SCIENCES
📅 Lundi 04 Mai ,12h15-13h15
📍 CDA Antsahameva
📞0347927747

📙FLSH, Malagasy:
📅 Mercredi 06 Mai, 12h30-13h30
📍 Rendez-vous PREFA Lettre, Ankatso
📞0383582686


🍂MITOHY KOSA NY CELLULE :
🩺 PACES MÉDECINE :
📅Tous les Vendredi ,12h-13h
📍CDA Antsahameva
📞0389861911
👨‍🌾AGRONOMIE
📅Tous les Jeudi, 12h25-12h55
📍 Grand Amphi ESSA
📞0341357325

Mentionner'o daholo ny akama sy zandry sy zoky rehetra 🥰
Tongava soa an 😊

30/04/2026

Hafatrafatra kely ho an'ny JOURNÉE DE PRIÈRE rahampitso 🥰‼️

🍁 Rendez-vous : Terminus Bus H Saint -Antoine Ambodivona,7h-7h30
🍁Mitondrà lamba ipetrahana, tsihy,satroka ,rano, sakafo maivana
🍁Ny Baiboly sy bloc note koa indrindra indrindra

Rahampitso izany mihaona oh ✨🤗



Address

Antsahameva
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GBUT posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to GBUT:

Share