09/06/2026
Nisy fiantraikany lehibe tao Soalala ny fandalovan’ny rivodoza Fytia tany amin’ ny faritra Boeny. Ny fampianarana no anisan’ny voa mafy indrindra. Anisan’ny voakasika i Sylva sy ny fianakaviany, saingy vetivety dia niverina ny hafaliana satria afaka niverina nianatra izy sy ireo mpiray tampo aminy, noho ny fanohanana avy amin’ny UNICEF sy ireo mpiara-miombon’antoka aminy.
----------------
Plus tôt cette année, le cyclone Fytia a frappé la région Boeny, touchant fortement Soalala, le point d’impact, et perturbant l’éducation des enfants. Sylva et sa famille faisaient partie des personnes affectées, mais ils ont ressenti du soulagement et de la joie lorsque Sylva et ses frère et sœur ont pu retourner rapidement à l’école, grâce au soutien de l’UNICEF et ses partenaires.
United Nations OCHA