18/05/2026
Miarahaba Anciens Barikadimy eto Antananarivo
❌❌❌ ❌❌❌
Miangavy atsika rehetra izay nanao "recensement" olom-pantany mba samby andefa amin'ny hafatra miafina na any amin'i filoha Franco Delson ny lisitra miaraka @ contact (numéro de téléphone + adresse mail raha misy).
Mangataka aminareo koa mba hanome ny fotoana izay tratranareo anaovantsika fivoriana fa misy zavatra ho dinihina tena maika, izay tsy maintsy alohan'ny faran'ny volana May ity. Miankina amin'izany ny ainan'ny fikambanantsika.
Ianao izay maniry ho mpikambana na mila filan-kevitra dia aza misalasala manatona anay.
Mankasitraka tompoko !