Fifanampiana Samy Malagasy - F.S.M

Fifanampiana Samy Malagasy - F.S.M Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fifanampiana Samy Malagasy - F.S.M, Nonprofit Organization, Tana 101, Antananarivo.

07/01/2023
Ho an'izay liana amin'ny resaka cash point. Misy PDF amin'ny teny malagasy mazava tsara afaka anammpiana anareo ato.☘ Ts...
07/01/2023

Ho an'izay liana amin'ny resaka cash point. Misy PDF amin'ny teny malagasy mazava tsara afaka anammpiana anareo ato.
☘ Tsy natao maimaimpoana anefany fa mba ho valin-kasasarana dia misy sarany kely tena mora. Tsy fitadiavam-bola izy ty fa dia tena mora : 2500 ar fotsiny raha natao 5000 ar foana izy teo aloha.
🍀 Misy ihany koa ny pdf maromaro amin'ny toy ny :
✒ informatique bureautique
✒ excel avancé
✒ cours de langue français sy anglais
✒ famoronana cv, lettre de motivation,..
Afaka mandefa message mivantana avy hatrany raha misy ilana fanampiama fa ezahina ho vahana foana ny olanao.
GASY AHO MANAMPY NY MANODIDINA AHY

Address

Tana 101
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fifanampiana Samy Malagasy - F.S.M posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share