Menabe Connexion

Menabe Connexion Une association oeuvrant pour le développement du MENABE sur tous les plans(économique,social et culturel)

🟥 COMBAT DE COQ 🟥👉Ampikotrano dieny izao ny akohonao mba handray anjara !!👉 Écran plat ngeza be iray no loka ho zaraina ...
30/07/2026

🟥 COMBAT DE COQ 🟥

👉Ampikotrano dieny izao ny akohonao mba handray anjara !!

👉 Écran plat ngeza be iray no loka ho zaraina !!!

👉Antsoy ny 0342787296 raha hisoratra anarana !!!

📢🔥 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 🔥 📢






Yas Madagascar
Groupe filatex
BNI MADAGASCAR
Kaominina Ambonivohitry Morondava
Hawel Mamod'Ali

‼️LE ROI ET LA REINE DU KILALAKY‼️👉 Ambiance kilalaky mitsondemboky !👉SYLANGE fa hainao !!!👉 BAGZANA koa fa hainao!!!❌ ❌...
29/07/2026

‼️LE ROI ET LA REINE DU KILALAKY‼️

👉 Ambiance kilalaky mitsondemboky !

👉SYLANGE fa hainao !!!

👉 BAGZANA koa fa hainao!!!

❌ ❌BÔOOOOJOOOOO ❌❌

📢🔥 Asiio Jihe 🔥📢



Yas Madagascar
Groupe filatex
Baobab Café Morondava
Les Mantalys Morondava

🎯NDAO HIARAKY HANISY JIHE‼️❌Aza tara ny 07 août 2026 ho avy izao mandefa ny commande amin'ny modèle izay safidinao !!❌👉 ...
28/07/2026

🎯NDAO HIARAKY HANISY JIHE‼️

❌Aza tara ny 07 août 2026 ho avy izao mandefa ny commande amin'ny modèle izay safidinao !!❌

👉 Qualité daholo ny lambantsika !

👉Antsoy mivantana ny 0382797389 handray ny commande-nao 😉

🔥 ASIIO JIHEEE 🔥



Yas Madagascar
Groupe filatex
ITEM - Impression Textile Express Madagascar
Hawel Mamod'Ali

‼️RIJADE MOA SAAA.....⁉️👉Izy noLauréat 🎯Andriambavilanitra anisan'ny manana feo miavaka raha ny kanto no jerena!👉Tongava...
26/07/2026

‼️RIJADE MOA SAAA.....⁉️

👉Izy noLauréat
🎯Andriambavilanitra anisan'ny manana feo miavaka raha ny kanto no jerena!
👉Tongava hanisy "Jihe" fa ambiance assurée no miavaka be !!

❌ BÔJO ❌




Yas Madagascar
Groupe filatex
Hawel Mamod'Ali

‼️MI -SHASHASHAAA ‼️ MI -DADADAAA‼️📢 A6IIO JIHEEE AVEC Sakaté BOY page 🔥👉Ndao hoe hovaintsika amin'ny fitenin'ny sakalav...
25/07/2026

‼️MI -SHASHASHAAA ‼️ MI -DADADAAA‼️

📢 A6IIO JIHEEE AVEC Sakaté BOY page 🔥

👉Ndao hoe hovaintsika amin'ny fitenin'ny sakalavan'ny Menabe ilay tononkira 😉

👉Asehoy ao amin'ny commentaires ny talentanao 😉

🎯 Ambiance BÔJO assurée ‼️




Yas Madagascar
Hawel Mamod'Ali

🟥FETY TSISY DJ KOA ANIE KA ÔHATRANY TSY FETY EEEEE 😉👉Aza manahy fa efa nitadiavanay solution amin'ilay mety aminareo iny...
23/07/2026

🟥FETY TSISY DJ KOA ANIE KA ÔHATRANY TSY FETY EEEEE 😉

👉Aza manahy fa efa nitadiavanay solution amin'ilay mety aminareo iny !

👉 Ambiance assurée avec nos DJ préférés !!

📢 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 🔥





🟢NDAO HIAZAKAZAKA SY HILALAO MOTO ENY AMIN'NY TORAPASIK'I MORONDAVA 🌊🏖️📢 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 📢🟦 BEACH BIKE-CO...
22/07/2026

🟢NDAO HIAZAKAZAKA SY HILALAO MOTO ENY AMIN'NY TORAPASIK'I MORONDAVA 🌊🏖️

📢 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 📢

🟦 BEACH BIKE-COURSE MOTO AMIN'NY PLAGE 🏍️🛵

🌀 BEACH CROSS- COURSE A PIED AMIN'NY PLAGE 🏃‍♀️🏃‍♂️

👉Misy ho an'ny sokajin-taona rehetra ny beach cross !

👉Aza adino ny miantso ny laharana voatondro ho anao izay liana amin'izany 😉





🟥 URGENT 🟥⚽FOOT À SEPT ❗ FIVORIA ⚽🛎️ ANTSOINA HIVORY ISIKA REHETRA IZAY TE HANDRAY ANJARA.🗓️ :Alarobia 22 jolay 2026⏰: 3...
20/07/2026

🟥 URGENT 🟥
⚽FOOT À SEPT ❗ FIVORIA ⚽

🛎️ ANTSOINA HIVORY ISIKA REHETRA IZAY TE HANDRAY ANJARA.

🗓️ :Alarobia 22 jolay 2026

⏰: 3 ora tsy diso .

Toerana: Ampitan'ny BIANCO akaikin'ny Bazary Fia Morondava.





fans

‼️NDAO HI SKET EEEE 🏀🏀🏀‼️➡️IDENTIFIER-O ETO ILAY NAMANAO TIA SADY MAHAY BASKETBALL INY ⛹️‍♂️👉Aza misalasala miantso ny l...
19/07/2026

‼️NDAO HI SKET EEEE 🏀🏀🏀‼️

➡️IDENTIFIER-O ETO ILAY NAMANAO TIA SADY MAHAY BASKETBALL INY ⛹️‍♂️

👉Aza misalasala miantso ny laharana finday voatondro ho anao izay te handray anjara!!

📢 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 🔥






🟥ASIO OHABOLA ZE HAINAO MIKASIKY LAKA HOE 🛶🚣‍♀️🚣👉Ao anatin'ny festival Jeux du Menabe Connexion no ahitantsika karazana ...
18/07/2026

🟥ASIO OHABOLA ZE HAINAO MIKASIKY LAKA HOE 🛶🚣‍♀️🚣

👉Ao anatin'ny festival Jeux du Menabe Connexion no ahitantsika karazana taranja sy lalao mampiseho ny hakanton'ny torapasika sy ny ranomasina ao Morondava !

👉Tia lakana ? Mahay mivehy sy milomano ?
Natao ho anao ity lalao ity !

📢 ASIIIIIIIOOOOOO JIIIIIHEEEEEEE 🔥







Address

A Côté De Bucky Burger, Antsakaviro
Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Menabe Connexion posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Menabe Connexion:

Shortcuts

Share