12/10/2026
🌴 𝐄𝐗𝐂𝐔𝐑𝐒𝐈𝐎𝐍 𝐀.𝐄.𝐌.𝐀. 𝟐𝟎𝟐𝟔 🌴
🌴 Manentana antsika mpino silamo rehetra, indrindra ny tanora, hanatevin-daharana ity fialantsasatra manokana karakarain’ny A.E.M.A. ity! 🚍💚
Andro iray feno fifaliana, fianarana ary firaisankina no miandry antsika rehetra. 🌿
━━━━━━━━━━━━━━━
📅 𝐀𝐥𝐚𝐡𝐚𝐝𝐲 𝟎𝟖 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐦𝐛𝐫𝐚 𝟐𝟎𝟐𝟔
📍 𝐋𝐢𝐞𝐮 : 𝐁𝐚𝐭𝐨𝐮 𝐁𝐞𝐚𝐜𝐡 – 𝐀𝐦𝐛𝐨𝐡𝐢𝐦𝐚𝐧𝐚𝐦𝐛𝐨𝐥𝐚
🚌 𝐋𝐢𝐞𝐮 𝐝𝐞 𝐝𝐞́𝐩𝐚𝐫𝐭 : 𝐅𝐀𝐒𝐓 𝐅𝐎𝐎𝐃 𝐀𝐧𝐤𝐚𝐭𝐬𝐨 𝟐
⏰ 𝐅𝐢𝐚𝐢𝐧𝐠𝐚𝐧𝐚 : 𝟔𝐡𝟑𝟎 𝐦𝐚𝐫𝐚𝐢𝐧𝐚
💰 𝐒𝐚𝐫𝐚𝐧-𝐝𝐚𝐥𝐚𝐧𝐚 : 𝟕 𝟎𝟎𝟎 𝐀𝐫
━━━━━━━━━━━━━━━
🔥 𝐀𝐨 𝐚𝐧𝐚𝐭𝐢𝐧’𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐚𝐡𝐚𝐫𝐚𝐦-𝐩𝐨𝐭𝐨𝐚𝐧𝐚 :
🎯 Lalao fampianarana sy fialam-boly
🕌 Swalat iraisana
🍽️ Sakafo iraisana
📖 Fanontaniana sy valiny (Din, Coran...)
🎁 Fizarana loka manokana
━━━━━━━━━━━━━━━
📞 𝐅𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 : 𝟎𝟑𝟐 𝟏𝟗 𝟖𝟗𝟎 𝟓𝟎
👉 𝐅𝐚𝐜𝐞𝐛𝐨𝐨𝐤 : 𝐀𝐄𝐌𝐀
❌ 𝐅𝐚𝐫𝐚𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐧𝐝𝐨𝐚𝐯𝐚𝐧𝐚 𝐯𝐨𝐥𝐚 : 𝟎𝟔 𝐍𝐨𝐯𝐚𝐦𝐛𝐫𝐞 𝟐𝟎𝟐𝟔
━━━━━━━━━━━━━━━
💫 Aza adino ity fotoana tsy hay hadinoina ity! Fotoana iray hanamafisana ny finoana, ny firaisankina ary ny fitiavantsika samy silamo. 🌙💚
Tongava maro ary ento miaraka aminao ny namana! 🤝🌴