Ankizy Sarobidy Anosibe. Iraka Feno Fahasoavana.

Ankizy Sarobidy Anosibe. Iraka Feno Fahasoavana. Minoa an' I Jesosy Tompo dia hovonjena ianao sy ny ankohonanao. Asan' ny Apostoly 16: 31

Fihino matetika ny zanaka fa ilainao sy ilainy izany♥️. Tahin’ I Jesosy daholo.
03/08/2026

Fihino matetika ny zanaka fa ilainao sy ilainy izany♥️. Tahin’ I Jesosy daholo.

31/07/2026
Tianareo Ray aman-dReny ve raha hiresaka kely momba ny “crise de deux ans” isika. Sa inona no zavatra tena andrasanareo ...
21/07/2026

Tianareo Ray aman-dReny ve raha hiresaka kely momba ny “crise de deux ans” isika. Sa inona no zavatra tena andrasanareo ato amin’ny pejy??? Mba valio ampitiavana raha mety aminareo!
Tahin’ I Jesosy daholo.

20/07/2026

Mivavaka ho an’ ireo ankizy rehetra manala Bacc amin’ ity semaine ity. Indrindra ireo ankizy sarobidy. Mahombiaza!! Hanome saina anao anie Jehovah!! 🤎🤎🤎

11/07/2026

Rehefa ampiana ny ankizy haneho ny talentany dia ampiasainy izany hanehoana ny voninahitr’ Andriamanitra!!

Coucou, ato indray ary aloha isika mijery ny sarintsika e. 🥰🥰. ANTSAHAMANITRA 2026. ANKIZY SAROBIDY.
11/07/2026

Coucou, ato indray ary aloha isika mijery ny sarintsika e. 🥰🥰. ANTSAHAMANITRA 2026. ANKIZY SAROBIDY.

Address

Antananarivo
101

Telephone

+261336407372

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ankizy Sarobidy Anosibe. Iraka Feno Fahasoavana. posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share