IKA Tsotra nefa tsara

03/06/2026

Na tsy fantatro aza…🎧

🎹: Kanto Rakotondrasoa
🎙: IKA

Aza adino ilay fotoana antsika ny Asabotsy 20 jona 2026🗓(Worship acoustic)

PEACE📌Fotoana mamy be,miavaka be,tsotra,nefa tena tsara…💫Andao indray hiaraka hihira,hankafy,hiaina Fitiavana.Aza adino ...
31/05/2026

PEACE📌

Fotoana mamy be,miavaka be,tsotra,nefa tena tsara…💫
Andao indray hiaraka hihira,hankafy,hiaina Fitiavana.

Aza adino ara fa manana fotoana tena mahafinaritra isika,IKA & MIALY RASATA :
Sabotsy 20 jona 2026🗓Manomboka amin’ny 3ora harivaToerana: HOPEFULL HOME IVANDRY📌

Any mihaona e!❤️‍🔥

IKA

25/05/2026

Zay fotsiny🫱🏾‍🫲🏽
IKA

Sali sali ah!Otrany elaela tsy niona,nahafinatitra ve ny herinandro e!👊🏾Misy zavatra milay be ho avy ao aoriana kely ao ...
10/05/2026

Sali sali ah!
Otrany elaela tsy niona,nahafinatitra ve ny herinandro e!👊🏾

Misy zavatra milay be ho avy ao aoriana kely ao fa araho eto foana ny pejy…
Zay fa endry tsara daholo 😌
IKA

27/04/2026

Merci à toute l’équipe 🔥
Merci Eternal Movement✨

MANKASITRAKA 🔥Nahafinaritra ny fotoana niarahana niaraka aminareo omaly 🫶🏽(YOUR PRESENCE)📌Milay nareo….Araho foana ny pe...
26/04/2026

MANKASITRAKA 🔥
Nahafinaritra ny fotoana niarahana niaraka aminareo omaly 🫶🏽(YOUR PRESENCE)📌
Milay nareo….

Araho foana ny pejy fa hanomana zavatra milay be ho anareo izahay…

IKA

Otrany hoe J-1 nge sisa ry zareo eee!🤔Rahampitso Sabotsy 25 Avril 2026 ilay fotoana miavaka be hiarahantsika🤙🏾Tsy aiko i...
24/04/2026

Otrany hoe J-1 nge sisa ry zareo eee!🤔

Rahampitso Sabotsy 25 Avril 2026 ilay fotoana miavaka be hiarahantsika🤙🏾

Tsy aiko ianareo,fa ny ekipa efa vonona 🔥

Aza adino ara: Acoustic session(YOUR PRESENCE)📌
Manomboka amin’ny 15h30 🕞
Toerana:HOPFULL IVANDRY(lalana midina eo aminy Pharmacie Ivandry)🏠

Zay fa manantena ny ahita anareo izahay rahampitso,mirary farany herinandro milay be daholo…!

IKA

YOUR PRESENCE 💫Ity ara fa tonga ilay fotoana antsika...Hiaraka hiaina fotoana hafa kely ny:-Sabotsy 25 aprily 2026🗓-Toer...
19/04/2026

YOUR PRESENCE 💫

Ity ara fa tonga ilay fotoana antsika...
Hiaraka hiaina fotoana hafa kely ny:

-Sabotsy 25 aprily 2026🗓
-Toerana: HOPFULL IVANDRY 📌
-Manomboka amin’ny: 3ora sy sasany(15h30)📌.

Raha mila fanazavana fanampiny ianao dia afaka mandefa hafatra miafina :IKA

Any mihaona eee!🔥

Mianara miteny hoe TSIA rehefa tsy mety aminao e❗️Mirary farany herinandro milay be IKA
06/02/2026

Mianara miteny hoe TSIA rehefa tsy mety aminao e❗️

Mirary farany herinandro milay be

IKA

Address

Antananarivo

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when IKA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to IKA:

Share