11/09/2025
FOTOANA HIFAMPIZARANA miaraka am ekipan’ny GRANDIR EN HEROS
LOHAHEVITRA : Ahoana ny handresena ny alahelo sy hitsanganana indray taorian’ny nahaverezan’olona akaiky?
Ny tanjona dia ny hanome anao fitaovana azo ampiharina avy amin’ny zava-niainana tena nisy, hanampy anao hibanjina indray ny fiainana sy hahatoky ny ho avy. Satria ny fahaverezana olona tiana dia zava-tsarotra indrindra amin'ny fiainana, saingy azo atao tsara ny miverina mijoro sy mahery manoloana izany.
Fandaharam-potoana :
- Fizarana zavatra tena niainana
- Torohevitra avy amina psychologue matihanina
- Fijoroana vavolombelona isan-karazany
- Fametrahana fanontaniana sy fifandraisana malalaka
🗓️ Daty : Asabotsy 20 Septambra 2025
🕘 Ora : 9 ora maraina – 12 ora sy sasany
📍 Toerana : ESTI, Antanimena (en face station total Antanimena, route vers vasakosy)
👉 Fandraisana anjara maimaim-poana – fa tsy maintsy misoratra anarana !
FOMBA FISORATANA ANARANA :
• Fenoy ity rohy (lien Google Form) ity :
https://forms.gle/DJG4W4HMhrFC6cj29
• Na koa mandefasa hafatra miafina (MP) eto amin’ity pejy Facebook ity
📍 Plan Google Map (ESTI Antanimena) :
https://maps.app.goo.gl/bsKQw9di6m3JtRsMA
Grandir en Héros : ensemble, libérons le pouvoir de se reconstruire.