Tips&Tricks by Me

Tips&Tricks by Me Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Tips&Tricks by Me, Antananarivo, Besarety.

Zaraiko fa tena mahasoa😘
11/04/2026

Zaraiko fa tena mahasoa😘

And with these, I whish you and your family a very happy Easter 🥳🎉
05/04/2026

And with these, I whish you and your family a very happy Easter 🥳🎉

04/04/2026

Big shout-out to my newest top fans! Fitia Andria

Fah Riantsoa 🩷😘
02/04/2026

Fah Riantsoa 🩷😘

Ohatra an'izao ilay izy rehefa apetaka amin'ny rindrina🥰😍Tsara keeeely e?🫣😍Fa tsy voatery apetaka amin'ny rindrina nefa ...
31/03/2026

Ohatra an'izao ilay izy rehefa apetaka amin'ny rindrina🥰😍
Tsara keeeely e?🫣😍
Fa tsy voatery apetaka amin'ny rindrina nefa fa apetraka tsotra fotsiny

🩷Tsy novidiana teny antsena akory ireto fa namboarina tato an-trano ihanymonja dia nahavita azy rehetra ireo😍🥰🩷
28/03/2026

🩷Tsy novidiana teny antsena akory ireto fa namboarina tato an-trano ihany
monja dia nahavita azy rehetra ireo😍🥰🩷

🥑🥖Efa manomboka betsaka zao ny zavoka eny antsena Ity misy idée goûter Kely ho antsika Budget 1100 ar pour deux personne...
05/03/2026

🥑🥖Efa manomboka betsaka zao ny zavoka eny antsena
Ity misy idée goûter Kely ho antsika
Budget 1100 ar pour deux personnes
M**o 600ar🥖
Zavoka 500ar🥑

Potserina ny zavoka de apiana siramamy
Afangaro tsara
Asesika ao anaty m**o avieo de vitaaaaa
Tsara aaannn💚💚💚

05/03/2026

Send a message to learn more

💌“Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena.” (IIKor 12:9)💌Ndao ary takarintsika ny h...
12/02/2026

💌“Ampy ho anao ny fahasoavako; fa ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena.” (IIKor 12:9)
💌
Ndao ary takarintsika ny hevitr'io tenin' Andriamanitra io
1️⃣ “Ampy ho anao ny fahasoavako”
Ny fahasoavan’Andriamanitra dia:
♥️Fitiavana sy famindram-po omeny maimaim-poana
♥️Hery sy fanampiana avy Aminy
♥️Fitahiana sy fiarovana

Midika izany fa na dia ao anatin’ny fahoriana sy fahasahiranana aza isika, dia ampy antsika ny fanampian’Andriamanitra. Tsy mila hery avy amin’ny tenantsika irery isika, na avy amin'ny olombelona mitovy amintsika, na amin'ny zavatra, satria Izy no manohana.

2️⃣ “Ny heriko dia tanterahina amin’ny fahalemena”
Izany hoe
Rehefa mahatsapa isika fa malemy sy tsy mahavita samy irery

👉Rehefa miaiky fa mila an’Andriamanitra
👉Rehefa tsy mirehareha amin’ny herintsika manokana
👉Rehefa mino fa Izy irery ihany Ilay mpamonjy mora azo indrindra amin'ny fahoriantsika
👉 Amin’izay indrindra no isehoan’ny herin’Andriamanitra amin’ny fiainantsika.
Tsy ny olona matanjaka no anehoan’Andriamanitra ny heriny, fa matetika amin’ny olona manaiky ny fahalemeny ka miankina Aminy.

✍️Hafatra ho antsika:
Aza kivy rehefa mahatsiaro ho malemy.
Aza menatra amin’ny fahalemena.
Matokia fa eo Andriamanitra ary miasa ao anatin’ny zava-tsarotra.
Indraindray, ny fahalemena no lalana hahitantsika mazava kokoa ny herin’Andriamanitra.

Samy ho tahian' Andriamanitra daholo ❤️🥰

Sary tsy misy idirany 🤭🥴

Hellooo 😍Be dia be tsika no tia volo le somary wavy reny nefa tsy te hampiasa fer na koa tsy manana fitaovana, na koa ts...
01/02/2026

Hellooo 😍
Be dia be tsika no tia volo le somary wavy reny nefa tsy te hampiasa fer na koa tsy manana fitaovana, na koa tsy te handany vola ho any amin'ny coiffure

Ty ary misy fomba tsotra nefa tena mahomby, tsy manimba volo ihany koa

Zavatra ilaina:
- Akanjo na lamba efa tsy ilaina intsony
- Hety
- Aloe Vera na vahona

Fomba fanaovana azy:
-Bangoina tsara ny volo de hosorana vahona
- Rehefa vita Zay de hetezana lavalava Kely ohatra an'ny amin'ny sary ao amin'ny commentaire ilay lamba
- Zarazaraina ny volo avy eo araka izay angezan'ilay boucle tinao (nenah zao nozaraiko 6)
- Rehefa voazara le volo de alaina tsirairay aodina amin'ilay lamba Kely ( atomboka eny amin'ny rambony de aorina miakatra)
Mila ajanona somary ela2 kely mba ahitana vokatra tsara
Ohatra oe atao alohan'ny atory de ny maraina vorahana

De toy izao amin'ny sary izao ny vokatra rah ho an'ny voloko manokana🥲🥴🎉

Fanamarihana: Tena bangoy tsara mintsy le volo de aleo ilamina tsara ny fizarana azy mba ialana amle misaringotra

Andramo ary sao de mety 😘

Address

Antananarivo
Besarety

Telephone

+261345569065

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tips&Tricks by Me posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Tips&Tricks by Me:

Share