01/07/2026
25 - 06 - 2026
Fizarana vatomamy, Biscuit,hafaliana,fanantenana…sns no nentin’ny YVD teto amin’ny fokontany dépôt tamin’ity iray volan’ny ankizy ity, hisaorana ireo izay nanampy…hisaorana manokana ny Ray aman-dreny Andriamatoa FAMINDRA Justin izay nanampy betsaka tamin’ny fanatanterahana izany,…hisaorana ny Ekipa rehetra…
Natao izao hetsika izao mba hahafahana mampirisika ny ankizy hahala be be kokoa ny momban’ny kolotsaina Malagasy, sy i Madagasikara mba ho fanabeazana azy ireo ho olom-pirenena vanona!
Tonga Hugues Gerald
❤️YVD DE MADAGASCAR💚