13/06/2025
📢 Appel à tous les collégiens et lycéens engagés de Toamasina !
📢Vous êtes un groupe de jeunes passionnés par la promotion de la transparence dans les services publics et la lutte contre la corruption ? C'est votre chance de faire entendre votre voix !
Participez à notre grand concours quiz sur la lutte contre la corruption, organisé par Tetik'asa Tolo-tanàna le 28 JUIN 2025 ! De superbes lots attendent les trois meilleurs.
Ne manquez pas la réunion d'information et d'inscription qui aura lieu le 21 JUIN 2025 à 8h00 à la Salle d'œuvre École Sacré Cœur, Tanambao V.
C'est le moment d'agir pour un avenir plus juste !
Pour toute question, contactez le 038 41 611 52 ou 034 30 810 27 (ligne verte, appel gratuit)
Ou envoyez-nous un message sur la page Tetik'asa Tolo-tanàna.
📢 Antso ho an'ireo mpianatry ny sekoly ambaratonga faharoa sy ambony rehetra eto Toamasina!
📢 Vondron-tanora ve ianao, liana amin'ny fampiroboroana ny mangarahara eo amin'ny asam-panjakana sy ny ady amin'ny kolikoly? ity no hahafahanao hampandre ny feonao!
Mandraisa anjara amin'ny fifaninanana "QUIZ" lehibe miady amin'ny kolikoly izay karakarain'ny Tetik'asa Tolo-tanana ny faha 28 jiona 2025! Misy loka ho an'ireo telo voalohany.
Aza adino ny fivoriana fampahafantarana sy fisoratana anarana izay atao ny faha 21 jiona 2025 amin'ny 08 ora maraina ao amin'ny Salle d'œuvre Sacré Coeur Tanambao V.
Fotoana tokony hihetsika ho amin'ny ho avy marina izao!
Raha misy fanontaniana dia antsoy ny 38 41 611 52 na 034 30 810 27 (laharan maitso, antso maimaim-poana).
Na mandefasa hafatra aminay amin'ny pejy Tetik'asa Tolo-tanana
'nykolikoly