Lovain-Jafy - DSL

Lovain-Jafy - DSL Association qui vise le Développement Social et Local

  Lovain-Jafy - DSLUNICEF Madagascar
17/12/2025


Lovain-Jafy - DSL
UNICEF Madagascar

🎤🎶
17/08/2024

🎤🎶

Araky ny mahazatra ny Lovain-jafy - DSL isan-taona dia manampy ny mpiara-monina izahay amin'ny alalan'ny fizarana fanome...
25/06/2024

Araky ny mahazatra ny Lovain-jafy - DSL isan-taona dia manampy ny mpiara-monina izahay amin'ny alalan'ny fizarana fanomezana isan-karazany ho an'ireo olona sahirana nifanena taminay teto Tamatave ville fa indrindra ny zaza sahirana rehefa akaiky ny fetim-pirenena toy izao.
Notanterahina ny sabotsy 22 jona 2024 teo izany.
Maro isan-karazany ny zavatra nozaraina ka eto dia mitondra ny teny fisaorana ho an'ireo rehetra nahafoy, nanolotra, nanampy anay ka nahazoana ireo dons toy ny lamba, biscuits, vola, .... nentina nanampiana ireo olona sahirana mpiray tanindrazana.
Am-polony maromaro moa no nahazo izany t@ity taona ity ka manantena ny mbola hanampy mihoatra lavitra an'izany amin'ny taona manaraka indray.
Faly izahay nahita ny tsikitsin'izy ireo.
"Tsy misy manana ny ampy fa sambatra izay mifanampy".


Nandray anjara tamin'ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana na Journée Mondiale de l'Environnemen...
17/06/2024

Nandray anjara tamin'ny fankalazana ny andro maneran-tany ho an'ny tontolo iainana na Journée Mondiale de l'Environnement nankalazaina tany @ Commune Mahavelona Foulpointe sy andro maneran-tany ho an'ny ranomasina na journée mondiale de l'ocean teny @ sisin-dranomasin'ny Toamasina ny association "Lovain-jafy -DSL" ny 08 à 09 Juin 2024, ka ny filamatra t@ izany dia: "Ndao harenina ny tany " ary " Izay ts mandoto efa naman'ny manadio "🌏🌱🌱

🔴🔴 Appel aux dons pour les enfants démunis de la ville de Tamatave 🔴🔴 Ho avy indray n'y 26 juin oo😊😊, Sady fête de l'ind...
30/05/2024

🔴🔴 Appel aux dons pour les enfants démunis de la ville de Tamatave 🔴🔴
Ho avy indray n'y 26 juin oo😊😊, Sady fête de l'indépendance no andro iray natokana hoan'ny ankizy 🥰🥰
Ndao ary isika nanangona izay Kely ananantsika mba hampifaly ankizy marefo ho toy ny ankizy rehetra.
Afaka raisinay daholo n'y karazana dons rehetra, toy ny:
👉Arendrina
👉 Biscuits
👉Lamba mafana
👉Kiraro,...
Afaka miditra mivantana @ mp izay misy hanmpiana. Na miantso direct am num izay misoratra eo amin'ny affiche.

Appel à candidature - Formations Ouvertes et à Distance (F**D) 2024-2025L'Institut de Sciences, Environnement et Dévelop...
24/04/2024

Appel à candidature - Formations Ouvertes et à Distance (F**D) 2024-2025

L'Institut de Sciences, Environnement et Développement Durable (ISSEDD) lance son appel à candidature pour les formations ouvertes à distance (F**D) dans le parcours de Développement Social et Local (DSL) à titre de l'année universitaire 2024-2025

Inscrivez-vous ✍️

Contact : 032 11 980 66 ou 034 83 099 65

**D

30/03/2024

Appel à candidature - Formations Ouvertes et à Distance (F**D) 2024-2025

L'Institut de Sciences, Environnement et Développement Durable (ISSEDD) lance son appel à candidature pour les formations ouvertes à distance (F**D) dans le parcours de Développement Social et Local (DSL) à titre de l'année universitaire 2024-2025

📆 L'inscription sera ouverte du 15 Février au 15 Avril 2024

Contact : 032 11 980 66 ou 034 83 099 65

**D

Association qui vise le Développement Social et Local

Nandray anjara tamin'ny fambolen-kazo izay natao tao Antetezana ny 02 Mars 2024 ny Association Lovain-Jafy - DSLLovain-J...
03/03/2024

Nandray anjara tamin'ny fambolen-kazo izay natao tao Antetezana ny 02 Mars 2024 ny Association Lovain-Jafy - DSLLovain-Jafy - DSL izay notarihin'i ASTRES.

"Planter un arbre 🌱, c'est planter la vie ♥️."

Address

Toamasina
501

Telephone

+261325565031

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Lovain-Jafy - DSL posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Lovain-Jafy - DSL:

Share