14/01/2025
Ny fikambanany Zanaka Sofia eto toamasina dia miara-miombona alahelo @ fianakaviany nohony fahalasanany zokibe Réné korodogno. Izy izay anisany mpanakanto nanandratra avo ny kolotsaina tsimihety t@ alàlany kanto izay noentiny. Mandria ampiadanana tompokolahy. Ary tsy ho adigno mandrakizay ny fiarahagna teto antany.