Mpanazava sy Tily EEM Santa Jakoba Toamasina Fiv06

Mpanazava sy Tily EEM Santa Jakoba Toamasina Fiv06 Sampana Mpanazava sy Tily fivondronana faha enina EEM Santa Jakoba

π…π€ππ„πŠπ„ππ€ πŒππˆπ€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π€ & π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π“πŽππˆπ€Β«π΄π‘‘π‘Žπ‘œπ‘£π‘¦ π‘šπ‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Ÿπ‘’π‘›π‘’π‘›π‘Ž π‘Ÿπ‘’β„Žπ‘’π‘‘π‘Ÿπ‘ŽΒ» π‘€π‘Žπ‘‘π‘–π‘œ 28:19π‘ŽπŸ™πŸ»Isaorana ny Tompo fa mito...
05/11/2025

π…π€ππ„πŠπ„ππ€ πŒππˆπ€ππƒπ‘π€πˆπŠπˆπ“π‘π€ & π…π€ππŽπ‹πŽπ‘π€ππ€ π“πŽππˆπ€
Β«π΄π‘‘π‘Žπ‘œπ‘£π‘¦ π‘šπ‘π‘–π‘Žπ‘›π‘Žπ‘‘π‘Ÿπ‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘–π‘Ÿπ‘’π‘›π‘’π‘›π‘Ž π‘Ÿπ‘’β„Žπ‘’π‘‘π‘Ÿπ‘ŽΒ» π‘€π‘Žπ‘‘π‘–π‘œ 28:19π‘Ž

πŸ™πŸ»Isaorana ny Tompo fa mitombo hatrany ny vonona hiroso lalindalina amin’ny asa fanompoana.

Koa faly izahay manasa an’ise hanotrona anay amin'ny fanekena mpiandraikitra sy ny fanolorana tonia Mpanazava an’i πŸ’š π‘ͺπ’‰π’†π’‡π’•π’‚π’Šπ’π’† π‘Ίπ’•π’†π’‘π’‰π’‚π’π’”π’”π’Šπ’‚πŸ’š

πŸ“… 09 π‘΅π’π’—π’‚π’Žπ’ƒπ’“π’‚ 2025
πŸ•™ 10 𝒐𝒓𝒂 π’Žπ’‚π’“π’‚π’Šπ’π’‚
β›ͺ 𝑬𝑬𝑴 𝑺𝒂𝒏𝒕𝒂 π‘±π’‚π’Œπ’π’ƒπ’‚

πΎπ‘œπ‘Ž π‘šπ‘Žπ‘›π‘Žπ‘›π‘‘π‘’π‘›π‘Ž 𝑛𝑦 π‘“π‘Žβ„Žπ‘Žπ‘‘π‘œπ‘›π‘”π‘Žπ‘£π‘Žπ‘›'𝑖𝑠𝑒 ! ☺️



J-???? 🀭 Aloavy aingana ny Fafy Zala fa hoavy raha ty ✊ Miaritra tsy minana composé iray andro fotsiny dia efa milasy ao...
16/10/2025

J-???? 🀭
Aloavy aingana ny Fafy Zala fa hoavy raha ty ✊
Miaritra tsy minana composΓ© iray andro fotsiny dia efa milasy ao anatiny iray taona πŸ˜‚πŸ˜‚


πŸ“£πŸš¨πŸš¨
26/09/2025

πŸ“£πŸš¨πŸš¨

‼️FANAMBARANA ‼️

πŸ””Noho ny toe-draharaha misy eto amin’ny firenena sy ny faritra misy antsika dia :

⚠️MITSAHATRA avokoa ny FIVORIANA TILY rehetra eto amin’ny faritany Atsinanana ny Sabotsy 27 Septambra sy ny Alahady 28 Septambra 2025.

πŸ™Aza adino ny mitondra am-bavaka ity firenenantsika ity πŸ‡²πŸ‡¬

HMTEM 2K25 πŸ”₯" Iray ao anaty fahasamihafana " ❀️         2K25 ✨
28/05/2025

HMTEM 2K25 πŸ”₯

" Iray ao anaty fahasamihafana " ❀️




2K25 ✨

Fivoriana anio πŸ₯°   ✨
02/02/2025

Fivoriana anio πŸ₯°
✨

Mandria Ampiadanana Neny Malala anay πŸ₯Ί Tsy ho adinonay ireo hanatra rehetra nomenao anay Ao fa hiezaka izahay hanao izay...
20/01/2025

Mandria Ampiadanana Neny Malala anay πŸ₯Ί
Tsy ho adinonay ireo hanatra rehetra nomenao anay
Ao fa hiezaka izahay hanao izay tratran'ny ainay amin'ny fampandrosoana ny fivondronana antsika πŸ₯Ί

08/12/2024

Tontosoa soamantsara anio 24 novembre 2024 ny fampanaovana fanekena Mpiandraikitra Tily sy Fanolorana Tonia Tily tato am...
24/11/2024

Tontosoa soamantsara anio 24 novembre 2024 ny fampanaovana fanekena Mpiandraikitra Tily sy Fanolorana Tonia Tily tato amin'ny fivondronana faha enina EEM Santa Jakoba.
Ho an'Andriamanitra irery iany ny voninahitra πŸ™
Mahefa bé amin'ny Andraikitra vaovao izay iantsorohana ❀️

24/11/2024

πŸ•˜ 10h
πŸ“Œ EMM Santa Jakoba

J-J Anio amin'ny 10h n'y fotoana ✨ Tongava daholo πŸ”₯πŸ”₯
24/11/2024

J-J
Anio amin'ny 10h n'y fotoana ✨
Tongava daholo πŸ”₯πŸ”₯

Izahay ato amin'ny fivondronana faha enina EEM Santa Jakoba dia faly manasa anareo amin'ny :

πŸ”₯FANEKENA MPIANDRAIKITRA sy FANOLORANA TONIA ary FANOKAFANA TAOM-PANABEAZANA synoda SKOA

β›ͺ EEM Santa Jakoba
Fivondronana Faha VI
Faritra Jeremia
πŸ“… Alahady 24/11/24
πŸ•™ Miditra amin'ny 10h

🟑 Sefotenina SAROY Pelandrova Justine
🟒🟠 Sefo KIONKIONA Maraisaka


Izahay ato amin'ny fivondronana faha enina EEM Santa Jakoba dia faly manasa anareo amin'ny :πŸ”₯FANEKENA MPIANDRAIKITRA sy ...
20/11/2024

Izahay ato amin'ny fivondronana faha enina EEM Santa Jakoba dia faly manasa anareo amin'ny :

πŸ”₯FANEKENA MPIANDRAIKITRA sy FANOLORANA TONIA ary FANOKAFANA TAOM-PANABEAZANA synoda SKOA

β›ͺ EEM Santa Jakoba
Fivondronana Faha VI
Faritra Jeremia
πŸ“… Alahady 24/11/24
πŸ•™ Miditra amin'ny 10h

🟑 Sefotenina SAROY Pelandrova Justine
🟒🟠 Sefo KIONKIONA Maraisaka


Address

Avenue De L'indΓ©pendance
Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mpanazava sy Tily EEM Santa Jakoba Toamasina Fiv06 posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share