TAMAGAA

TAMAGAA Tanora Mafoakan'i GAsikara Atsinanana

Akรดry aby eeeMandroso ny fikambanana ann Asa firotsahana teny amin'ny tontolo teny Ndao hiaraka aminay fa ilainay ianao ...
16/07/2025

Akรดry aby eee
Mandroso ny fikambanana ann
Asa firotsahana teny amin'ny tontolo teny
Ndao hiaraka aminay fa ilainay ianao io ann

โ€ŽMisokatra indray ny fisoratana anarana amin'ny fiofanana manaraka ๐Ÿ˜€โ€Žโ€Ž ๐Ÿ–ฅ๏ธ ๐‚๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ข๐ง๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐๐žฬ๐›๐ฎ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ฌ...
24/05/2025

โ€ŽMisokatra indray ny fisoratana anarana amin'ny fiofanana manaraka ๐Ÿ˜€
โ€Ž
โ€Ž ๐Ÿ–ฅ๏ธ ๐‚๐จ๐ฎ๐ซ๐ฌ ๐ข๐ง๐Ÿ๐จ๐ซ๐ฆ๐š๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐๐ฎ๐ซ๐ž๐š๐ฎ๐ญ๐ข๐ช๐ฎ๐ž ๐ฉ๐จ๐ฎ๐ซ ๐๐žฬ๐›๐ฎ๐ญ๐š๐ง๐ญ๐ฌ ๐Ÿค—
โ€Ž
โ€ŽIretoa avy ny module hianarana ao:
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ–ฑ๏ธWord
โ€Ž๐Ÿ–ฑ๏ธExcel
โ€Ž๐Ÿ–ฑ๏ธ PowerPoint
โ€Ž๐Ÿ–ฑ๏ธ Internet
โ€Ž
โ€ŽTadidio fa ny vanim-potoana hiainantsika izao dia tena mitovy am tsy mahay manoratra anie ny tsy mahay mikirakira Ordinateur e!!! Noho izany aza tara fa tongava misoratra anarana!
โ€Ž
โ€Žโš ๏ธ Voafetra ny toerana
โ€Ž๐Ÿ’Œ Mp pour plus d'informations ๐Ÿค—
โ€Žโ˜Ž๏ธ 0343922193 / 0340176702

โ€Ž๐Ÿค— ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—ขฬ‚๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—”๐—ง๐—”๐—ฉ๐—˜ ๐—˜๐—˜๐—˜!!! ๐Ÿ˜Šโ€Žโ€Ž๐Ÿ“ฃ Ho antsika izay manana tetikasa ๐Ÿชง๐Ÿ‘จ๐Ÿปโ€๐Ÿซ te hanagana petit business na teigna grand busin...
09/04/2025

โ€Ž๐Ÿค— ๐— ๐—”๐—ก๐—”๐—ž๐—ขฬ‚๐—ฅ๐—ฌ ๐—ง๐—”๐— ๐—”๐—ง๐—”๐—ฉ๐—˜ ๐—˜๐—˜๐—˜!!! ๐Ÿ˜Š
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“ฃ Ho antsika izay manana tetikasa ๐Ÿชง๐Ÿ‘จ๐Ÿปโ€๐Ÿซ te hanagana petit business na teigna grand business mintsy!
โ€Ž
โ€ŽAnisany fitaovana โš™๏ธ๐Ÿ““tena hilainao handrefesana ny fahombiazan'ny tetik'asanao ny Business Plan!
โ€Ž
โ€ŽManomana formation ho anao izahay ato amin'ny fikambanana TAMAGAA. Izay ho tarihin'i ๐ƒ๐ซ ๐„๐‹๐€๐๐ƒ๐Ž ๐™๐€๐Œ๐€๐๐ˆ๐‹๐„๐‡๐€ sy ๐Œ๐ซ ๐‘๐€๐๐ƒ๐‘๐ˆ๐€๐Œ๐๐€๐‡๐€๐’๐Ž๐€๐•๐€๐๐€ ๐€๐ง๐ญ๐จ๐ง๐ข๐จ izay amy Enseignant - chercheur
โ€Ž
Iray andro ihany dia mahazo bagage ianao hiatrehana ny projet nao!!! ๐ŸŽ’
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ—“๏ธ Dimanche 4 Mai ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ“
โ€Ž๐Ÿ•˜ 9h00 โ€“ 11h30 : Session du matin
โ€Ž11h30 โ€“ 13h30 : Pause
โ€Ž13h30 โ€“ 16h00 : Session de l'aprรจs-midi
โ€Ž๐Ÿ“ Toerana : EPP Anjoma
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“ฃ๐Ÿซด๐Ÿป๐—˜๐—ก๐—ง๐—ฅ๐—˜ฬ๐—˜ ๐—š๐—ฅ๐—”๐—ง๐—จ๐—œ๐—ง๐—˜ ๐Ÿ™Œ๐Ÿป
โ€Ž
โ€ŽTongava ary na dia mbola tsy manana idรฉe de projet fa ahay raha vaovao anรด afahanรด mandroso amin'ny fiainagna.
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž

โ€Ž๐ŸŒด Tamatave, ndao handroso!!! โ˜บ๏ธโ€Žโ€ŽMaro bรฉ tsika le Tsy tafiditra tamin'ny premiรจre vague "Cours d'anglais gratuit" igny ...
24/03/2025

โ€Ž๐ŸŒด Tamatave, ndao handroso!!! โ˜บ๏ธ
โ€Ž
โ€ŽMaro bรฉ tsika le Tsy tafiditra tamin'ny premiรจre vague "Cours d'anglais gratuit" igny neifa nagniry mbรด andray anjara ๐Ÿ™‚
โ€Ž
โ€ŽBonne nouvelle !! ๐Ÿค—
โ€ŽTรดnga ndreika ny deuxiรจme vague:
โ€ŽTongava misoratra anarana sur message privรฉ Zay intรฉressรฉs ary eee!!!
โ€Ž
โ€Ž ๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰ Aza tara tsony ei!!! โ˜บ๏ธ๐Ÿ˜๐Ÿ‘ˆ๐Ÿ‘ˆ
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ’Œ Natao ho antsika rehetra izay manana tanjona manokana tratrarina amin'izany ๐Ÿ™‚ ( fianarana, asa, fampitombona fahalalana,...etc)
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“ Toerana anatanterahana izany amin'ity ndray mitoraka ity dia: amin'ny EPP la poudrette Mangarivotra ๐Ÿ™‚
โ€Ž๐Ÿ“† Date : 28 Mars 2025
โ€Ž๐Ÿ•“ heure : 7h30 min
โ€Ž
โ€ŽRa Mila fanazavana fanampiny antsoy ny laharana: 0343922193, na ny 0340176702
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž ,
โ€Ž

โ€Ž๐ŸŒณ Anisany antompisin'ny fikambanana TAMAGAA ny fandraisana anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainana Ary indrindra ...
15/03/2025

โ€Ž๐ŸŒณ Anisany antompisin'ny fikambanana TAMAGAA ny fandraisana anjara amin'ny fanatsarana ny tontolo iainana Ary indrindra handray anjara amin'ny dia tanร na famerenana an'i Madagasikara ho tontolo maitso ๐ŸŒด๐ŸŒฑ๐ŸŒณ
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž๐ŸŒฑ Tontosa soamantsara ny fambolenkazo izay nataon'ny Ekipa anio 15 Martsa 2025 ๐Ÿ™‚
โ€Ž
โ€Ž ๐ŸŽ Merci ekipa solide ๐Ÿ’ช
โ€Ž โค๏ธVous รชtes les meilleurs ๐Ÿฅฐ
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž

โ€Ž๐ŸŒณ TA.MA.GA.A mamboly Tontolo Maitso๐ŸŒณโ€Žโ€ŽNdao MBA hiaraka aminay, hiaraka hanorina tontolo tsara ho an'ny taranaka faraman...
11/03/2025

โ€Ž๐ŸŒณ TA.MA.GA.A mamboly Tontolo Maitso๐ŸŒณ
โ€Ž
โ€ŽNdao MBA hiaraka aminay, hiaraka hanorina tontolo tsara ho an'ny taranaka faramandimby ๐Ÿค—
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ‘‰ Fotoagna fambolenkazo izao ka handray anjara amzany .ny fikambanana TA.MA.GA.A
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ‘‰ Tongava hiaraka aminei mbรด ameitraka dian-tagnana amin'ny fanatsarana ny tontolo hiaignana
โ€Ž
โ€Ž๐Ÿ“… Amin'ny sabotsy 15 Mars ho avy izao
โ€Ž๐Ÿ•˜ Amin'ny 9 ora ny fiaingana avy eo amin'ny Mรฉlissa valpinson
โ€Ž๐Ÿ›‘ Toerana: Ampandrontsoriry โ˜บ๏ธ
โ€Ž
โ€Ž
โ€ŽTA.MA.GA.A , ndao handroso ๐Ÿ’ชโ˜บ๏ธ
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž
โ€Ž

"Arabaigna viavy jiaby tratran'ny ity Andro manokana ankalazaina ny Vehivavy izao" ๐Ÿค—โค๏ธZay eo ihany fa magnasa antsika ta...
08/03/2025

"Arabaigna viavy jiaby tratran'ny ity Andro manokana ankalazaina ny Vehivavy izao" ๐Ÿค—โค๏ธ

Zay eo ihany fa magnasa antsika tanora viavy jiaby izahay ato am fikambanana MBA hiaraka hampandroso ity firenena Malala ntsika ity, atomboka ntsika amin'ny aketo antoรฉragna ๐Ÿ™‚

Maro ny adidy izay miandry antsika fรด aza mandry antsika viavy ei!!!

Tongava ao amin'ny message privรฉ izay rehetra Lina amin'ny fanaovana soa ny tanindrazagna misy ananjy ๐Ÿค—๐Ÿ˜Š

๐ŸŽ‰Mirary fety sambatra eee !!! โ˜บ๏ธ๐Ÿฅณ


Miarahaba ny vehivavy rehetra
08/03/2025

Miarahaba ny vehivavy rehetra

a๐ŸŽ‰ ๐Ÿ…‘๐Ÿ…ž๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…”   ๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…รฉ๐Ÿ…” ๐Ÿ…ฃ๐Ÿ….๐Ÿ…œ๐Ÿ….๐Ÿ…–๐Ÿ….๐Ÿ…, ๐ŸŽ‰๐ŸŒŸ Vita soamantsara ny fifampiarabana tratrin'ny taon niarahana tamin'ny ekipa TA.MA.GA.A!!...
03/03/2025

a๐ŸŽ‰ ๐Ÿ…‘๐Ÿ…ž๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…” ๐Ÿ…๐Ÿ…๐Ÿ…รฉ๐Ÿ…” ๐Ÿ…ฃ๐Ÿ….๐Ÿ…œ๐Ÿ….๐Ÿ…–๐Ÿ….๐Ÿ…, ๐ŸŽ‰

๐ŸŒŸ Vita soamantsara ny fifampiarabana tratrin'ny taon niarahana tamin'ny ekipa TA.MA.GA.A!!!

Fikambanana mifaly, mifankatia , miraihina ary vonona hifanampy MBA ampandrosona ny hafa sy ny tena ihany koa ๐Ÿค—๐Ÿฅฐ

๐Ÿ™๐ŸพGlory to God!๐Ÿ™๐Ÿพ

๐ŸŒด ๐Ÿ†ƒ๐Ÿ…ฐ.๐Ÿ…ผ๐Ÿ…ฐ.๐Ÿ…ถ๐Ÿ…ฐ.๐Ÿ…ฐ ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ณ๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…พ ๐Ÿ…ท๐Ÿ…ฐ๐Ÿ…ฝ๐Ÿ…ณ๐Ÿ†๐Ÿ…พ๐Ÿ†‚๐Ÿ…พ ๐Ÿ’ช

โ˜€๏ธ Glory to God! We successfully started our English course on Sunday, February 9! โ˜€๏ธโœจ Une belle aventure a commencรฉ ave...
10/02/2025

โ˜€๏ธ Glory to God! We successfully started our English course on Sunday, February 9! โ˜€๏ธ

โœจ Une belle aventure a commencรฉ avec TA.MA.GA.A ! Merci ร  tous ceux qui ont rรฉpondu prรฉsents ร  ce premier cours. Votre motivation et votre enthousiasme ont rendu ce moment exceptionnel !

๐Ÿ“š๐ŸŽ‰ Oui, oui, ce nโ€™est pas une rumeur, le cours dโ€™anglais GRATUIT existe bel et bien et il est ouvert ร  tous ceux qui veulent apprendre dans la bonne humeur.

๐Ÿ‘‰ Rejoignez-nous et faites partie de cette belle communautรฉ dโ€™apprentissage. Parce quโ€™ensemble, on avance mieux et plus vite !

๐Ÿ’ฌ Qui est prรชt pour le prochain cours ? ๐Ÿ”ฅ

๐Ÿ“ข Allรด Tamatave โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธIzรดvy amtsika le te hianatra Anglais igny i???? โ˜บ๏ธFantanay fa maro antsika liam-pivoaragna kei manas...
29/01/2025

๐Ÿ“ข Allรด Tamatave โ€ผ๏ธโ€ผ๏ธ

Izรดvy amtsika le te hianatra Anglais igny i???? โ˜บ๏ธ

Fantanay fa maro antsika liam-pivoaragna kei manasa antsika ho Tonga fa " GRATUIT " Ny cours d'anglais izay organisรฉ n'ny fikambanagna TA.MA.GA.A...

๐Ÿ‘‰ Izay manomboka amin'ny 9 Fรฉvrier ho avy izao ao amin'ny EPP Anjoma manomboka amin'ny 3 ora tolakandro ๐Ÿ•’

โœ… Misy certificat ho zaraina rehefa mahavita hatramin'ny farany ๐Ÿ™‚

๐Ÿ‘‰๐Ÿ‘‰๐Ÿ“ฃ Entano ny namana d tongava ary mianatra eeeโ—โ—โ—

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tontosa ny "SORTIE" izay natao teto amin'ny Datsara Village Vohidrotra anio 10/11/20...
10/11/2024

Misaotra an'Andriamanitra lehibe fa tontosa ny "SORTIE" izay natao teto amin'ny Datsara Village Vohidrotra anio 10/11/2024.
Isaorana isika rehetra izay tsy nanao ambanin-javatra ity hetsika ity.
Indro ny tatitra an-tsary kely

Address

Toamasina
501

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when TAMAGAA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share