Youth Association and developpment Actors

Youth Association and developpment Actors ANJAD ou « Association des Jeunes Acteurs pour le développement » est une association des jeunes volontaire à but non lucratif crée en 2008 dans la capi

21/07/2026

EFA IMBETSAKA ZAHAY NO NITENY HOE AKATONY IREO VOYANT SY MPISIKIDY FENO ETO AN- TANÀNA REO
FA REO NO MANOMÉ ODY FANDRAIKEREKENA NY MPAMONO OLONA.

21/07/2026

🆘🆘🆘🆘AOK'IZAY NY HERISETRA SY VONOMOKA NY MALAGASY
NDAO HANAITRA NY TOMPON'ANDRAIKITRA @ HETSIKA FOTSY TSIKA TANORA.

RY MALAGASY Le VRAI PRESIDENT EST RARE ! TSY AHITA ARY TSY HISY OTRAN'I. COLONEL MICHAEL I'TSONY ISIKA RA TSY MAHAY MIAR...
19/03/2026

RY MALAGASY Le VRAI PRESIDENT EST RARE !
TSY AHITA ARY TSY HISY OTRAN'I. COLONEL MICHAEL I'TSONY ISIKA RA TSY MAHAY MIARAKA AMINY AMIN'IZAO FOTOANA IZAO.🇲🇬

FORMATION RAITRA 100% PRATIQUE AZAHOANA FAMATSIAMBOLA TETIKASA
02/03/2026

FORMATION RAITRA 100% PRATIQUE AZAHOANA FAMATSIAMBOLA TETIKASA

FOTOANA NY FANAVAOZANA IZAO - ESORY NY FORONGON'I VALERY   TAO @ FIHARIANA TAO @ INDUSTRIE TAO  FA TOROTSIKA  INDRAY ZAO...
15/01/2026

FOTOANA NY FANAVAOZANA IZAO
- ESORY NY FORONGON'I VALERY TAO @ FIHARIANA TAO @ INDUSTRIE TAO FA TOROTSIKA INDRAY ZAO MANADIO

MILA MAFY TSIKA TANORA MANOHANA AN'IZAO FITONDRANA IZAO !!!

13/01/2026

NY PRESIDENT COLONEL MICHAEL dia olona miasa ,misy vokatra 🇲🇬
fa populisme mitady sitraka nefa tsy miasa otran'ny le mpitondra Téo aloha😶

Tombana : TAPITRA NY ROA VOLANA VOALOHANY - Niezaka nametraka ny lamina amin'ny fitatanan'draharaham - panjakana ny fito...
07/01/2026

Tombana : TAPITRA NY ROA VOLANA VOALOHANY
- Niezaka nametraka ny lamina amin'ny fitatanan'draharaham - panjakana ny fitondrana izay tarihan'Atoa COLONEL MICHAEL RANDRIANIRINA nandritra izay roa volana izay ;
tsy mora ny ezaka Satria Sady manadio ny ao anatiny no manome ohatra ho an'ny vahoaka ety ivelany.
- Manomboka mankasitraka ny vahoaka t@ asa vita;
- Hita Taratra n'y ady @ fanjakazakana sy n'y tsy Maty manota nataon'olo - bitsy Téo aloha.
- Miezaka manakaiky vahoaka ny FILOHA@ ankolafiny rehetra.
MBOLA MISY NY FIHAIKANA ANEFA:
- Mila malina nefa haingana ny fanadiovana ireo Mbola mety hamingana @ reo tafajanona ao anatiny.
- Mila Manendry tena VRAI TECHNICIEN ny FILOHA fa tsy variana Manendry tsanganlolona hita t@ haino amanjery fotsiny.
- Tokony hanakaiky ny tanora hatrany ny FILOHA MBA hampiparitaka ireo vondron'ny tanora efa resy lahatra aminy.

Address

Route Ivato AEROPORT
Antananarivo
101

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Youth Association and developpment Actors posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Youth Association and developpment Actors:

Shortcuts

Share