09/04/2025
❗️🆘URGENT🆘❗️ Mme onja.
Vao teraka ny zanany izy 3volana lasa zay.Nanana aretina teo amin’ny nono anefa izy nandritra ny fitondrana vohaka ka ra natao ny fizahana dia voalaza fa CANCER DE SEIN no mahazo azy.
Efa tena miha-mihombo be ilay aretina amin’izao kanefa ny eo am-pelatanana tena tsy misy entina hitsaboana azy.
🙏🏻Ka eto no anaovana antso vonjy ho anareo izay mahalala tanana mba hanampy azy ireo na ara-bola na ara-kevitra ary ny momban’ny zazakely toy ny ronono,couche, biberon fa tena sahirana tanteraka izy ireo.
Marihina eto fa ilay zaza dia 3volana ary tsy minono amin’ny reniny fa ronono amin’ny boite fona no nomena azy atreto.
Toerana misy azy: Ambohimirary
Laharana mivantana ny marary : +261386056709 (Onja Saharah)
Pour vos dons association
Doit : Onja
0380759356 (Association générale culture)
0337326505 (Association générale culture)
0324837789 (RALANDINIRINA Livasoa)