Anjara Birikiko

Anjara Birikiko Samy manana ny Anjara Birikiny ho an'ny fampandrosoana ny firenena sy ny fiaraha-monina ny tsirairay.

Anjara birikiko, une association des jeunes étudiants visant à promouvoir le développement durable par le biais d’une éducation civique et environnementale aux enfants ainsi qu’aux jeunes malgaches. Noho izany manana anjara toerana lehibe ny hetsika famporisihina ny ankizy sy ny tanora handray andraikitra eo amin'ny tontolo misy azy. Na eo amin'ny sehatry ny fampianarana izany, na ny sehatry ny to

ntolo iainana, na ihany koa amin'ny alalan'ny fihetsika kely andavanandro, dia zava-dehibe ny fahatsapana ny andraikitra tokony ho raisina manoloana ny zava-mitranga eo amin'ny fiaraha-monina isan'andro. Ny tanjon'ny vondrona dia ny hampirisika sy hanaitra ny sain'ny ankizy sy ny tanora, mahakasika ny lanjan'ny andraikitr'izy ireo ho an'ny fampandrosoana ny firenena. Manoloana izany ny vondrona Anjara Birikiko dia miasa amin'ny sehatra maromaro toy ny fanabeazana, ny tontolo iainana, ny tontolo ambanivohitra, ny fampianarana ary ny fanampiana sy fanohanana ny fiaraha-monina. Anjara Biriko traduit la contribution de chacun pour le développement de la société et du pays. Ainsi, valoriser les actions qui sensibilisent les jeunes et les enfants à agir dans leur environnement est un sujet qui peut concerner chacun d'entre nous. Que ce soit dans le domaine éducatif, environnemental ou à travers les petits gestes du quotidien, le plus important est d'être conscient(e) de la responsabilité que l'on a par rapport aux divers situations autour de nous. L'objectif de l'organisation Anjara Birikiko est d'encourager et de conscientiser les jeunes et les enfants par rapport aux places qu'ils occupent pour le développement de la société. L'organisation agit dans plusieurs domaines tel que l'éducation, l'environnement et le développement durable, la ruralité, la formation et les aides humanitaires et carritatives.

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Anjara Birikiko posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share