12/02/2026
Ny fikambanana MAFAMI nasionaly dia maneho ny fiaraha-miory amin'i Andriamatoa Faniry Razafimah (SECTION RAVITOTO) amin'izao fahalasan'ny vady andefimandriny izao. Misy ny fandaminana anatiny amin'ny fanatanterahana ny adidy farany amin'i Ratompokovavy ka izay afaka dia manantona ny birao nasionaly.