Consortium des Jeunes Vonona

Consortium des Jeunes Vonona Groupement des Associations des Jeunes, militants, pour l'atteinte des Objectifs du Développement Durable

Consortium des Associations des Jeunes pour la protection de l'environnement, la conservation de la biodiversité, et la lutte contre le rechauffement climatique

16/05/2026

📢 𝗥𝘆 𝘁𝗮𝗻𝗼𝗿𝗮, 𝗵𝗶𝗮𝗿𝗮-𝗵𝗶𝗲𝗻𝘁𝗮𝗻𝗮 𝗶𝘀𝗶𝗸𝗮 𝗵𝗼 𝗳𝗮𝗻𝗮𝘃𝗮𝗼𝘇𝗮𝗻𝗮 𝗮𝗻'𝗶 𝗠𝗮𝗱𝗮𝗴𝗮𝘀𝗶𝗸𝗮𝗿𝗮🇲🇬

🔔Ndao handray anjara mavitrika amin'ny Fikaonan-doham-pirenena ataon'ny Tanora ✨

Ministère de la Jeunesse et des Sports

22/04/2026
20/04/2026

🔴𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐎𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

Misokatra ny fisoratana anarana 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 hoan'ireo fikambanana maniry andray anjara.

Ny 𝟑𝟎 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 no daty farany hamerenana ny fisy.

Mifampilazaha dia andao hiaraka hientana isika.

𝐅𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 :
1- Télécharger na ity sary appel à manifesration d’intérêt na AMI ity
2- Fenoy ny mombamomba ny fikambanana misy anao ny tapany ambany
3- Avereno amin’ny tomponandraikitra eny amin’ny district (interlocuteur de district ny fisy nofenoinao)
4- Araho tsy tapaka ny vaovao ao amin’ny pejin’ny Concertations société civile Malagasy

🌍 Jeunes de la diaspora malagasy, et si votre prochain engagement vous rapprochait de vos racines ? 📣 Avez-vous entre 20...
16/04/2026

🌍 Jeunes de la diaspora malagasy, et si votre prochain engagement vous rapprochait de vos racines ?

📣 Avez-vous entre 20 et 35 ans, vous faites partie de la diaspora malagasy et vous désirez participer activement au développement de Madagascar ? Engagez-vous auprès de PNM dans le cadre du programme de bénévolat LOHARANO II - Projet TADY !

📆Durant une période de 4 mois (de juin à septembre 2026), vous aurez la chance de retourner à Madagascar afin de participer activement à notre initiative à fort impact.

💡 Ce qui vous attend:
• Une expérience pratique inédite sur le terrain
• Des missions concrètes et utiles
• Une aventure inédite dans un environnement multiculturel
• Une reconnexion forte avec Madagascar

🔎 Découvrez toutes les missions disponibles ici: https://lnkd.in/dFXB-epN

📂 13 volontaires sont encore nécessaires pour finaliser la Cohorte 2026 dans le cadre du programme. Candidatez dès maintenant !
Préparez
• votre meilleur CV
• une lettre de motivation
• votre pièce d’identité et le formulaire à télécharger ici 👉 https://lnkd.in/dSQXi7v8

📧 Envoyez votre dossier à par email : [email protected]
🗓️ Date limite : 20 avril 2026 à 23h59 (GMT+3)

🚀 Faites le choix d’un engagement qui a du sens. Passerelles Numériques Madagascar n'attend plus que vous !

📢 Fandraisana anjaran’ny Consortium des Jeunes Vonona amin’ny 𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝑰𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏...
15/04/2026

📢 Fandraisana anjaran’ny Consortium des Jeunes Vonona amin’ny 𝑭𝒂𝒏𝒌𝒂𝒍𝒂𝒛𝒂𝒏𝒂 𝒏𝒚 𝑨𝒏𝒅𝒓𝒐 𝑰𝒓𝒂𝒊𝒔𝒂𝒎-𝒑𝒊𝒓𝒆𝒏𝒆𝒏𝒂 𝒉𝒐 𝒂𝒏’𝒏𝒚 𝑭𝒂𝒉𝒂𝒔𝒂𝒍𝒂𝒎𝒂𝒏𝒂 2026 🎉

🌍 Hatramin'izay dia mandray anjara amin'ny hetsika rehetra eo amin’ny sehatry ny fahasalamam-bahoaka ny fikambanana Consortium des Jeunes VONONA.

✅Androany 15 Aprily 2026, teto Maintirano, renivohitry ny Faritra Melaky, dia nandray anjara mavitrika tamin’ny hetsika rehetra nandritra ny 𝙛𝙖𝙠𝙖𝙡𝙖𝙯𝙖𝙡𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙣𝙙𝙧𝙤 𝙞𝙧𝙖𝙞𝙨𝙖𝙢-𝙥𝙞𝙧𝙚𝙣𝙚𝙣𝙖 𝙝𝙤 𝙖𝙣'𝙣𝙮 𝙁𝙖𝙝𝙖𝙨𝙖𝙡𝙖𝙢𝙖𝙣𝙖 𝙨𝙮 𝙛𝙖𝙣𝙤𝙠𝙖𝙛𝙖𝙣𝙖 𝙣𝙮 𝙖𝙢𝙞𝙣'𝙣𝙮 𝙛𝙤𝙢𝙗𝙖 𝙤𝙛𝙞𝙨𝙞𝙖𝙡𝙮 𝙣𝙮 𝙫𝙖𝙠𝙨𝙞𝙣𝙮 𝙈-𝙋𝙊𝙓 ny fikambanana.

📌 Marihina fa ny sehatry ny fahasalamana dia iray amin’ny andininy fototra ao amin’ny Drafitra Stratezika ny Consortium des Jeunes VONONA.

🙏 Vonona hatrany ny fikambanana hiara-hiasa mandrakariva ho an’ny fahasalamana.

Ministeran'ny Fahasalamam-bahoaka

01/04/2026
Earth Hour 2026 À MAINTIRANO : UNE MOBILISATION RÉUSSIE POUR LA PLANÈTE 🌱Le Consortium des Jeunes Vonona , à travers son...
29/03/2026

Earth Hour 2026 À MAINTIRANO : UNE MOBILISATION RÉUSSIE POUR LA PLANÈTE 🌱

Le Consortium des Jeunes Vonona , à travers son engagement pour la protection de l’environnement, est fier d’annoncer la réussite de la célébration de Earth Hour 2026 à Maintirano, marquée par une forte mobilisation communautaire et partenariale.

📚 Du 23 au 26 mars 2026
Des séances d’éducation environnementale ont été réalisées dans 6 établissements scolaires publics et privés de la ville de Maintirano. Ces activités ont été renforcées par un concours inter-établissements sur la salubrité et l’environnement, visant à promouvoir les écogestes et la responsabilité environnementale chez les jeunes.

🌱 Le 27 mars 2026 – Ambararatakely
Une activité de regarnissage des jeunes plants a été menée avec la participation des communautés locales, contribuant à la restauration des écosystèmes et à la lutte contre la dégradation environnementale.

🎉 Cérémonie officielle de célébration
La célébration a été couronnée par une série d’activités grand public :

🧹 Nettoyage de la plage de Maintirano
💃 Séance de Zumba
🎶 Flash mob
🎤 Radio crochet environnemental

Ces activités ont vu la participation active de plusieurs partenaires engagés, notamment : WWF, les autorités locales, FIHAME, Zandry sy Tontolo Iainana, Blue Ventures, Génération Football Melaky, Zumba 413, ainsi que les établissements scolaires et la population locale.

🙏 Le Consortium des Jeunes Vonona adresse ses sincères remerciements à tous les partenaires et participants pour leur engagement. Ensemble, nous réaffirmons que chaque geste compte pour préserver notre planète.

🌏 Agir aujourd’hui pour préserver demain !
WWF
WWF Madagascar

Adinyn iray ho an'ny tanyUne heure pour la terre Earth Hour Day
28/03/2026

Adinyn iray ho an'ny tany
Une heure pour la terre
Earth Hour Day

🌍Ao anatin'ny fankalazana ny Adiny Iray ho an'ny Tany na Earth Hour Day isika izao.Ka toy izao ny tohin'ny programa tsik...
26/03/2026

🌍Ao anatin'ny fankalazana ny Adiny Iray ho an'ny Tany na Earth Hour Day isika izao.
Ka toy izao ny tohin'ny programa tsika :

👉amaray Zoma faha 27 Martsa @ 06 ora maraina :
🌲Fanatevenana ny zanankazo efa nambolena nandritra ny fambolenkazo 2026 eny Ambararatakely

👉afak'amaray Sabotsy 28 Martsa @ 03 ora folakandro :
🌊Fanadiovana plage eny andriaky Namela, mitohy amin'ny hetsika 🎊Zumba sy 🎉fisà maro toy ny 📣Radio Crochet ahazoa 👉loka maro isan-karazany.


WWF Madagascar

✅ Tontosa soa aman-tsara tamin'ny Asabotsy 13 Desambra 2025, tamin’ny 03 ora tolakandro, ny fanolorana amin’ny fomba ofi...
15/12/2025

✅ Tontosa soa aman-tsara tamin'ny Asabotsy 13 Desambra 2025, tamin’ny 03 ora tolakandro, ny fanolorana amin’ny fomba ofisialy ny BAZARY ao anatin’ny Complexe de Pêche ao Ampasimandroro, Fokontany Ampasimandroro, Commune Urbaine de Maintirano, izay foto-drafitr'asa nahorin'ny Ministère de la Pêche et de l'Economie Bleue tao anatin'ny tetikasa roa taona lasa izay.

✅ Tonga teny an-toerana ny Ben’ny Tanàna ao amin’ny Kaominina Ambonivohitra Maintirano, Andriamatoa VOHOMBA Michel Arnaud, niaraka tamin’ireo mpiara-miasa aminy, ary koa ny solontenam-panjakana avy amin’ny Drpeb Melaky , nanolotra amin’ny fomba ofisialy izany BAZARY izany ho an’ny vahoakan’Ampasimandroro.

✅ Nanatrika sy nanome voninahitra ny lanonana ihany koa ny solontenan’ny Faritra Melaky, nisolo tena an’Andriamatoa Lehiben’ny Faritra mpisolo toerana, ary ireo solontenam-panjakana miasa eto Maintirano.

✅ Ity hetsika ity dia vokatry ny fiarahamiasa teo amin’ny Consortium des Jeunes Vonona sy ny Fikambanan’ny Mpanjono , izay nandray ny fitantanana ny Complexe de Pêche sy Chambre Froide nanomboka ny volana Septambra 2025, miaraka amin’ny fanohanana ara-teknika sy ara-bola avy amin’ny Consortium des Jeunes VONONA.

✅ Tsara marihina fa tsy fitokanana izao natao izao, fa filira na fanolorana ny tsena, mba hahafahan’ny vahoaka mampiasa azy ho tombontsoan’ny besinimaro, indrindra fa ny mpanjono.

✅ Isaorana manokana ny Ministère de la Pêche et de l'Economie Bleue , izay soloin’ny Drpeb Melaky noho ny fanamorana sy ny toro-marika ara-teknika nomeny mikasika ny fitantanana ity foto-drafitr’asa ity.

✅Araka ny efa fantatsika dia nandray ny fitantanana ireo Complexe de Pêche sy Chambre Froide ny Fikambanan'ny     tamin'...
11/12/2025

✅Araka ny efa fantatsika dia nandray ny fitantanana ireo Complexe de Pêche sy Chambre Froide ny Fikambanan'ny tamin'ny 03 Septembra 2025, miditra telo volana izay no nandraisany ny fitantanana, izay tohanan'ny fikambanana Consortium des Jeunes Vonona ara-teknika sy ara-bola.
✅Araka ny fifampiresahana tamin'ny tompon'andraikitra isan-tokony, indrindra fa ny sy , dia tonga izao fotoana hidirantsika indray amin'ny dingana manaraka ka 𝘼𝙏𝘼𝙊 𝙁𝙄𝙇𝙄𝙍𝘼 𝙉𝙔 𝘽𝘼𝙕𝘼𝙍𝙔 𝘼𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙉𝙔 𝘾𝙊𝙈𝙋𝙇𝙀𝙓𝙀 𝘼𝙈𝙋𝘼𝙎𝙄𝙈𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊𝙍𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙉𝙔 𝘼𝙎𝘼𝘽𝙊𝙏𝙎𝙔 𝙁𝘼𝙃𝘼 13 𝘿𝙀𝙎𝘼𝙈𝘽𝙍𝘼 𝙃𝙊 𝘼𝙑𝙔 𝙄𝙕𝘼𝙊 𝘼𝙈𝙄𝙉'𝙉𝙔 03 𝙊𝙍𝘼 𝙁𝙊𝙇𝘼𝙆𝘼𝙉𝘿𝙍𝙊.
🙏Ka noho izany dia manasa antsika vahoaka iray manontolo tsy ankavaka mba ho tonga eny amin'io fotoana io, ka manomboka amin'io Asabotsy io dia hisokatra ho antsika vahoaka rehetra ny Bazary eny Ampasimandroro.
⚠️Marihina fa mbola tsy fitokanana amin'ny fomba ofisialy izao atao izao, fa filira bazary avao mba ahafahana mampiasa azy ho tombontsoan'ny vahoaka iray manontolo indrindra fa ny mpanjono.
🙏Isaorana ny Ministère de la Pêche et de l'Economie Bleue izay soloin'ny Drpeb Melaky sy mpiara-miasa aminy tena, tamin'ny fanamorana sy ny toro-marika ara-teknika mikasika ny fitantanana izany foto-drafitr'asa izany.
⚠️Marihina ihany koa fa maro ny tolotra efa mandeha araka ny tokony ho izy amin'ireo toerana ireo, toy ny famokarana glace azo ampiasaina amin'ny sakafo, glace azo ampiasaina amin'ny fitehirizana hazandrano, fitehirizana hazandrano amin'ny vata fampangatsiahana, izay tolotra natao ho an'ny rehetra indrindra fa ny mpanjono.

Address

Maintirano
413

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Consortium des Jeunes Vonona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Consortium des Jeunes Vonona:

Share