30/04/2022
Nody mandry io maraina io ity Ben’ny tananan’ny Berevo ity
Mirary fiononana feno hoan’ny fianakaviana sy ny mponina ao Berevo izahay mpikambana …
Mandria ampiadanana ray aman-dreny.
Tonga nitsidika ny Ben’ny tanan’ny Berevo ny birao mandrafitra ny Association Melaky Mifandomba anio alakamisy 21 oktobra 2021. Raha tsiahivina moa dia ny 27 septambra lasa teo izy no niharam-boina ary dia nalefa hitsabo tena aty Antananarivo.
Mihatsara ny fahasalamany, ary mbola mitohy ny fitsaboana koa dia mahatsiaro tena ho manana adidy ny mpikambana.
Mirary fahasalama hoazy.
Mila jerena akaiky koa ny tsy fandriampahalemana misy any izay hiaraha mahalala.