Plateforme RAFIA

Plateforme RAFIA Plateforme de la Société Civile dans la Région Melaky

20/04/2026

🔴𝐅𝐈𝐊𝐀𝐎𝐍𝐀𝐍𝐃𝐎𝐇𝐀 𝐍𝐘 𝐅𝐈𝐑𝐀𝐈𝐒𝐀𝐌𝐎𝐍𝐈𝐌-𝐏𝐈𝐑𝐄𝐍𝐄𝐍𝐀

Misokatra ny fisoratana anarana 𝐦𝐚𝐧𝐞𝐫𝐚𝐧𝐚 𝐧𝐲 𝐟𝐚𝐫𝐢𝐭𝐫𝐚 𝐫𝐞𝐡𝐞𝐭𝐫𝐚 𝐞𝐭𝐨 𝐌𝐚𝐝𝐚𝐠𝐚𝐬𝐢𝐤𝐚𝐫𝐚 hoan'ireo fikambanana maniry andray anjara.

Ny 𝟑𝟎 𝐀𝐯𝐫𝐢𝐥𝐲 𝟐𝟎𝟐𝟔 no daty farany hamerenana ny fisy.

Mifampilazaha dia andao hiaraka hientana isika.

𝐅𝐨𝐦𝐛𝐚 𝐟𝐢𝐬𝐨𝐫𝐚𝐭𝐚𝐧𝐚 𝐚𝐧𝐚𝐫𝐚𝐧𝐚 :
1- Télécharger na ity sary appel à manifesration d’intérêt na AMI ity
2- Fenoy ny mombamomba ny fikambanana misy anao ny tapany ambany
3- Avereno amin’ny tomponandraikitra eny amin’ny district (interlocuteur de district ny fisy nofenoinao)
4- Araho tsy tapaka ny vaovao ao amin’ny pejin’ny Concertations société civile Malagasy

19/04/2026

🌍 Jeunes de la diaspora malagasy, et si votre prochain engagement vous rapprochait de vos racines ?

📣 Avez-vous entre 20 et 35 ans, vous faites partie de la diaspora malagasy et vous désirez participer activement au développement de Madagascar ? Engagez-vous auprès de PNM dans le cadre du programme de bénévolat LOHARANO II - Projet TADY !

📆Durant une période de 4 mois (de juin à septembre 2026), vous aurez la chance de retourner à Madagascar afin de participer activement à notre initiative à fort impact.

💡 Ce qui vous attend:
• Une expérience pratique inédite sur le terrain
• Des missions concrètes et utiles
• Une aventure inédite dans un environnement multiculturel
• Une reconnexion forte avec Madagascar

🔎 Découvrez toutes les missions disponibles ici: https://lnkd.in/dFXB-epN

📂 13 volontaires sont encore nécessaires pour finaliser la Cohorte 2026 dans le cadre du programme. Candidatez dès maintenant !
Préparez
• votre meilleur CV
• une lettre de motivation
• votre pièce d’identité et le formulaire à télécharger ici 👉 https://lnkd.in/dSQXi7v8

📧 Envoyez votre dossier à par email : [email protected]
🗓️ Date limite : 20 avril 2026 à 23h59 (GMT+3)

🚀 Faites le choix d’un engagement qui a du sens. Passerelles Numériques Madagascar n'attend plus que vous !

Andro fahateloFiofanana ho fampiharana ny fampiasana ny MANUEL DE PROCÉDURE,ireo taratasy ho kirakiraina rehetra!Ireo mp...
16/12/2025

Andro fahatelo

Fiofanana ho fampiharana ny fampiasana ny MANUEL DE PROCÉDURE,ireo taratasy ho kirakiraina rehetra!

Ireo mpikambana CA sy Comité regional de contrôle sy mambra RAFIA Melaky

Andro faharoa tamin'ny Asabotsy lasa Téo,nanaovana Manuel de procédure ny plateforme RAFIA Melaky!Tena mavitsika ny mpik...
15/12/2025

Andro faharoa tamin'ny Asabotsy lasa Téo,nanaovana Manuel de procédure ny plateforme RAFIA Melaky!

Tena mavitsika ny mpikambana mandray anjara!

J2

Natao androany ny fanaovazana ny Manuel de procédure ny plateforme société civile RAFIA Melaky!Andro voaloahany isaorana...
12/12/2025

Natao androany ny fanaovazana ny Manuel de procédure ny plateforme société civile RAFIA Melaky!

Andro voaloahany

isaorana ny mpanohana WWF izay manao tantsoroka ny plateforme RAFIA

Atrik'asa fananganana ny drafitra stratezika na plan stratégique RAFIA Melaky.Ny Nanamarika ny Andro faharoa omaly.J2Tad...
27/11/2025

Atrik'asa fananganana ny drafitra stratezika na plan stratégique RAFIA Melaky.

Ny Nanamarika ny Andro faharoa omaly.J2
Taditra tanteraka ao anatiny laha dinika ny fametrahana ny VISION.

Filazana tsara ho fantatra ho antsika vahoaka!Hikatona amin'ny Alatsinainy faha 01 Desambra 2025 hoavy izao ny fitradrah...
26/11/2025

Filazana tsara ho fantatra ho antsika vahoaka!

Hikatona amin'ny Alatsinainy faha 01 Desambra 2025 hoavy izao ny fitradrahana CREVETTE sy Fivarotana!

Lalàna mifehy ny Jono 2015-053

Atrik'asa fananganana ny drafitra stratezika na plan stratégique hoan'ny plateforme RAFIA Melaky.Tontosa omali faha 25 N...
26/11/2025

Atrik'asa fananganana ny drafitra stratezika na plan stratégique hoan'ny plateforme RAFIA Melaky.
Tontosa omali faha 25 Novambra 2025 n'y Andro voaloahany.J1

10/11/2025

Ireo mambra mitarika ny plateforme RAFIA Melaky:
1.President de conseil d'administration(PCA): NOMENDRAZA MAHARESA YVES VICTORIEN(Maintirano)
2.Vice_PCA:VOREKINY Eugène(Antsalova)
3.Secretaire:RAKOTO ANDRIANARIVELO Lala(Maintirano)
4.Tresorier:RAHERISON Aimé Tambohomana(Maintirano)
5.Conseiller: TSODRANO Soanomeny Alexandra(Maintirano)
6.conseiller: RATSIMBAZAFY Jean Pierre(Maintirano)
7.Conseiller: RAHARISON Edouard(Morafenobe)
8.Conseiller: LALAHARIJAONA Manitriniaina(Ambatomainty)
Conseiller: RAMAMONJISOA Fabienne(Besalampy)

09/11/2025

Filazana maika:
Ny plateforme RAFIA Melaky dia mitady Tanora lahy na vavy izay manana diplôme Bac+2.
Ny olona tadiavina dia mïsa dimy(05)
Raha mahaliana anao dia mandefasa Curculim Vitæ na CV amin'ny maika:[email protected] na [email protected]

N'y fotoana farany dia hamaray alatsinainy faha 10 Novambra 2025 amin'ny 08ora maraina
Fanazavana:0349573610

09/11/2025

Filazana maika:
Ny plateforme RAFIA Melaky dia mitady Tanora lahy na vavy izay manana diplôme Bac+2.
Raha mahaliana anao dia mandefasa Curculim Vitæ na CV amin'ny maika:[email protected] na [email protected]

N'y fotoana farany dia hamaray alatsinainy faha 10 Novambra 2025 amin'ny 08ora maraina
Fanazavana:0349573610

Gmail is email that’s intuitive, efficient, and useful. 15 GB of storage, less spam, and mobile access.

Address

15
Maintirano
413

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Plateforme RAFIA posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Plateforme RAFIA:

Share