Association TAHEZA Maintirano

Directions

Association TAHEZA Maintirano Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Association TAHEZA Maintirano, Nonprofit Organization, Maintirano.

MAFAIJIJO🤜🤛
15/10/2026

MAFAIJIJO🤜🤛

09/10/2026

Hoantsika manan-talenta sy tia mihira dia misokatra ho antsika ny fifaninanan-kira MASINA izay atao ao @ KLM-Maintirano ny 08-15-22-29 novembre 2026 ho avy izao.
💥Fandraisana anjara natao mirary : 20 000Ar
💥Hisy ihany koa amin'io le 29 io ,ny ahitana ny billet TOMBOLA ntsika dia ao amin'ny ampitany TELMA SHOP aminy vidiny 2 000Ar monja.
💥LOT: Canal+ ; Telephone Androide sy ny loka maro hafa koa toy ny t-shirt sy ny sisa....

: 034 67 217 57 / 032 75 644 11
Miantso io laharana io avy hatrany izay hisoratra anarana na miditra MP amin'ity page ity sy ny mbola mila fanazavana.
🕺MIDERÀ AN'I KRISTY AMIN'NY FONAO REHETRA🕺

NOTA:
-Tsy mifily finoa fa misokatra hoan'ny olo iaby 💗
-Misy sokajy roa miavaka(OLOBE sy Zaza madiniky)
-Mety ny na SOLO na GROUPE(Duo,Trio,etc...),ankoatra ny hoe Chorale

Miarahaba anareo mivaly,loniky hahomby hatrany ze kasainareo. Ankino amin'ny ambony ao raha hiri iaby fa i ro tompony fa...
19/09/2026

Miarahaba anareo mivaly,loniky hahomby hatrany ze kasainareo. Ankino amin'ny ambony ao raha hiri iaby fa i ro tompony fa tsy resak'olo☝

07/09/2026

📢 AVIS AUX CANDIDATS
🎓 Les inscriptions au LTP-MAINTIRANO sont désormais ouvertes !
Nous invitons toutes les personnes intéressées à venir s’inscrire auprès de l’établissement et à saisir cette opportunité de poursuivre leur formation dans un cadre technique et professionnel.

📚 Rejoignez le LTP-MAINTIRANO et construisez votre avenir professionnel !

👉 Les inscriptions sont ouvertes dès maintenant.

🎯 « Olo Mahay Raha tsy very mandeha. »

Les jeunes membres de l'Association TAHEZA déploient toute leur énergie pour le festival BAREA, ici à Maintirano. Un imm...
26/08/2026

Les jeunes membres de l'Association TAHEZA déploient toute leur énergie pour le festival BAREA, ici à Maintirano. Un immense merci à Mme député Velonjara Théophiline, élue ici à Maintirano. 🙏

26/08/2026

Address

Maintirano

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association TAHEZA Maintirano posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share