Mivoatsy Faritsy Melaky

Mivoatsy Faritsy Melaky Développement de tous confondus de la région Melaky

29/03/2023

Manao nahoa antsika Malagasy tsy vaky volo noho izao andro androany ity @ maha-76 taona nahazoana ny fahaleovantenan'i Madagasikara ity. Enga anie hitombo hatrany ny fifankatiavantsika tsirairay iaby. Tsapa fa isany mitombo izay tsy izy ny fitiavan-tena ankehitriny. Aoka ho tsapan'ny tsirairay fa raha izany no nanjaka t@ ireo razambe tsika dia tsy ho nisy izao fahafahana izay iainantsika ankehitriny. Koa manentana antsika mba hiverina @ fitiavana voalohany dia ny Fifankatiavan'ny samy Malagasy. Mirary ny soa sy ny tsara ho an'ny Madagasikara malala sy ny mponina ao aminy.

10/12/2022

Manao nahoa antsika longo iaby. Ela ela tsika zay tsy niharo teto. Koa satria ny Fikambanana MIFAMELA dia mahasahana ny lafiny rehetra, dia hametraka fomba fiasa vaovao, izay hahakasika ny teny sy ny kolotsaina ny Fikambanana. Izany hoe hisy Teny iray isankerinandro (andro Alatsinainy) haseho eto ka ny hangatahana amintsika ny manome ny dikan'io teny (fanazavana, teny mitovy aminy, teny mifanohitra, ohatra, sns ...). Ny tanjona dia ny hameloma maso ireo teny Sakalava izay efa tsy misy mampiasa fa indrindra ny tena mampalahelo dia tsy hain'ny tanora ankehitriny.

Address

Maintirano
413

Telephone

+261349025220

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mivoatsy Faritsy Melaky posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Mivoatsy Faritsy Melaky:

Share