25/10/2026
Fankalazana ny androm-pirenena ho an'ny firotsahana an-tsitrapo || Matsiatra Ambony
Tontosa soamatsara ny 23-24 Oktobra lasa teo ny fankalazana ny androm-pirenena ho an'ny firotsahana an-tsitrapo teto Matsiatra Ambony. Anisan'ny nandray anjara mavitrika tamin'ity hetsika izay nokarakarain'ny Minisiteran'ny Serasera sy ny Kolontsaina ity ny Tily Matsiatra Ambony.