23/05/2026
Menafify Soanierana, miavaka eo anivon'ny faritany ✊🏾
Tatoato, rehefa nisy hetsika ny sampana menafify eto amin'ny faritany Mahatsiatra ambony, dia ny Fileovana ao amin'ny FLM Soanierana hatrany no manana solontena maro hanisa indrindra. Noho izany dia notolorana marim-pakasitrahana izy ireo nandritran'ny famaranana ny herinandron'ny MTEM tandroany.
Alefa hatrany Soanierana, mba hivoatra lalandava 💙❤️