Betsi-Groupe Pejy Ofisialy

Betsi-Groupe Pejy Ofisialy " Ny mijekijeky ro avy lavitsa"

🔶  MANOHANA NUMERO 2🔶 ▶️ Mankasitraka ny Ekipa rehetra manao ny ainy tsy ho zavatra @ fanohanana sy fampandaniana ny Kan...
09/12/2024

🔶 MANOHANA NUMERO 2
🔶

▶️ Mankasitraka ny Ekipa rehetra manao ny ainy tsy ho zavatra @ fanohanana sy fampandaniana ny Kandida IRMAR, fa indrindra ny Fianarantsoa.
🔶
🔶
🔶
🔶
🔶

08/12/2024



🔶  MANOHANA NUMERO 2🔶 🔶 🔶 🔶  🔶
08/12/2024

🔶 MANOHANA NUMERO 2
🔶
🔶
🔶
🔶
🔶

07/12/2024




   🔸Tao @ PK0 no nifanao fotoana t@ vahoaka an'Antananarivo ny Kandida   androany.🔸Ny fikambanana BETSI_GROUPE moa manoh...
04/12/2024





🔸Tao @ PK0 no nifanao fotoana t@ vahoaka an'Antananarivo ny Kandida androany.

🔸Ny fikambanana BETSI_GROUPE moa manohana ireo Kandida IRMAR rehetra ary indrindra ny eto Antananarivo.

🔸Manentana antsika rehetra mipetraka sy mila ravin'ahitsa eto Antananarivo handatsa-bato hoan'i ny 11 Desambra 2024 hoavy izao.







'NY TANANA ANTANANARIVO



🔶  MANOHANA NUMERO 2🔶 🔶 🔶  🔶
04/12/2024

🔶 MANOHANA NUMERO 2

🔶

🔶

🔶

🔶

🟠ANTSIKA REHETRA ANTANANARIVO▶️ ▶️  Manohana  👉Amin´ny 11 Desambra 2024Isika rehetra hiaraka hifidy ny fampandrosoana Is...
30/11/2024

🟠ANTSIKA REHETRA ANTANANARIVO

▶️

▶️ Manohana

👉Amin´ny 11 Desambra 2024

Isika rehetra hiaraka hifidy ny fampandrosoana

Isika rehetra miaraka mandroso✌️✌️

Isika rehetra tsy maintsy mandresy👍

🔶Navitrika ny Ekipa BETSI-GROUPE manohana ny KANDIDA LAHARANA FAHA 07,

🔶HERILALA RAMANANTSOA







30/11/2024

🟠 manohana ny ✅

🔶 Mbola tsy miova ary mbola vonona tanteraka ny fikambanana BETSI-GROUPE hanohana izao fitondrana izao izay efa natomboka hatramin'ny taona 2018.

🔶 Omaly dia nanamafy izany tamin'ny fanambarana natao fa manohana ireo Kandida Ben'ny Tanana IRMAR rehetra ao Fianarantsoa fa indrindra ao @ faritra MATSIATRA AMBONY.

🟠 Manentana sy mampandany ary manohana manonkana ny Kandida IRMAR eto ANTANANARIVO RENIVOHITRA Harilala RAMANANTSOA N°7







Arakany fangatahan'ny vahoaka ao CR AMBALAMIDERA II FKT Ambatolahitelo.Tonga nanamboatra ny tetezana tao ny Député Raoto...
22/11/2024

Arakany fangatahan'ny vahoaka ao CR AMBALAMIDERA II FKT Ambatolahitelo.

Tonga nanamboatra ny tetezana tao ny Député Raoto satria Dia an'isany manahirana ny olona ao io Tetezana io rehefa miakatra n'y rano Dia tsy afaka mianatra ny mpianatra ary tsy afaka miampita ny olona.



LAGNONANA FAMETRAHANA @ FOMBA OFISIALY NY SOLOMBAVAMBAHOAKAN'I MADAGASIKARA IZAY VOAFIDY TATO ISANDRA. Natao teto @ C/R ...
25/08/2024

LAGNONANA FAMETRAHANA @ FOMBA OFISIALY NY SOLOMBAVAMBAHOAKAN'I MADAGASIKARA IZAY VOAFIDY TATO ISANDRA.

Natao teto @ C/R ANJOMA ITSARA Distrikan'ISANDRA ny lanonana fametrahana @ fomba ofisialy ny solombavambahoakan'Isandra Deputé , ary nifanaraka t@ famarana ny andiany faha 17.

Tonga nanatrika sy nanome voninahitra ny Lanonana ny Filoha lefitra ny Antenimierampirenena misahana ny faritan'i FIANARANTSOA sy ireo Solombavambahoaka maromaro, Nanatritraka izany ihany koa ny Mpampaka-teny Jeneraly eo anivon'ny Antenimierandoholona ary ireo olo-manankaja maro samihafa.





Address

Antarandolo
Fianarantsoa
301

Telephone

+261347355773

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Betsi-Groupe Pejy Ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Betsi-Groupe Pejy Ofisialy:

Share