MUSEA Fianarantsoa

MUSEA Fianarantsoa Association of alumni of the U.S. Exchange program in Fianarantsoa. We lead a youth initiative in the province. We create and share opportunities for youth.

We lead change in the community.

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohort 4 - ☝️ Mbola mitohy ny fisoratana anarana. 💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny...
22/05/2026

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohort 4 -

☝️ Mbola mitohy ny fisoratana anarana.

💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny fandraharahana ve ianao ?
💡 Maniry ihany koa hampitombo ny fahalalana izay anananao mahakasika ny fandraharahana ?

📈 Efa hanomboka atsy ho atsy ny andiany faha-efatra ny Entrepreneurship Club izay iarahana amin'ny ambasady amerikana, klioba izay natokana ho antsika liana ny ho lasa mpandraharaha ary vonona ny hisehatra amin’izany.

🔵 Ny fihaonana dia atao ny 28-29 Mai mandritra ny tontolo andro.Marihina fa fampiofanana mitohy izy ity ary tokony atrehana hatramim-boalohany ka hatramin'ny farany

Atao ao amin'ny American Space Fianarantsoa E- Atiala Andrainjato Fianarantsoa

Ny tanjonay dia ny hampivoatra ny mpandray anjara tsirairay:
▪️ Ny mba hananana saina tia karokaroka sy liam-baovao ary ny fahaizana miaina amin'ny toe-javatra misy rehetra hampandrosoana ny fandraharahana misy anao.
▪️ Ho hitanao amin'izany ihany koa ny fomba fampandehanana ny raharaham-barotra sy izay rehetra mahakasika izany.
▪️ Eo ihany koa ny fifampizarana traikefa ataon'ireo mpandraharaha matianina sy ny fitarihan'ny « mentor » eo ampamolavolanao ny tetik'asanao sy fanatanterahana izany.

🤔 Raha toa ka maniry hanatrika sy hisitraka ity atrikasa ity ianao dia manasa anao hitsidika ity rohy ity:
https://forms.gle/ne878BrbLtCc92Uc7
mba hahitanao fanazavana bebe kokoa sy hamenonao ny fisoratanao anarana.

Marihina fa misy ny FIFANTENANA izay ataon'ny mpitarika ny klioba ary hahazo mailaka fanamarinana ireo izay voaray hanatrika ny fampiofanana.

⚠️ Mifarana ny 25 Mai amin'ny 10 ora alina ny fandraisana fisoratana anarana.



Way to go. Join us in the next cohort.
06/05/2026

Way to go.
Join us in the next cohort.

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohorte 3💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny fandraharahana ve ianao ?💡 Maniry ihany ...
09/04/2026

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohorte 3

💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny fandraharahana ve ianao ?
💡 Maniry ihany koa hampitombo ny fahalalana izay anananao mahakasika ny fandraharahana ?

📈 Efa hanomboka atsy ho atsy ny andiany voalohany ny Entrepreneurship Club izay iarahana amin'ny ambasady amerikana, klioba izay natokana ho antsika liana ny ho lasa mpandraharaha ary vonona ny hisehatra amin’izany.
Amboary ary ny fotoananao satria hanomboka ity volana Janory ity ny atrikasa.

🔵 Ny fihaonana dia atao ny 20-21 Avril mandritra ny tontolo andro.Marihina fa fampiofanana mitohy izy ity ary tokony atrehana hatramim-boalohany ka hatramin'ny farany

Atao ao amin'ny American Space Fianarantsoa E- Atiala Andrainjato Fianarantsoa

Ny tanjonay dia ny hampivoatra ny mpandray anjara tsirairay:
▪️ Ny mba hananana saina tia karokaroka sy liam-baovao ary ny fahaizana miaina amin'ny toe-javatra misy rehetra hampandrosoana ny fandraharahana misy anao.
▪️ Ho hitanao amin'izany ihany koa ny fomba fampandehanana ny raharaham-barotra sy izay rehetra mahakasika izany.
▪️ Eo ihany koa ny fifampizarana traikefa ataon'ireo mpandraharaha matianina sy ny fitarihan'ny « mentor » eo ampamolavolanao ny tetik'asanao sy fanatanterahana izany.

🤔 Raha toa ka maniry hanatrika sy hisitraka ity atrikasa ity ianao dia manasa anao hitsidika ity rohy ity: Ity aloha ilay lien:
https://forms.gle/GVFEPQBnBh4wzt4B6
mba hahitanao fanazavana bebe kokoa sy hamenonao ny fisoratanao anarana.

Marihina fa misy ny FIFANTENANA izay ataon'ny mpitarika ny klioba ary hahazo mailaka fanamarinana ireo izay voaray hanatrika ny fampiofanana.

⚠️ Mifarana ny 16 Avril amin'ny 10 ora alina ny fandraisana fisoratana anarana.

Ny fampiofanana dia atao amin'ny teny frantsay, fanazavana amin'ny teny Malagasy.

MUSEA FIANARANTSOA – Club d’Entrepreneuriat  MUSEA FIANARANTSOA a célébré avec fierté l’achèvement de la Cohorte 2 du Cl...
27/03/2026

MUSEA FIANARANTSOA – Club d’Entrepreneuriat

MUSEA FIANARANTSOA a célébré avec fierté l’achèvement de la Cohorte 2 du Club d’Entrepreneuriat, un parcours intensif de trois jours entièrement consacré au renforcement de l’entrepreneuriat des jeunes et à la promotion des opportunités économiques à Madagascar.

✅ Les participants ont clôturé le programme par une session finale de pitch dynamique, en présentant leurs projets d’entreprise comme devant de potentiels investisseurs. Cette étape a mis en valeur non seulement leurs idées innovantes, mais aussi les compétences pratiques, la confiance et la pensée stratégique qu’ils ont développées tout au long du programme.

✨ Le Club d’Entrepreneuriat fournit aux participants des connaissances essentielles, du mentorat et un accès à des ressources qui permettent de transformer des idées en entreprises viables. Grâce à un accompagnement personnalisé assuré par des entrepreneurs malgaches expérimentés, les participants sont préparés à contribuer de manière significative à leurs communautés et au développement économique de Madagascar.

😊 Nous sommes reconnaissants envers Dera Zafindravaka et Nomena Rakotondramonja, responsables du Club d’Entrepreneuriat, pour leur initiative à promouvoir l’innovation et les opportunités pour la jeunesse de Fianarantsoa.

Nos sincères remerciements à U.S. Embassy Madagascar pour son engagement continu à soutenir la prochaine génération d’entrepreneurs malgaches et à renforcer les capacités locales pour une croissance économique inclusive.

🥰 Un grand merci également à nos membres de jury, Ny Hasina Ravelomantsoa de Ivonea (Fianarantsoa) et Faniry Regis de EDBM Fianarantsoa, pour leurs soutiens et retours constructifs sur les présentations de nos participants.

Un remerciement spécial au American Space Fianarantsoa (ASF) et Centre d'Appui à l'Employablité des Etudiants - Université de Fianarantsoa Université de Fianarantsoa – Université de Fianarantsoa pour le partenariat dans l’accueil de ce programme.

Finalement, nos vifs remerciement pour l'equipe de formatrices de Mpanazava Eto Madagasikara pour leur expertise à faciliter les sessions des formations.

🧐 Vous connaissez un jeune innovateur avec une grande idée ? Identifiez-le dans les commentaires et encouragez-le à rejoindre notre prochaine cohorte !

Suivez-nous sur Facebook pour rester informé des prochains programmes et initiatives.

Entrepreneurship Club COHORT 2 Pitch day Friday 27 March 2026See you soon
22/03/2026

Entrepreneurship Club
COHORT 2 Pitch day
Friday 27 March 2026
See you soon

J-1 Alohan'ny fiofanana "Fandraharahana" miaraka amin'ny programa Entrepreneurship Club andiany faha-2. Hoanareo nandefa...
09/03/2026

J-1 Alohan'ny fiofanana "Fandraharahana" miaraka amin'ny programa Entrepreneurship Club andiany faha-2.

Hoanareo nandefa candidature, jereo ny email nareo dia mandefasa confirmation farany izay haingana.

Rampitso mifankahita eny amin'ny Centre d'Appui à l'Employablité des Etudiants - Université de Fianarantsoa Andrainjato.

Mirary soa daholo.

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohorte 2💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny fandraharahana ve ianao ?💡 Maniry ihany ...
25/02/2026

ENTREPRENEURSHIP CLUB - Cohorte 2

💡 Maniry ny handalina bebe kokoa mahakasika ny fandraharahana ve ianao ?
💡 Maniry ihany koa hampitombo ny fahalalana izay anananao mahakasika ny fandraharahana ?

📈 Efa hanomboka atsy ho atsy ny andiany voalohany ny Entrepreneurship Club izay iarahana amin'ny ambasady amerikana, klioba izay natokana ho antsika liana ny ho lasa mpandraharaha ary vonona ny hisehatra amin’izany.
Amboary ary ny fotoananao satria hanomboka ity volana Janory ity ny atrikasa.

🔵 Ny fihaonana dia atao ny 10-11 Martsa mandritra ny tontolo andro.Marihina fa fampiofanana mitohy izy ity ary tokony atrehana hatramim-boalohany ka hatramin'ny farany

Atao ao amin'ny CA2 E Atiala Andrainjato Fianarantsoa

Ny tanjonay dia ny hampivoatra ny mpandray anjara tsirairay:
▪️ Ny mba hananana saina tia karokaroka sy liam-baovao ary ny fahaizana miaina amin'ny toe-javatra misy rehetra hampandrosoana ny fandraharahana misy anao.
▪️ Ho hitanao amin'izany ihany koa ny fomba fampandehanana ny raharaham-barotra sy izay rehetra mahakasika izany.
▪️ Eo ihany koa ny fifampizarana traikefa ataon'ireo mpandraharaha matianina sy ny fitarihan'ny « mentor » eo ampamolavolanao ny tetik'asanao sy fanatanterahana izany.

🤔 Raha toa ka maniry hanatrika sy hisitraka ity atrikasa ity ianao dia manasa anao hitsidika ity rohy ity: Ity aloha ilay lien:
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSdlbwg5B9U5QMd6ZH5QcruFYnarVQKn9xPHCw1i32QazSgRJA/viewform?usp=publish-editor mba hahitanao fanazavana bebe kokoa sy hamenonao ny fisoratanao anarana.

Marihina fa misy ny FIFANTENANA izay ataon'ny mpitarika ny klioba ary hahazo mailaka fanamarinana ireo izay voaray hanatrika ny fampiofanana.

⚠️ Mifarana ny 05 martsa amin'ny 10 ora alina ny fandraisana fisoratana anarana.

Ny fampiofanana dia atao amin'ny teny frantsay.

MUSEA FIANARANTSOA – Club d’Entrepreneuriat Cohorte 1MUSEA FIANARANTSOA a célébré avec fierté l’achèvement de la Cohorte...
13/02/2026

MUSEA FIANARANTSOA – Club d’Entrepreneuriat Cohorte 1

MUSEA FIANARANTSOA a célébré avec fierté l’achèvement de la Cohorte 1 du Club d’Entrepreneuriat, un parcours intensif de trois jours entièrement consacré au renforcement de l’entrepreneuriat des jeunes et à la promotion des opportunités économiques à Madagascar.

✅ Les participants ont clôturé le programme par une session finale de pitch dynamique, en présentant leurs projets d’entreprise comme devant de potentiels investisseurs. Cette étape a mis en valeur non seulement leurs idées innovantes, mais aussi les compétences pratiques, la confiance et la pensée stratégique qu’ils ont développées tout au long du programme.

✨ Le Club d’Entrepreneuriat fournit aux participants des connaissances essentielles, du mentorat et un accès à des ressources qui permettent de transformer des idées en entreprises viables. Grâce à un accompagnement personnalisé assuré par des entrepreneurs malgaches expérimentés, les participants sont préparés à contribuer de manière significative à leurs communautés et au développement économique de Madagascar.

😊 Nous sommes reconnaissants envers Dera Zafindravaka et Nomena Rakotondramonja, responsables du Club d’Entrepreneuriat, pour leur initiative à promouvoir l’innovation et les opportunités pour la jeunesse de Fianarantsoa.

Nos sincères remerciements à U.S. Embassy Madagascar pour son engagement continu à soutenir la prochaine génération d’entrepreneurs malgaches et à renforcer les capacités locales pour une croissance économique inclusive.

🥰 Un grand merci également à nos juges, Ny Hasina Ravelomantsoa de Ivonea (Fianarantsoa) et Safidy du Centre d’Employabilité Francophone, pour leurs soutiens et retours constructifs sur les présentations de nos participants.

Un remerciement spécial au Centre d'Appui à l'Employablité des Etudiants - Université de Fianarantsoa – Université de Fianarantsoa pour le partenariat dans l’accueil de ce programme.

🧐 Vous connaissez un jeune innovateur avec une grande idée ? Identifiez-le dans les commentaires et encouragez-le à rejoindre notre prochaine cohorte !

Suivez-nous sur Facebook pour rester informé des prochains programmes et initiatives.

🚨 NEWS ⚠️ Ireo mpiofana promotion voalohany tamin'ny Entrepreneurship Club dia hanao   ny projet d'entreprisen'izy ireo ...
10/02/2026

🚨 NEWS ⚠️

Ireo mpiofana promotion voalohany tamin'ny Entrepreneurship Club dia hanao ny projet d'entreprisen'izy ireo ny Zoma izao.

☝️ Toerana: CA2E Andrainjato
👉 Ora: 8:30

Miomana fa efa hisokatra indray ny cohort 2 Entrepreneurship Club.

Opportunity for young leaders in Renewable energy
10/02/2026

Opportunity for young leaders in Renewable energy

🌍⚡ Opportunité pour les jeunes leaders africains – Innovations en Énergies Renouvelables !

Le Regional Leadership Center – Southern Africa (RLC-SA), hébergé par l’Université d’Afrique du Sud (UNISA), lance l’appel à candidatures pour la Cohorte en ligne 23 : Renewable Energy Innovations.

👉 Tu as entre 18 et 35 ans ?
👉 Tu es passionné(e) par l’innovation, le développement durable et l’impact communautaire ?
👉 Tu viens de Madagascar ou d’un autre pays d’Afrique australe ?
C’est ta chance de rejoindre un programme intensif de 7 semaines, axé sur le leadership, l’entrepreneuriat et les solutions énergétiques durables 🌱
🗓 Candidatures ouvertes : 9 – 27 février 2026
📚 Cohorte : 20 avril – 5 juin 2026
📝 Postuler ici : https: bit.ly/3ZZFALS

N’hésite pas à partager dans ton réseau — les grandes transformations commencent par de petites actions 💡

Address

Ampitakely Fianarantsoa
Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when MUSEA Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share