Fikambanana MFM-F

Fikambanana MFM-F Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Fikambanana MFM-F, Youth Organization, Fianarantsoa.

 🥰🎈🎉🎈NIALA VOLY SY NANAO NY FIFAMPIARAHABANA NY TAONA VAOVAO 2025 NY MPIKAMBANA REHETRA ATO AMIN'NY MFM-F.✨✨🥂NAHAFINARIT...
19/01/2025

🥰🎈🎉
🎈NIALA VOLY SY NANAO NY FIFAMPIARAHABANA NY TAONA VAOVAO 2025 NY MPIKAMBANA REHETRA ATO AMIN'NY MFM-F.✨✨🥂
NAHAFINARITRA SY FENO FIFALIANA DAHOLO NY REHETRA IZAY TONGA NANAMARIKA IZANY.🍝🎉🎊
MANKASITRAKA ANTSIKA MFM-F.🙏🏻🙏🏻
.🏖⛱

🎈ALAHADY 01 SEPTAMBRA 2024🎈NIALA VOLY SY MBA NIVOKA KELY INDRAY NO NANAMARIHANA NY FIVORIANA ISAMBOLANA IZAY ATAON'NY FI...
01/09/2024

🎈ALAHADY 01 SEPTAMBRA 2024🎈
NIALA VOLY SY MBA NIVOKA KELY INDRAY NO NANAMARIHANA NY FIVORIANA ISAMBOLANA IZAY ATAON'NY FIKAMBANANA..🎉💙HAFALIANA RE IZANY EE.MASOANDRO MODY TOKOA NO MAMPALAHELO🎈.
TAMIN'IZANY IREO PROGRAMME TSY MAINTSY HATAON'NY FIKAMBANANA NY TAONA 2024-2025.
SY FIFANAKALOZANA.
MISAKAFO MAMY E 🍹🍫
TAMIN'NY LALAO SY DIHY IZANY REHETRA IZANY.🎷🎼
MANKASITRAKA HOAN'NY MPIKAMBANA REHETRA.
FONA 💪🎈🎉

 -FNOTANTERAHINA TAO AMBATOMEMA FIANARANTSOA NY FIZARANA IREO FANAMPIANA HO AN'NY MAREFO ARA-PIVELOMANA TOY NY:  HO AN'N...
24/06/2024

-F
NOTANTERAHINA TAO AMBATOMEMA FIANARANTSOA NY FIZARANA IREO FANAMPIANA HO AN'NY MAREFO ARA-PIVELOMANA TOY NY:
HO AN'NY ANKIZY NA OLON-DEHIBE.
HO AN'NY ANKIZY KELY EFA 200 isa mahery. Ho fankazalana ny 26 JONA .

Isaorana sy ankasitrahina ireo izay nifanolo-tànana ka nanome t@ antsitra-po nanampy ny mpiara-belona amintsika.

 'NY  .🎉👭👬NANATANTERAKA HETSIKA VOALOHANY NY MFM-F. FIZARANA IREO FITAOVANA ANDAKOZIA SY VATOMAMY  HOAN'IREO BE ANTITRA....
25/02/2024

'NY .🎉👭👬
NANATANTERAKA HETSIKA VOALOHANY NY MFM-F. FIZARANA IREO FITAOVANA ANDAKOZIA SY VATOMAMY HOAN'IREO BE ANTITRA.
MIFANAMPY HATRANY ISIKA REHETRA.✊

Address

Fianarantsoa

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Fikambanana MFM-F posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Fikambanana MFM-F:

Share