Mutuels des Étudiants PALétuviers de MAnanara NOrd (Mepalmano)

Mutuels des Étudiants PALétuviers de MAnanara NOrd (Mepalmano) Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Mutuels des Étudiants PALétuviers de MAnanara NOrd (Mepalmano), Nonprofit Organization, FIANARANTSOA, Fianarantsoa.

Aujourd'hui c'est le premier anniversaire de la réception de promotion Cannelle (Novices 2024_2025) au sein de l'associa...
22/08/2026

Aujourd'hui c'est le premier anniversaire de la réception de promotion Cannelle (Novices 2024_2025) au sein de l'association M. E. PAL. MA. NO🥰🎂

Longue vie à vous et soyez l'avenir de notre association et notre origine😇🙏

Miarahaba an'i Doyen Davice mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany androany 🎉🎊 Mirary soa hoazy 🙏🏾🥳
20/08/2026

Miarahaba an'i Doyen Davice mankalaza ny tsingerin-taona nahaterahany androany 🎉🎊
Mirary soa hoazy 🙏🏾🥳

Amin'izao fitondrana vaovao izao dia ireto avy ireo STAFF handrafitra ny fitondrana ato amnin'ny fikambanana M.E.PAL.MA....
19/08/2026

Amin'izao fitondrana vaovao izao dia ireto avy ireo STAFF handrafitra ny fitondrana ato amnin'ny fikambanana M.E.PAL.MA.NO 🌳

18 Août 2023🍾18 Août 2026🥳Mahatsaro ny daty nandraisana   tato aminy MEPALMANO ny association niany, koa mirary soa are ...
18/08/2026

18 Août 2023🍾
18 Août 2026🥳
Mahatsaro ny daty nandraisana tato aminy MEPALMANO ny association niany, koa mirary soa are mba ho tonga aminy tanjona ary ho reharehany Fikambanagna.



Ny Fikambanagna MEPALMANO na Ny Fikambanan'ny mpianatra zanak'i Mananara Avaratra eto amin'ny Oniversite-n'i Fianarantso...
17/08/2026

Ny Fikambanagna MEPALMANO na Ny Fikambanan'ny mpianatra zanak'i Mananara Avaratra eto amin'ny Oniversite-n'i Fianarantsoa Andrainjato, dia manambara ny Sampam-pianarana rehetra misy eto anivon'ny Oniversite. Koa samia misafidy ianareo nouveaux bacheliers jiaby mba hanana tanjona aminy fanohizana ny fianarana🥰🙏
Ary mangataka koa hoan'ny Ray aman-dReny mba handefa ny zanaka nareo hanohy ny fianaragna.
tsy handiso fanantenana izay tena vonona ny hianatra 🤝
koa manome toky aminy fikarakarana mpianatra te handeha aty Fianarantsoa.
Mirary soa anareo zandry de aza miandry fotoana ela fa avis de concours sy ny tariny efa mandeha🥰

Tatitra AG iniany 16/08/26:- Voapetraka ny membres handrafitra ny bureau vaovao @ année universitaire hoavy io Taritin'n...
16/08/2026

Tatitra AG iniany 16/08/26:
- Voapetraka ny membres handrafitra ny bureau vaovao @ année universitaire hoavy io Taritin'ny filoha GILDAS Olivier
- Natao ny resadresaka niarahana t@ny membres nagnambara ny hetaheta sy fagnatsaragna ny 20ème Anniversaire hoavy io
- Nambara fa Voasokajy ho sojabe (Doyen) ny promotion Vôlo manomboka fitondragna vaovao ity

Champion du Tournoi INTER-REGIONAL 20è anniversaire BAMAFI à l'Université de Fianarantsoa🏆                          🏆🔥🥹
14/08/2026

Champion du Tournoi INTER-REGIONAL 20è anniversaire BAMAFI à l'Université de Fianarantsoa🏆

🏆🔥🥹

14/08/2026

Prolongation⌛

HALF-TIME⚪⚫
14/08/2026

HALF-TIME⚪⚫

🚨🚨Quelle affiche!🚨🚨Amaray ny fotoagna🏆, Grande finale du tournoi 20e anniversaire BAMAFI🔥 BOENY ⚪ vs AMBATOSOA ⚫📅 14 aoû...
13/08/2026

🚨🚨Quelle affiche!🚨🚨
Amaray ny fotoagna🏆, Grande finale du tournoi 20e anniversaire BAMAFI🔥
BOENY ⚪ vs AMBATOSOA ⚫
📅 14 août
⏰ 13h00
🏐 Andrainjato Fianarantsoa

Alohy hiaraka anohagna ekipa ntsika mbo hanoratra tantaran'ny Ambatosoa vaovao ntsika ty⌛

Address

FIANARANTSOA
Fianarantsoa

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Mutuels des Étudiants PALétuviers de MAnanara NOrd (Mepalmano) posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share