Association Mamelona Officiel

Call Directions Contact the organization

Association Mamelona Officiel Promouvoir la jeunesse Malagasy

💕"Izaho no Iaveh Andriamanitry ny nofo rehetra, moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va ?" Jeremia 32, 27 🤍💚✨ Fifaliana...
03/09/2026

💕"Izaho no Iaveh Andriamanitry ny nofo rehetra, moa misy zava-mahagaga izay tsy haiko va ?" Jeremia 32, 27 🤍💚

✨ Fifaliana ho an'ny fikambanana MAMELONA ny miarahaba sy mirary soa an'i Rodrigues sy Hasmina izay nahatanteraka ny vodiondry sy soratra ary fanamasinam-panambadiana ny sabotsy 29 sy alahady 30 Aogositra lasa teo 🥰

Hasmina Yvette izay tompon'andraikitra ny fandraharaharana sy ny fitantanam-bola eto anivon'ny Association Mamelona Officiel ka dia mirary soa sy mitso-drano ny tokantranon'izy mivady 🙏


✨ Anisan'ireo mandray anjara amin'ny Fandaharana YUNGA Badge ny Association Mamelona Officiel ka miatrika ny fiofanana h...
11/08/2026

✨ Anisan'ireo mandray anjara amin'ny Fandaharana YUNGA Badge ny Association Mamelona Officiel ka miatrika ny fiofanana ho mpanamora ny 10 ka hatramin'ny 14 Aogositra 2026 eto Fort-Dauphin.

Youth Empowerment 💛💚
30/07/2026

Youth Empowerment 💛💚

🔥 Autour de la table, notre présidente Dina Christina, la directrice de programme Tsanta Michela et le Dr. Miarintsoa Ma...
18/04/2026

🔥 Autour de la table, notre présidente Dina Christina, la directrice de programme Tsanta Michela et le Dr. Miarintsoa Manjakamiadana , Technical Advisor de l’association, préparent avec passion notre nouveau projet. 🥰

🎯 Ce projet mettra particulièrement l'accent sur l'accompagnement et l'autonomisation socio-économique des jeunes.



Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261336235463

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Mamelona Officiel posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Association Mamelona Officiel:

Shortcuts

Share