Association Vintsy Voahary

Association Vintsy Voahary "Aimer et Protéger l'Environnement"

‎Miarahaba antsika rehetra indray .‎ # Tontosa androany ny fihaonam-ben'ny Association Vintsy Voahary ISTE .‎🙏🏻Mankasitr...
14/03/2026

‎Miarahaba antsika rehetra indray .
‎ # Tontosa androany ny fihaonam-ben'ny Association Vintsy Voahary ISTE .
‎🙏🏻Mankasitraka an'ireo tonga rehetra namaly ny antso .Misaotra an'ireo mpikambana vaovao sy tranainy ihany koa ny amin'ny fahatongavana 🙏🏻
‎Nisy moa ny fampahafantrana mahakasika ny fikambanana .Teo ihany koa ny fanolorana mari-pankasitrahana hoan'ireo mpikambana mavitrika rehetra ary ny entretien izay efa fanaon'ny fikambanana hoan'ireo mpikambana vaovao .


‎❤Mankasitraka ny amin'ny vitan'ny teo aloha .Mirary soa ny mpikambana ao amin'ny birao vaovao hahaleo hahalasana ; hahavita bé amin'ny adidy sy ny andraikitra❤

‎Hoan'ireo izay mbola maniry ny hanatevin-daharana dia mbola mandray anreo ny Association Vintsy Voahary , koa tongava misoratra anarana ✍️ 💚

‎🙏🏻💚Hiroborobo hatrany anie ny Assocition Vintsy Voahary 💚🙏🏻
‎🌳💚❤Aimer et Protéger l'Environnement ❤💚🌳

😊Amin-kafaliana indray no hiarahabana antsika rehetra . # Toa tsy henoheno ny Association Vintsy Voahary? .Toa nangingin...
11/03/2026

😊Amin-kafaliana indray no hiarahabana antsika rehetra .
# Toa tsy henoheno ny Association Vintsy Voahary? .Toa nangingina?😎

🌳💚Antsoina sy entanina isika mpikambana rehetra sy izay maniry ny hiditra ho mpikambana hoavy hanatrika ny AGE 💚🌳

*Toerana: ISTE Ambalapaiso
* Daty : Sabotsy 14 Mars 2026
* Ora : 08 h .

Fandaharam-potoana:
-Fampahafantarana ny fikambanana
- Fampisehoana ireo zava-bita sy ny zavatra notanterahin'ny fikambanana ny taona 2025 .
- Fizarana Certificat hoan'ny mpikambana tranainy
- Entretien hoan'ny mpikambana vaovao

Tongava maro 🙏🏻
Association Vintsy Voahary .❤
🌳💚Aimer et Protéger l'Environnement 💚🌳

Ny Association Vintsy Voahary ISTE dia miarahaba ny Filohan'ny mpianatra vaovao .Andriamatoa Yves Bertrand .Mirary soa h...
08/03/2026

Ny Association Vintsy Voahary ISTE dia miarahaba ny Filohan'ny mpianatra vaovao .

Andriamatoa Yves Bertrand .
Mirary soa hahaleo hahalasana amin'ny adidy sy andraikitra mavesatra izay hiantsorohana.🙏🏻

Izy dia anisan'ireo mpikambana mavitrika tato amin'ny fikambanana ary dia nisahana ny andraikitra Mpanolontsaina ny farany teo .

Miarahaba antsika rehetra indray .‎‎√ Tontosa omaly ny fihaonana sy fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao teo amin...
22/02/2026

Miarahaba antsika rehetra indray .

‎√ Tontosa omaly ny fihaonana sy fifampiarahabana nahatratra ny taona vaovao teo amin'ny mpikambana tranainy sy ireo vaovao vao niditra ato amin'ny fikambanana . ❤
‎√ Omaly ihany koa no fotoana nanaovan'ny birao teo aloha tatitra ny zavabita teo aloha .Misaotra sy mankasitraka ny filoha teo Hubert Rolland Rh sy ireo birao notarihiny rehetra tamin'ny fitantanana nandritra an'iny taona lasa iny .🙏🏻❤🌳

‎ # Tontosa omaly ihany koa ny fifidianana indray ny birao hitantana ny fikambanana .Miarahaba ny filoha vaovao Sitraka Rolland sy ireo birao izay tarihiny hahaleo hahalasana amin'ny adidy aman'andraikitra izay sahanina 🙏🏻❤💚🌳

‎ # Misaotra an'ireo zoky efa mpikambana tranainy tato amin'ny fikambanana tonga nanao fifampizarana .🙏🏻❤

‎Hoela velona sy hiroborobo hatrany anie ny Association Vintsy Voahary .
‎Aimer etProtèger l'Environnement 🙏🏻🌲🌳💚💚



Miarahaba antsika rehetra indray.√Tonga ity ny fotoana hanaovantsika ny fifidianana indray ireo birao handrafitra ,hiton...
15/02/2026

Miarahaba antsika rehetra indray.
√Tonga ity ny fotoana hanaovantsika ny fifidianana indray ireo birao handrafitra ,hitondra sy hitantana ny Association Vintsy Voahary i sady handraisantsika ireo mpikambana vaovao maniry ny hanatevin-daharana ny fikambanana .

ny voalaza etsy ambany dia ny Sabotsy 21 Febroary 2026 isika no hanatanteraka izany :
√Ancien membre 5000 Ar
√ Nouveau membre 3000 Ar
# Toerana : Vannie Land Anosy .
: 08:30 ISTE Ambalapaiso
fandraisana ny vola : Alakamisy maraina @ 12 ora .

Samy mitondra ny sakafo atoandro ny rehetra .
Entano ny namana efa mpikambana ,entanina ihany koa isika izay maniry ny hanatevin-daharana.
Association Vintsy Voahary
Aimer et Protéger L'Environnement🙏🏻❤❤💚💚

✓Tontosa omaly zoma ny fanokafana ny fambolenkazo teto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony ,izay natao tao Anja -Fokontaky ...
31/01/2026

✓Tontosa omaly zoma ny fanokafana ny fambolenkazo teto amin'ny Faritra Matsiatra Ambony ,izay natao tao Anja -Fokontaky Anja Commune Rurale Iarintsena ,District Ambalavao .
Lohahevitra :" Izay mamboly hazo manome aina "

'ny tonga nandray anjara tamin'izany ny Association Vintsy Voahary ISTE Ambalapaiso .

"Tanora mamboly hazo ,antitra manan-kialofana "
Aimer et Protéger l'Environnement 🙏♥️💚💚

Ny Association Vintsy Voahary dia fikambanana zokiny indrindra eo anivon'ny sekoly ISTE Ambalapaiso .✓ Ankoatran'ny acti...
22/01/2026

Ny Association Vintsy Voahary dia fikambanana zokiny indrindra eo anivon'ny sekoly ISTE Ambalapaiso .
✓ Ankoatran'ny activité maro samihafa dia mamolavola ny mpikambana ho lasa mpitarika sy tompon'andraikitra ihany koa ny fikambanana .

Hisy ny fampiantsoana sy fampahafantarana hoanareo izay Liana rehetra sy maniry ny ho mpikambana ato amin'ny fikambanana .

Amin-kafaliana indray no hiarahabana antsika rehetra .Miarahaba an'Andriamatoa Léonce izay nahavita soutenance licence  ...
16/01/2026

Amin-kafaliana indray no hiarahabana antsika rehetra .
Miarahaba an'Andriamatoa Léonce izay nahavita soutenance licence omaly 🙏🎉🎉
# Izy moa no iza ??
✓ Izy no Léonce , mpianatra Environnement ao amin'ISTE nanaraka ny parcours IECE ( Information Éducation Communication Environnementale ) .
Ankehitriny moa dia M1 ny lehilahy.

Izy dia tovolahy tsotra , matotra amin'ny zavatra atao,tia mandray andraikitra .Araka ireto hitanao manaraka ireto :
2025
*Logistique et Communicateur ny Association Vintsy Voahary 2025 .
*Délégué mention Environnement parcours IECE année scolaire 2024-2025 .
*Vice Président de l'Association de Jeune Artistique .
* Logistique et encadreur de Club de Jeune Environnementaliste .
* Sécrétaire de l'Association kolo Voahary
2023-2024
*Vice Président de l'Association de Jeune Artistique ( AJA ) ISTE .
*Communicateur de l'Association Vintsy Voahary
*Sécrétaire de Club de Jeune Environnementaliste ( CJE )
*Commissaire au compte de L'Association la Clémence .

Mirary soa an'Andriamatoa Léonce amin'izao taona vaovao izao indray .🙏🙏♥️

Miarahaba antsika rehetra .Miarahaba an'Andriamatoa Yves Bertrand ihany koa izay nahavita ny  soutenance licence  ny 23 ...
15/01/2026

Miarahaba antsika rehetra .
Miarahaba an'Andriamatoa Yves Bertrand ihany koa izay nahavita ny soutenance licence ny 23 Desambra 2025 lasa teo iny , mialatsiny ny amin'ny fahatran'ny fiarahabana 🙏🎊🎉
Izy moa dia mpikambana mavitrika tato amin'ny Association Vintsy Voahary ary manana andraikitra ato izy amin'izao .
# Izy moa no iza ??
✓ Izy no Yves Bertrand :
* L3 Mention Environnement ISTE ,Parcours IECE ( Information Éducation Communication Environnementale ) .
* Conseiller ny Association Vintsy Voahary moa ny lehilahy ankehitriny .
* Délégué ihany koa nanomboka tamin'ny L2 .
*Coach Basket vehivavy tao amin'ny Mention Environnement.
* Club des jeunes environnementalistes ao amin'ny Mention Environnement ISTE (CJE ) *Observatoire de la jeunesse .
*Mpikambana ao amin'ny La clémence ihany koa.

Mirary soa an'Andriamatoa Yves Bertrand ny amin'izay mbola hatao rehetra sy ny amin'ny tohiny .🙏♥️
Firarian-tsoa avy aminao hoazy amin'izao taona vaovao izao 🙏

Ny Association Vintsy Voahary ISTE Ambalapaiso dia miarahaba sy mirary soa antsika rehetra nahatratra ny Noely 🎉🎊Fa mpam...
25/12/2025

Ny Association Vintsy Voahary ISTE Ambalapaiso dia miarahaba sy mirary soa antsika rehetra nahatratra ny Noely 🎉🎊
Fa mpamonjy no teraka hoantsika .🎉🎊🙏

💥 Ndeha fantaritsika indray Yves, tovolahy 21 Taona, isan'ny JPE ary Nandray andraikitra tao anatin'ny commission Logist...
19/11/2025

💥 Ndeha fantaritsika indray Yves, tovolahy 21 Taona, isan'ny JPE ary Nandray andraikitra tao anatin'ny commission Logistique ihany koa izy. Indro ny CV complet mahakasika azy.
‼️ Raha hiarahiasa aminy, ataovy Mazava Tsara ny tondrozotra😉
Tohanantsika ny Tovolahy.🤗

Mirary soa Yves💖

tao amin'ny Pejin'ny Maison Des Jeunes Fianaranatsoa #

‼️❤️ Izy no Léonce. Tanora 21 taona, JPE Fianarantsoa Ary nitazona ny andraikitra Responsable Logistique nandritra ny he...
18/11/2025

‼️❤️ Izy no Léonce. Tanora 21 taona, JPE Fianarantsoa Ary nitazona ny andraikitra Responsable Logistique nandritra ny hetsika 10e iny. Tovolahy sariaka, matotra na dia midongy Kely ndraindray 😉

☀️ANDRIAMAMIZAFY Jean Marie Léonce no tena anarany.

Ny mombamomba azy ataonay vahiny:
hanarahanao ny traikefa sy ny andraikitra efa noraisin'ny tovolahy🥰

💥 Communicateur de l'association Vintsy voahary et logistique

💥Commissaire au compte association La Clémence

💥Encadreurs du Club des Jeunes Environnementalistes

💥 Membre de l' association Kolo voahary

🙏Étudiant en Environnement niveau L3

❤️‼️ Mirary soa an'i Léonce ho lasa lavitra

tao amin'ny Pejin'ny Maison Des Jeunes Fianarantsoa #

Address

ISTE Ambalapaiso
Fianarantsoa
301

Telephone

+261341887473

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Association Vintsy Voahary posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share