31/05/2026
🎉🎊BONNE FÊTE MAMAN🌹💐
🥰🥰Fifaliana ho anay eto @ Fiangonana Advantista Tsianolondroa ny miarahaba ny reny rehetra nahatratra izao fety natokana ho an'ny Reny androany izao.
Ho Reny:
👉 Voatahy
👉 Matahotra an'Andriamanitra
hatrany anie ny reny rehetra🙏🙏🙏🙏