I-Zara - Fianarantsoa

I-Zara - Fianarantsoa Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy raha azon'ny tananao atao ihany

Nisy fotoana izahay nanangana tsy fikambanana 😂❤️ fa hoe mba hizara zavatra fotsiny tamin'ny taona 2022 tany 🥹 Ndao have...
29/11/2025

Nisy fotoana izahay nanangana tsy fikambanana 😂❤️ fa hoe mba hizara zavatra fotsiny tamin'ny taona 2022 tany 🥹
Ndao haverina ity , tsy miova ny concept antsika fa tena HIZARA TSIKY indray isika. ♥️
Raisina daholo daholo izay omenareo na akanjo na kiraro na vary na menaka dia zarainay ❤️




Afaka mandefa mp aminay ianareo , mangarahara daholo ny fizarana sy fandraisana izay fointsika ♥️♥️

Nisy fotoana izahay nanangana tsy fikambanana 😂❤️ fa hoe mba hizara zavatra fotsiny tamin'ny taona 2022 tany 🥹 Ndao have...
29/11/2025

Nisy fotoana izahay nanangana tsy fikambanana 😂❤️ fa hoe mba hizara zavatra fotsiny tamin'ny taona 2022 tany 🥹
Ndao haverina ity , tsy miova ny concept antsika fa tena HIZARA TSIKY indray isika. ♥️
Raisina daholo daholo izay omenareo na akanjo na kiraro na vary na menaka dia zarainay ❤️




Afaka mandefa mp aminay ianareo , mangarahara daholo ny fizarana sy fandraisana izay fointsika ♥️♥️

Tiavina Rāk Uriah Evah Haingomampiorina Miora Rakotoarisoa Juliciah Ratsimbarison Nandrianina Clémence Dyrnes F***y Rak Hasina Randrianalisoa Zo Andriamanelo Sombiniaina Rakotoarisoa ❤️❤️❤️

Andao indray hiaraka isika '' Mizara Tsiky 2024 '' ♥️♥️♥️ Mandray izay foinareo na akanjo na bodofotsy na harendrina na ...
24/05/2024

Andao indray hiaraka isika '' Mizara Tsiky 2024 '' ♥️♥️♥️
Mandray izay foinareo na akanjo na bodofotsy na harendrina na bonbon toy ny isan-taona ✨
Fohy loatra ry reto ny fiainana ka tsy aleo laniana hizarana mamy ho an'ireo olona mizaka mangidy tsy fidiny ?
Ndao hiaraka isika, tsiky iray manova zavatra ♥️♥️
Mbola mandray mpikambana izay vonona hanampy isa ihany koa ♥️

Tanrara an-tsary ny hetsika nataonay ny 24 Jona lasa teo.  Isaorana be dia be ireo rehetra nanampy na tamin'ny ara-bola ...
27/06/2022

Tanrara an-tsary ny hetsika nataonay ny 24 Jona lasa teo.
Isaorana be dia be ireo rehetra nanampy na tamin'ny ara-bola na ireo nandefa entana sy nanome akanjo ❤❤
Misaotra tompoko fa tena feno tsiky ireo sahirana nisitraka ilay fanampiana 👌👌❤❤❤❤

Ireto avy ny zavatra voangonay :

Kilalao : 25 (Harendrina sinoa)
Nounours : 3 isa
Plumpy : 50 isa
Bonbon : 1 paquet
Harendrina malagasy : 60 isa
Labozia : 3 paquets + 4 isa
Vary : 100 kapoaka
Akanjo : 3 gony lehibe + amin'ny sachet lehibe 1
Kiraron-jaza : 4 tennis sy kapa 1

Ho an'ireo izay te hanampy, afaka miditra hafatra miafina sahady satria mikarakara hetsika ho an'ireo 24 Decembre indray izahay izao ❤
Misaotra sahady amin'izay ho ataonao an'ireo Malagasy iray rà amintsika ireo ❤❤❤❤🌹

Zay kely nananay no natambatray nizarana tsiky ho an'ireo sahirana ny alin'ny 24 Jona lasa teo 🌸🌸 Tsy hay ny tsy hisaotr...
27/06/2022

Zay kely nananay no natambatray nizarana tsiky ho an'ireo sahirana ny alin'ny 24 Jona lasa teo 🌸🌸 Tsy hay ny tsy hisaotra an'ireo izay rehetra nanampy na ny teto an-toerana na ny tany alavitra ❤❤❤

Ireto no zavatra voangonay :

⭐Kilalao : 25 (Harendrina sinoa)
⭐Nounours : 3 isa
⭐Plumpy : 50 isa
⭐Bonbon : 1 paquet
⭐Harendrina malagasy : 60 isa
⭐Labozia : 3 paquets + 4 isa
⭐Vary : 100 kapoaka
⭐Akanjo : 3 gony lehibe + amin'ny sachet lehibe 1
⭐Kiraron-jaza : 4 tennis sy kapa 1

Ho an'ireo izay mikasa te hanome dia amin'ny 24 Decembre izao indray ny fotoana kasainay hanatanterahana hetsika manaraka, afaka miditra hafatra miafina ihany koa fa ho valiana avokoa 💕💕💕❤❤❤


"Tsy misy manana ny ampy fa Sambatra izay mifanampy" 🙏🏻🥰❤Mbola raisinay hatrany izay vokatrin' ny fonareo sy izay voatsi...
20/06/2022

"Tsy misy manana ny ampy fa Sambatra izay mifanampy" 🙏🏻🥰❤

Mbola raisinay hatrany izay vokatrin' ny fonareo sy izay voatsirambin'ny tananareo iarahatsika mientana hanampiana ireo sahirana 😊 Izay mbola manana hatolotra na akanjo na vary na zavatra hafa dia raisinay hampifaliana izany hatramin'ny rahampitso!🙏🏻❤ Afaka miditra mivantana ao amin'ny hafatra miafina na koa miantso avy hatrany ny laharana izay efa voasoratra eo ambany! Tsy hoe izahay akory no manana be fa ilay fitiavana te hanampy ny hafa ato anatinay mihintsy no manositra anay hizara izay kely eo ampelatananay ka tsy tafapetraka fa te hizara foana 🤗😇
Tsiky iray dia mety hanova fiainan'olona be dia be 😍😊❤


 ✔️ Satria ianao be fitiavana,satria ianao tia mizara tsiky sy hafaliana Ilay vokatry ny fonao iny ❣️✔️ Ilay fahasambara...
07/06/2022



✔️ Satria ianao be fitiavana,satria ianao tia mizara tsiky sy hafaliana Ilay vokatry ny fonao iny ❣️
✔️ Ilay fahasambaran'ny fanahinao rehefa avy mizara iny
Ilay fanahy maha olona anao iny.

👉👉 Andao hampiasain-tsika @ fanampiana sy fiaraha-mientana izy amin'ity indray mitoraka ity 👈👈

✨ Raisina avokoa izay endrim-panampiana avy any aminao ary tsy voatery ho akanjo sy lamba ihany.
✨ Raisina daholo izay vondrona na olona mahatsapa fa iray isika ao anatin'ny fahasamihafana ary tsy mila tambiny.

🫵🫵 Ianareo any amin'ny faritra afaka mandray anjara mihintsy. Efa io ny laharana antsoina , afaka miditra ao @ hafatra miafina (mp ) avy hatrany ihany koa 🤝🤛🤲🤲

Ndao hizara Tsiky ❣️
Andeha hiara-hientana isika 🤝🤝👊
Araho ny hetsika, zarao sy aparitaho ity raha sitrakao.
Mankasitraka sahady amn'ny fitiavana sy finiavana , Misaotra indrindra anao miray fo aminay .❣️❣️❣️♥️

💖💕Aza mamihina ny SOA azon'ny tananao atao raha mbola azon'ny tananao atao ihany ♥️😁Teny iray oentinay hanasana anao hia...
04/06/2022

💖💕Aza mamihina ny SOA azon'ny tananao atao raha mbola azon'ny tananao atao ihany ♥️😁
Teny iray oentinay hanasana anao hiaraka i-zara tsiky 😁
Manana fahafahana enao😁manana zavatra mbol tsara enao nef efa tsymiasa intson v na ihany koa sakafo afaka atolotra😊andao ary ho zaraintsikia hoanireo izay tsy manana.tsis resaka politika ity f natao izao hétsika izao satria GASY Aho GASY ianao ka andao hiaraka isika hizara n'y TSIKY any anatinao hoanireo mpiray TANINDRAZANA 😁😁😍
Nosokafana ary ity hoan'ireo izay te hanome s'y hizara ka afaka manantona MP ianao n'a koa miantso ireo laharana eo ambany ra Mila fanazavana Tompoko 🙏🙏

Miarahaba antsika rehetra 😊❤Ho antsika rehetra izay tsy mbola mahafantatra, Ny I-zara dia fivondronana tanora eto Fianar...
31/05/2022

Miarahaba antsika rehetra 😊❤
Ho antsika rehetra izay tsy mbola mahafantatra, Ny I-zara dia fivondronana tanora eto Fianarantsoa izay nampiraisin'ny fitiavana te hizara sy manampy ny hafa! 😍❤ Ka noho izany dia mikarakara hetsika izahay ny faha 24 ny volana Jona 2022 ho avy izao ka ho an'ireo rehetra izay manampaniriana ny handray anjara sy hanohana anay amin'izany fizarana izany dia afaka miditra mivantana ao amin'ny hafatra miafina 😊

Nb: tsy misy ambadika politika na fivavahana fa tena hoe natosikin'ny fitiavana ❤❤

"Aza mamihana ny soa amin'izay tokony homena azy raha azon'ny tananao atao ihany"

(Sary tahiry 24 Juin 2021)

24/05/2022

❣️ Aza mamihina ny Soa azon'ny tananao atao, raha azon'ny tananao atao ihany ❣️

Address

Fianarantsoa
301

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when I-Zara - Fianarantsoa posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share