Ampela vonona sy vanona

Call Directions Contact the organization

Ampela vonona sy vanona Femme responsable, audacieuse et autonome

𝐅𝐀𝐇𝐀𝐃𝐈𝐎𝐕𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀:Ny   dia nikarakara:Atrikasa sy tatitra momba ny tombana tamin'ny fahitsian'ny fampi...
14/07/2026

𝐅𝐀𝐇𝐀𝐃𝐈𝐎𝐕𝐀𝐍'𝐍𝐘 𝐑𝐀𝐇𝐀𝐑𝐀𝐇𝐀𝐌-𝐏𝐈𝐅𝐈𝐃𝐈𝐀𝐍𝐀𝐍𝐀:

Ny dia nikarakara:
Atrikasa sy tatitra momba ny tombana tamin'ny fahitsian'ny fampiasam-bola tamin'ny fifidianana 2023-2024.

Notontosaina ny 09 Jolay lasa tao amin'ny Hotel H1 Ambatolahikosoa,

Navitrika ny mpandray anjara, nahitana fiarahamonim-pirenena, tanora sy mpisehatra politika ary isany afaka nisitraka izany ny

𝑪𝒐𝒏𝒄𝒆𝒓𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑹é𝒈𝒊𝒐𝒏𝒂𝒍𝒆 – 𝑺𝒐𝒄𝒊é𝒕é 𝑪𝒊𝒗𝒊𝒍𝒆 𝑯𝒂𝒖𝒕𝒆 𝑴𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒕𝒓𝒂 Nofaranana omaly ny fikaonandoha nasionaly ny   teto Matsiatra A...
10/07/2026

𝑪𝒐𝒏𝒄𝒆𝒓𝒕𝒂𝒕𝒊𝒐𝒏 𝑹é𝒈𝒊𝒐𝒏𝒂𝒍𝒆 – 𝑺𝒐𝒄𝒊é𝒕é 𝑪𝒊𝒗𝒊𝒍𝒆 𝑯𝒂𝒖𝒕𝒆 𝑴𝒂𝒕𝒔𝒊𝒂𝒕𝒓𝒂

Nofaranana omaly ny fikaonandoha nasionaly ny teto Matsiatra Ambony,

Naharitra 3 andro izany ny 07/08/09 Jolay lasa teo izay niarahan' ny solontenan’ny Société Civile maro sy ireo manampahefana teto Matsiatra Ambony nisalahy.

👉Nifantoka tanteraka tamin’ny olana fototra sy ny vahaolana azo tanterahana ho fampandrosoana ny faritra izany.

28/05/2026
 ,Notanterahina anio 28 Mai 2026 manoloana ny CEDII Ny fikambanana moa dia isany  nisitraka ilay   mahakasika io fahadio...
28/05/2026

,

Notanterahina anio 28 Mai 2026 manoloana ny CEDII

Ny fikambanana moa dia isany nisitraka ilay mahakasika io fahadiovana mandritra ny fadimbolana io koa nisy ny fandraisana anjara nandritra ny hetsika




18/02/2026
C'est avec un immense plaisir que l'équipe a participé au formation des formateurs sur le renforcement d'accès équitable...
18/02/2026

C'est avec un immense plaisir que l'équipe a participé au formation des formateurs sur le renforcement d'accès équitable à l'information sur les services essentiels et les droits en matière d'eau, assainissement, hygiène et santé menstruelle pour améliorer les conditions de vie et autonomie des populations en particulier les jeunes et les femmes
Il est important de rappeler que la santé menstruelle ne doit pas être un sujet tabou au niveau de la société
Au contraire, elle doit être évoquée pour mieux comprendre, protéger et aider les personnes concernées



Address

Fianarantsoa
301

Telephone

+261344680808

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Ampela vonona sy vanona posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Ampela vonona sy vanona:

Shortcuts

Share