18/07/2026
๐๐๐๐ ๐๐๐
๐ ๐๐๐๐๐๐๐๐๐
Fahombiazana no nanamarika ny andiany voalohany taminโny hetsika Mena Cafรฉ Etrotriky, izay nokarakarainโny Association Diamaro.
Aminโizao fotoana izao dia maneho fankasitrahana manokana ny fikambanana ho anโny Filoha Nasionaliny, Atoa Velomihoatra Painchard, Solombavambahoaka voafidy ao aminโny Distrikanโi Farafangana, noho ny fanohanana sy ny ezaka rehetra nataony nahafahanโny hetsika tontosa amim-pahombiazana. Isaorana ihany koa ny Benโny Tanร nanโny CR Etrotriky, Atoa Lรฉonce, taminโny fiaraha-miasa sy ny fanampiany.
Mankasitraka ireo vahiny sy ireo rehetra tonga nandray anjara taminโny hetsika izahay, ary tsy hadino ireo ekipa rehetra niasa tao ambadika, izay nandray anjara lehibe taminโny fahombiazanโity andiany voalohany ity.
Misaotra anareo rehetra, ary samy nandray anjara taminโizao fahombiazana izao. ๐โ๏ธโค๏ธ