Pfrjaa Maroandavaka

Pfrjaa Maroandavaka Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from Pfrjaa Maroandavaka, Non-Governmental Organization (NGO), Farafangana-AtsimoAtsinanana, Farafangana.

Ho Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho atsika Tanora eto Commune urbaine Farafangana dia manasa atsika rehetra :The...
18/08/2025

Ho Fankalazana ny andro iraisam-pirenena ho atsika Tanora eto Commune urbaine Farafangana dia manasa atsika rehetra :

Theme : « Actions locales de la jeunesse pour les développement durable et au-delà »

✅ omaray 19 Août:
FANADIHOVANA MORONDRANO tsy diso.
✅20 AOÛT 2025 Fambolen-kazo hiarahana .
✅21 AOÛT ACTIVITÉS MATIN: SPORTIVES @ CEG FENOARIVO.
ÂPRES MIDI: CONFÉRENCE DEBAT :
LIEUX : MAISON DE JEUNES.
PARTAGE
✅22 AOÛT 2025
CEREMONIE OFFICIELLE:
CARNAVAL DEPART JOVENA
DISCOURS : RESIDENCE FARAFANGANA.

Mevisa maro ry Tanora fa androtsika io!!!!

Ho atsika Tonara eto Farafangana!!!
22/07/2025

Ho atsika Tonara eto Farafangana!!!

🌟 Fiovana miainga avy ifotony 💪🏽 = Fampandrosoana maharitra 🚀 🌟Fa raha iray isika, tsy misy tsy ho tanteraka! 🇲🇬❤️🎁🎈 Tam...
25/06/2025

🌟 Fiovana miainga avy ifotony 💪🏽 = Fampandrosoana maharitra 🚀 🌟
Fa raha iray isika, tsy misy tsy ho tanteraka! 🇲🇬❤️

🎁🎈 Tamin'ny fizarana kilalao sy vatomamy 🍭🧸 ho an’ireo zaza mirenireny sy avy amin'ny fianakaviana marefo no nanamarihan’ny MAROANDAVAKA ny Volan’ny Ankizy 👧🏽👦🏽.

🙏🏽 Misaotra manokana an’ireo RAD sy mpiara-miombon’antoka izay naneho fitiavana sy fahafoizan-tena 💖 tamin'ny fanatontosana izany hetsika izany.
🙌🏽 Tsy adino ny Fitaleovam-paritra, ny mponina, ary ny mpiara-miombona antoka izay mijoro ho fanohanana sy fanamafisana ny fiaraha-miasa 🤝.

💬 Raha iray ny tanjona ➡️ Miatomboka ny fiovana
💥 Raha mifampatoky isika ➡️ Mahamafy ny fiaraha-miasa

📧 Mailaka:
✉️ [email protected]
✉️ [email protected]

📞 Antso:
📱 034 085 4847
📱 034 857 5054

🔄
🙅🏽‍♂️🙅🏽‍♀️
🤝
🌍
🇲🇬
🕊️
\ 💬👣

🌟 **Le changement commence à la base 💪🏽 = Un développement durable 🚀** 🌟
Car **unis, rien n’est impossible pour les Malagasy 🇲🇬❤️**

🎁🎈 À l’occasion du **Mois de l’Enfant 👧🏽👦🏽**, **MAROANDAVAKA** a marqué l’événement par une distribution de **jouets et de friandises 🍭🧸** aux enfants en situation de rue et issus de familles vulnérables.

🙏🏽 **Un immense merci aux RAD et à tous les partenaires** qui ont fait preuve de **solidarité et de générosité 💖** pour que cette action voie le jour.
🙌🏽 Une reconnaissance particulière au **service régional, aux communautés locales et aux alliés** qui ne cessent de **renforcer la confiance et la collaboration 🤝**.

💬 Quand **l’objectif est commun** ➡️ **le changement devient possible**
💥 Quand **la confiance règne** ➡️ **la coopération se solidifie**

📧 **Contacts mail** :
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])

📞 **Appels** :
📱 034 085 4847
📱 034 857 5054

🔥 **TANORA MANDRAY ANDRAIKITRA 💪🏽 SY MIRAY HINA 🤝 HO AN’NY ZO’NY ANKIZY!** 🔥📅 **12 JONA** – Andro Maneran-tany Fanoheran...
14/06/2025

🔥 **TANORA MANDRAY ANDRAIKITRA 💪🏽 SY MIRAY HINA 🤝 HO AN’NY ZO’NY ANKIZY!** 🔥

📅 **12 JONA** – Andro Maneran-tany Fanoherana ny **Fampiasana Zaza Tsy ampy taona 🙅🏽‍♂️🙅🏽‍♀️**

Ho fankalazana an’ity andro manan-danja ity, dia **fitsidihana ara-pomba fanajana** no nataon'ny **platforme MAROANDAVAKA** 🕊️, mba hanadihadiana sy hahafahana mamantatra ireo **karazana endrika fampiasana zaza tsy ampy taona** 👶🏾🛑, indrindra fa ny **anton'ny fiparitahan’izany** eto amin’ny **faritra atsimo-atsinanana** 🧭.

👉🏽 **Tsy ekena ny fampiasana zaza!**
Tsy maintsy ho **resahintsika miaraka 💬**, tsy hafenina intsony!

📧 **Mailaka**:
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])

📞 **Antso**:
📱 034 085 4847
📱 034 857 5054



🤝
🌍
🇲🇬

\ 💬👣

---------------- -------------------

🔥 **JEUNES ENGAGÉS 💪🏽 ET UNIS 🤝 POUR LES DROITS DES ENFANTS !** 🔥

📅 **12 JUIN** – Journée mondiale **contre le travail des enfants 🙅🏽‍♂️🙅🏽‍♀️**

Pour marquer cette journée importante, la **plateforme MAROANDAVAKA** 🕊️ a organisé une **visite de courtoisie et de sensibilisation**, dans le but d’enquêter et d’identifier les **différentes formes d’exploitation des enfants 👶🏾🛑**, notamment les **causes de leur recrudescence** dans la **région Sud-Est de Madagascar** 🧭.

👉🏽 **Le Travaildes enfants est inacceptable !**
Nous devons **en parler ensemble 💬**, il est temps d’agir !

📧 **Email** :
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])
✉️ [[email protected]](mailto:[email protected])

📞 **Contacts** :
📱 034 085 4847
📱 034 857 5054

\

🤝
🌍
🇲🇬
\
\ #

✨ FIZARANA FAHALALANA = HERY IOMBONANA ✨Tohizana hatrany ny fampitana fahalalana — satria izany no herintsika iombonana!...
27/05/2025

✨ FIZARANA FAHALALANA = HERY IOMBONANA ✨
Tohizana hatrany ny fampitana fahalalana — satria izany no herintsika iombonana!

Tamin-kafaliana be indrindra 😊, fahazotoana tsy azo hozongozonina ⚡ ary tsikitsiky tsy mety lany 😄 no nanatanterahanay ny fampiofanana momba ny Zon'olombelona (D.H) sy ny Miralenta ⚖️♀️♂️ niaraka tamin’ny Agnambahy Miray Hina.

Mankasitraka tanteraka tamin’ny fahatokisana napetraka 🙏

✅ Adidiko
✅ Adidinao
✅ Adiditsika rehetra ny mizara fahalalana ho an’ireo namantsika sy ny taranaka manaraka!


Miara-mamindra, miara-manavotra! 🌍❤️✨

✉️ Mailaka :
[email protected]
[email protected]

📞 Antso :
📱 034 085 4847 / 034 857 5054

------------------------------------------------------------------------------

✨ PARTAGE DE CONNAISSANCES = UNE FORCE COMMUNE ✨
Le partage de savoir continue — car c’est notre pouvoir collectif !

C’est avec beaucoup de joie 😊, une grande motivation ⚡ et des sourires sincères 😄 que nous avons réalisé la formation sur les Droits Humains (D.H) et le Genre ⚖️♀️♂️ en collaboration avec l’association Agnambahy Miray Hina.

Un immense merci pour la confiance accordée ! 🙏

✅ Mon devoir
✅ Ton devoir
✅ Notre devoir à tous est de partager les connaissances avec nos proches et les générations futures !


Ensemble pour avancer, ensemble pour sauver ! 🌍❤️✨

✉️ E-mail :
[email protected]
[email protected]

📞 Appels :
📱 034 085 4847 / 034 857 5054

Ny Zoma 09 Mai 2025 teo dia Androm-pirenena Ho fikolokoloana sy fanaramaso ny hazo voavoly 2025 Ary fanoloana ny zana-ka...
10/05/2025

Ny Zoma 09 Mai 2025 teo dia Androm-pirenena Ho fikolokoloana sy fanaramaso ny hazo voavoly 2025 Ary fanoloana ny zana-kazo maty; izay nandraisan'ny Plateforme MAROANDAVAKA Anjara; no tanterahana tany Agnilobe Fkt Amporoforo CR Amporoforo

lova tsara Ho Any Taranaka aho
Lohahevitra : Ny ala velona no antoky ny Ankehitriny sy ny hoavy

ny Ao amin'ny Talem-paritrin'ny tontolo iainana sy ny fampandrosoana lovainjafy (DREDD Atsimo Atsinanana ) izay nitoto nahafotsy sy nahandro nahamasaka izay fanara
Maroandavaka

✨ Miaraka isika, ho an'ny ankizy! ✨Ny zaza dia iaraha-manana! 👶❤️Adidintsika ny manampy sy miaro ireo ankizy mpiara-belo...
01/05/2025

✨ Miaraka isika, ho an'ny ankizy! ✨
Ny zaza dia iaraha-manana! 👶❤️

Adidintsika ny manampy sy miaro ireo ankizy mpiara-belona amintsika, indrindra ireo marefo sy miaina anaty fahasahiranana 💪🤝

📍Fanentanana manokana natao tao amin’ny sekoly Toussaint – sekoly miahy ireo zaza mirenireny sy sahirana eny an-dalana 🚸🍽️
🎯 Tanjona:
🔹 Hampahafantatra ny Zon’ny Ankizy ⚖️👧👦
🔹 Hiady amin’ny Herisetra 🚫✋

Faly izahay mizara fahalalana sy fitiavana amin'ny mpiara-belona! 📚💖

Te hanampy? Te hanohana?
Aza misalasala mifandray aminay!
➡️ Manorata hafatra miafina ato amin'ny pejy na amin'ny mailaka!


Miara-mamindra, miara-manavotra! 🌍❤️

✉️ Mailaka:
[email protected]
[email protected]

📞 Antso:
034 085 4847 / 034 857 5054

Zaraina ny hafatra 📣, mety ho fiainana iray voavonjy! 🌱

________________________ # #

Bien sûr ! Voici la traduction en français de la publication stylée, avec les emojis inclus :

✨ Ensemble pour les enfants ! ✨
Les enfants sont notre bien commun ! 👶❤️

C’est notre devoir d’aider et de protéger les enfants autour de nous, surtout les plus vulnérables et ceux en situation difficile 💪🤝

📍Une sensibilisation spéciale a été menée à l’école Toussaint – une école qui prend soin des enfants des rues et de ceux en grande précarité 🚸🍽️
🎯 Objectifs :
🔹 Faire connaître les droits des enfants ⚖️👧👦
🔹 Lutter contre les violences 🚫✋

C’est toujours un plaisir pour nous de partager nos connaissances et notre amour avec notre communauté ! 📚💖

Vous souhaitez aider ou soutenir cette école ?
N'hésitez pas à nous écrire en message privé ou par email !


Unis pour avancer, unis pour protéger ! 🌍❤️

✉️ Emails :
[email protected]
[email protected]

📞 Téléphones :
034 085 4847 / 034 857 5054

Partagez le message 📣, une vie pourrait être sauvée ! 🌱

🔍 Fanadihadiana momba ny Filaminan’ny Sakafo, ny Fahaveloman-tena ara-tsakafo ary ny Faharetana🍽️ Mihinana sakafo mareva...
24/04/2025

🔍 Fanadihadiana momba ny Filaminan’ny Sakafo, ny Fahaveloman-tena ara-tsakafo ary ny Faharetana
🍽️ Mihinana sakafo marevaka 🌈 sy miovaova isan’andro = antoky ny fahasalamana tsara ?? !
miaraka aminareo hatrany 🤝 !

🙏 Misaotra indrindra tamin’ny fitokisana !
📬 Aza misalasala miantso na manoratra — misokatra amin’ny fiaraha-miasa izahay !

📍

➡️ Mailaka :
✉️ [email protected]
✉️ [email protected]

➡️ Antso :
📞 034 085 4847 / 034 857 5054

🥦 🌱 ❤️ 🤝

🥗 Sakafo salama = aina lava sy finaritra 🌟 !

_____________________*******______________________

🔍 Enquête sur la Sécurité Alimentaire, la Nutrition & la Résilience
🍽️ Manger des aliments colorés 🌈 et variés chaque jour = la clé d’une bonne santé 💪 !
toujours à vos côtés 🤝 !

🙏 Un grand merci pour votre confiance !
📬 N'hésitez pas à nous contacter — nous sommes ouverts à toute collaboration !

📍

➡️ Email :
✉️ [email protected]
✉️ [email protected]

➡️ Contact :
📞 034 085 4847 / 034 857 5054

🥦 🌱 ❤️ 🤝

🥗 Une alimentation saine = une vie longue et épanouie 🌟 !

TARITO, AMPAHAFANTARO, AMPIANARO➡️ Mitarika. ➡️ Mampahafantatra. ➡️ Mampianatra.Tsy sasatra izahay mamporisika sy mizara...
17/04/2025

TARITO, AMPAHAFANTARO, AMPIANARO
➡️ Mitarika. ➡️ Mampahafantatra. ➡️ Mampianatra.

Tsy sasatra izahay mamporisika sy mizara fahalalana ho an’ny mpiara-belona, satria mitovy zo isika rehetra!

Teto dia ho an’ny Renim-pianakaviana manokana!
Izahay ato amin’ny Plateforme MAROANDAVAKA, dia nampahafantatra ny Zon’ny Vehivavy androany!

➡️ Email:
[email protected]
[email protected]

➡️ Contact:
034 085 4847 / 034 857 5054




'nyVehivavy

--________________________________________________

SENSIBILISER, INFORMER, ÉDUQUER
➡️ Guider. ➡️ Faire connaître. ➡️ Enseigner.

Nous ne cessons jamais d’agir pour sensibiliser et partager le savoir avec nos concitoyens, car tous les êtres humains naissent libres et égaux en droits !

Coup de projecteur sur les mamans !
Aujourd’hui, sur la Plateforme MAROANDAVAKA, nous avons informé les mères de famille sur les Droits des Femmes !

➡️ Email :
[email protected]
[email protected]

➡️ Contact :
034 085 4847 / 034 857 5054




📅 12 Avril — Journée Internationale de l’Enfant des Rues 🌍🚸 "Manan-jo mitovy amin'ny ankizy rehetra ny zaza ny arabe "Ir...
14/04/2025

📅 12 Avril — Journée Internationale de l’Enfant des Rues 🌍

🚸 "Manan-jo mitovy amin'ny ankizy rehetra ny zaza ny arabe "
Ireo ankizy eny amin’ny arabe dia ankizy ihany koa — manan-jo ho voaaro, ho tia, hianatra ary ho fantatra ny Zon’izy ireo 💛📚⚖️

Izahay ao amin’ny Platefrome Maroandavaka dia faly niara-nanamarika ity andro manan-danja ity ka nampahafantatra sy nankalaza ny Zon’ny Ankizy 🙌👧👦
Satria ✅ anisan’ny Zony ny mahafantatra ny Zon’izy ireo!



__________________________________________________

Bien sûr ! Voici la traduction en français :

📅 12 Avril — Journée Internationale de l’Enfant des Rues 🌍

🚸 "Les enfants de la rue ont les mêmes droits que tous les autres enfants..."
Ces enfants qui vivent dans la rue sont des enfants à part entière — ils ont le droit d’être protégés, aimés, éduqués et informés sur leurs droits 💛📚⚖️

Nous, au sein de la Plateforme Maroandavaka, avons eu la joie de célébrer cette journée importante en sensibilisant et valorisant les Droits de l’Enfant 🙌👧👦
Car ✅ connaître ses droits fait partie de ses droits !

Ny Asabotsy 08 Febroary 2025 izao hisy fiofanana mahakasika ny " Zon'Olombelona " ;Mevisa Maro indrindra isika Tanora et...
06/02/2025

Ny Asabotsy 08 Febroary 2025 izao hisy fiofanana mahakasika ny " Zon'Olombelona " ;
Mevisa Maro indrindra isika Tanora eto Farafangana na anatiny fikambanana na tsy mbola ao anatiny;
Formateur : RAHERINIAINA Serginot Odilon
Toerana: Maison des jeunes Farafangana
Ora : 8h 30 ora Maraina
( Observatoire National des Droits de l'homme)
Maroandavaka

√√Ho fankalazana ny HETSIKA 16 andro dia nanantateraka fanentanana mahakasika ny Herisetra mihanjady amin'ny maha lahy s...
08/12/2024

√√Ho fankalazana ny HETSIKA 16 andro dia nanantateraka fanentanana mahakasika ny Herisetra mihanjady amin'ny maha lahy sy amin'ny maha vavy ny Vovonan'ny Tanora MAROANDAVAKA ;
√√Vehivavy mpanasa lamba miisa 250 isa no nanaovana ny fanentanana sy fampafatarana izany Herisetra izany,

Tanjon'ny fanentanana ny mba ahafataran'ny tsirairay ny famaritana sy karazana Herisetra ary ireo toerana ahazoana torohevitra amin'izany.
# Plateforme Maroandavaka
Jeune Incontournable
Contact : 034 08 548 47 / 034 73 211 60
mail : [email protected]

Address

Farafangana-AtsimoAtsinanana
Farafangana
309

Telephone

+261347553274

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Pfrjaa Maroandavaka posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Pfrjaa Maroandavaka:

Share