27/08/2025
Tontosa soamatsara ny fiaraha-miasa teo amin'ny Association AJMAF Madagascar sy ny ONG PROCAIS any Antananarivo,mahakasika ny fanangonana antonta-kevitra(collecte des données): izay natao tamin'ny district roa Dia ny district Vohipeno Faritra Fitovinagny (Vohipeno,Andemaka, Ilakatra), district Vangaindrano (Vangaindrano,Tsiately,Matanga): ny volana Jolay 2025 lasa; izany moa Dia mahakasika ny "RMO VACCINATION"=recherche de la mise en œuvre de la vaccination ".
Hita nandritra izany ny fanaovana ny : focus group, entretien individuel, enquête menage.Izany Dia natao tamin'ireo autorités locales,Agents communautaires,Agents de santé, APART, Mères des enfants zéro dose, mères des enfants sous-dose, mères des enfants complètements vaccinés, associations.
Mankasitraka hatrany ny fikambanana AJMAF Madagascar anareo manome fitokisana sy traik'efa hoan'ny tanora anaty fikambanana; Ary Mbola manokatra varavarana hoanareo ONG, associations, plateformes,PTF amin'ny fiaraha-miasa izahay ato Ary hagnome izay avy aminay koa. Mizara koa zahay hoan'izay Mila an'izany traik'efa zan🤝🙏
Madagascar
-Atsimo Atsinanana
en Action et innovant.