Farombo

Farombo SEHATRA HO AN'NY TANORA đŸ‡ČđŸ‡ŹđŸ€

Alefa Danseur nay Atsimo Atsignana âŁïžđŸ™
31/05/2026

Alefa Danseur nay Atsimo Atsignana âŁïžđŸ™

🎉 FIFANINANANA MANDIHY AO AMIN’NY PEJY "ATSIMO ATSINANANA ACTUALITÉS" 🎉

💃đŸ•ș Mandihiza amin’ny hiran’i Sakate Boy – "Zanak’Antesaka" đŸ•ș💃
Isan'olona mandihy Telo ( 03 ) farany vitsy.

🏆 Loka Voalohany : 50 000 Ar
đŸ„ˆ Loka Faharoa : 30 000 Ar
đŸ„‰ Loka Fahatelo : 20 000 Ar

📌 Fitsipiky ny fifaninanana :

1. Manaova horonan-tsary (vidĂ©o) mandihy amin’ny hiran’i Sakate Boy "Zanak’Antesaka".
2. Publieo ao amin’ny kaontinao Facebook ilay vidĂ©o.
3. Mentionnéo ny pejy Atsimo Atsinanana Actualités.
4. Rehefa vita ny publication dia hozarainay ao amin’ny pejy ilay publication-nao.
5. Ny publication zarainay ao amin’ny pejy no hotsaraina araka ny isan’ny commentaires, rĂ©actions, partages, sns.

📾 Rehefa vita izany dia alaivo capture d’écran ary apetraho ato amin’ny commentaires. Izay mahafeno ireo fepetra rehetra ireo ihany no horaisina ho mpifaninana.

📊 Fitsarana :

đŸ„‡ Voalohany : Isan’ny commentaires sans rĂ©ponse (4 points)

- Commentaire iray avy amin’ny compte iray no isaina.
- Ny rĂ©ponses amin’ny commentaires dia tsy tafiditra ao anatin’ny kajy.

đŸ„ˆ Faharoa : Isan’ny partages (3 points)

đŸ„‰ Fahatelo : Isan’ny rĂ©actions (2 points)

📅 Manomboka anio ny fandraisana anjara sy ny fanaovana publication.
⏳ Alakamisy no daty farany handraisana anjara.

🏅 Fanambarana ny vokatra sy fanolorana loka :
📅 Zoma 5 Jona 2026
🕖 Amin’ny 7 ora hariva (19h00)

⚠ Fanamarihana (NB) :
Tsy azo atao ny mampiasa Auto Like na fomba hafa hanodikodinana ny valim-pifaninanana. Hojerena tsara ny fahamarinan’ny rĂ©actions, commentaires ary partages rehetra. Koa manentana antsika hitandro ny fahamarinana sy ny mangarahara amin’ny fifaninanana izahay.

Compétition Sponsorisés par Farombo

Manohana ny tanora hatrany âŁïž Alefa 🙏
31/05/2026

Manohana ny tanora hatrany âŁïž Alefa 🙏

🎉 KILALAO ATO AMIN’NY PEJY "ZANAKA ATSIMO ATSIGNANA" 🎉

đŸ„‡ Loka Voalohany : 20 000 Ar
đŸ„ˆ Loka Faharoa : 10 000 Ar
đŸ„‰ Loka Fahatelo : 5 000 Ar

📌 Fitsipiky ny kilalao :

1. Publieo ny sarinao manao fitafy Sud Est.
2. Asio soratra lehibe eo amin’ilay sary hoe : "Mirehareha fa Sud Est".
3. Mentionneo ity pejy ity.
4. Rehefa vita ny publication dia hozarainay ato amin’ny pejy ilay publication-nao.
5. Ny publication zarainay ato amin’ny pejy no hotsaraina araka ny isan’ny commentaires, rĂ©actions, partages, sns.

📾 Rehefa vita izany dia alaivo capture d’écran ary apetraho ato amin’ny commentaires. Izay mahafeno ireo fepetra rehetra ireo ihany no horaisina ho mpifaninana.

📊 Fitsarana :

đŸ„‡ Voalohany : Isan’ny commentaires sans rĂ©ponse (4 points)

- Commentaire iray avy amin’ny compte iray no isaina.
- Ny rĂ©ponses amin’ny commentaires dia tsy tafiditra ao anatin’ny kajy.

đŸ„ˆ Faharoa : Isan’ny partages (3 points)

đŸ„‰ Fahatelo : Isan’ny rĂ©actions (2 points)

📅 Manomboka anio ny fandefasana sary ao amin’ny commentaires sy ny fanaovana publication.
⏳ Alakamisy no daty farany ahafahana mandray anjara.

Publiéo aloha ny sary any aminao vao manao commentaires dia avy hatrany dia miditra amin'ny mûr-nao izahay manao partage ny sarinao .

⚠ Fanamarihana (NB) :
Tsy azo atao ny mampiasa Auto Like na fomba rehetra hanodikodinana ny valim-pifaninanana. Hitanay tsara izany, ary hainay tsara koa na "J’aime" faux, na "J’adore" faux, na karazana rĂ©actions Faux hafa ampiasaina. Koa manentana antsika rehetra izahay mba hitandro ny fahamarinana sy ny mangarahara amin'ny lalao.

Sponsorisés par Farombo
Zanaka Atsimo Atsignana

✹ “Mamboly anio, miaro ny hoavy rahampitso !” ✹Tontosa androany 14 May 2026 ny hetsika fambolen-kazo tetsy amoron-drano,...
14/05/2026

✹ “Mamboly anio, miaro ny hoavy rahampitso !” ✹
Tontosa androany 14 May 2026 ny hetsika fambolen-kazo tetsy amoron-drano, notarihin’ny Fitaleavam-paritry ny Tontolo Iainana sy ny Fampandrosoana Lovainjafy
Isany nandray anjara mavitrika ihany koa ny ASSOCIATION FAROMBO ❀
💚 Hetsika natao ho fiarovana ny tontolo iainana, fanatsarana ny tanàna.
đŸŒ± Mamboly hazo
🌍 Miaro ny tontolo iainana
đŸ€ Mampandroso ny fiarahamonina

Fihaonana nataon'i Association FAROMBO tamin'i Andriamatoa Jules Hary  Ben'i Tanana Ambonivohitry Farafanganamikarakara ...
13/05/2026

Fihaonana nataon'i Association FAROMBO tamin'i Andriamatoa Jules Hary Ben'i Tanana Ambonivohitry Farafangana
mikarakara fampandrosoana ho an'ny Tanana.
Teto dia resy lahatra tamin'ny vina zay natolotrin'ny ASSOCIATION ny ben'ny Tanana ka hiroso amin'izay vina fampandrosoana izay.
'' Farombo,Mifarombo ame fampandrosoa an'i Atsimo Atsignana''

12/05/2026
12/05/2026

🌮 DĂ©part de l’Association FAROMBO pour FARAFA BEACH Ă  Farafangana – Sud-Est de Madagascar đŸš€

Le grand dĂ©part pour une journĂ©e exceptionnelle Ă  FARAFA BEACH, situĂ© Ă  Farafangana dans la rĂ©gion Sud-Est de Madagascar đŸŒŠâ˜€ïž
Entre bonne humeur, dĂ©couverte et convivialitĂ©, l’Association FAROMBO prend la route vers ce magnifique coin de paradis entre mer et lagune.
✹ Une aventure inoubliable commence

🌮 Fiaingan’ny Association FAROMBO ho any FARAFA BEACH Farafangana – Faritra Atsimo Atsinanana Madagascar đŸš€

Natomboka tamin’ny hafaliana sy firaisankina ny dia ho any FARAFA BEACH any Farafangana, Faritra Atsimo Atsinanana Madagascar đŸŒŠâ˜€ïž
Fitsangatsanganana mankany amin’ilay toerana mahafinaritra eo anelanelan’ny ranomasina sy lagune.
✹ Manomboka eto ny aventure sy fotoana tsy hay hadinoina.

Nahafinaritra tokoa ny piknikan’ny fikambanana FAROMBO androany, izay natao teny amin’ny “Plage Vierge” ampitan’i Anosin...
09/05/2026

Nahafinaritra tokoa ny piknikan’ny fikambanana FAROMBO androany, izay natao teny amin’ny “Plage Vierge” ampitan’i Anosinakoho, Farafangana.
Io toerana miavaka io, izay nomen’izy ireo anarana hoe “FARAFA BEACH”, dia tena paradisa voajanahary feno hatsarana sy filaminana, nefa mbola vitsy no mahalala azy.
Toerana mampitolagaga ny hakanton’ny ranomasina sy ny tontolo manodidina, ka mendrika ho isan’ireo toerana fizahantany manintona indrindra aty amin’ny faritra.
Toy izao ny ambiance sy ny hafaliana nanamarika ny fotoana tany an-toerana androany.
( âŁïž)

( )

DĂ©part ANOSINAKOHO 😀Pikinikin'ny Association Farombo androany 09 Mai , plage
09/05/2026

DĂ©part ANOSINAKOHO 😀
Pikinikin'ny Association Farombo androany 09 Mai , plage

ALEFA FAROMBOMIFAROMBO AME FAMPANDROSOA
08/05/2026

ALEFA FAROMBO
MIFAROMBO AME FAMPANDROSOA

Address

Farafangana
Vondrozo
309

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Farombo posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Contact The Organization

Send a message to Farombo:

Share