31/05/2026
🎉 KILALAO ATO AMIN’NY PEJY "ZANAKA ATSIMO ATSIGNANA" 🎉
🥇 Loka Voalohany : 20 000 Ar
🥈 Loka Faharoa : 10 000 Ar
🥉 Loka Fahatelo : 5 000 Ar
📌 Fitsipiky ny kilalao :
1. Publieo ny sarinao manao fitafy Sud Est.
2. Asio soratra lehibe eo amin’ilay sary hoe : "Mirehareha fa Sud Est".
3. Mentionneo ity pejy ity.
4. Rehefa vita ny publication dia hozarainay ato amin’ny pejy ilay publication-nao.
5. Ny publication zarainay ato amin’ny pejy no hotsaraina araka ny isan’ny commentaires, réactions, partages, sns.
📸 Rehefa vita izany dia alaivo capture d’écran ary apetraho ato amin’ny commentaires. Izay mahafeno ireo fepetra rehetra ireo ihany no horaisina ho mpifaninana.
📊 Fitsarana :
🥇 Voalohany : Isan’ny commentaires sans réponse (4 points)
- Commentaire iray avy amin’ny compte iray no isaina.
- Ny réponses amin’ny commentaires dia tsy tafiditra ao anatin’ny kajy.
🥈 Faharoa : Isan’ny partages (3 points)
🥉 Fahatelo : Isan’ny réactions (2 points)
📅 Manomboka anio ny fandefasana sary ao amin’ny commentaires sy ny fanaovana publication.
⏳ Alakamisy no daty farany ahafahana mandray anjara.
Publiéo aloha ny sary any aminao vao manao commentaires dia avy hatrany dia miditra amin'ny mûr-nao izahay manao partage ny sarinao .
⚠️ Fanamarihana (NB) :
Tsy azo atao ny mampiasa Auto Like na fomba rehetra hanodikodinana ny valim-pifaninanana. Hitanay tsara izany, ary hainay tsara koa na "J’aime" faux, na "J’adore" faux, na karazana réactions Faux hafa ampiasaina. Koa manentana antsika rehetra izahay mba hitandro ny fahamarinana sy ny mangarahara amin'ny lalao.
Sponsorisés par Farombo
Zanaka Atsimo Atsignana