09/07/2026
๐ท๐ง ๐ฆ๐๐๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ : ๐๐ฎ๐ป๐ผ๐น๐ผ๐ฟ๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐๐ผ๐ธ๐ฎ๐๐ฟ๐ฎ ๐ฎ๐๐ผ ๐๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ป๐ถ๐๐ฎ๐ป๐ฎ ๐ณ๐ฎ๐ผ๐ฏ๐ฒ ๐ถ๐ฟ๐ฒ๐ผ ๐ณ๐ผ๐๐ผ๐ฑ๐ฟ๐ฎ๐ณ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ๐๐ฎ๐ปโ๐ป๐ ๐ฅ๐ฎ๐ป๐ผ ๐ฎ๐ผ ๐ฎ๐บ๐ถ๐ปโ๐ป๐ ๐ณ๐ฎ๐ฟ๐ถ๐๐ฟ๐ฎ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ
โ
Notanterahina tao aminโny biraonโny UNICEF ao Manakara ny atrikasa fanolorana ireo vokatra azo taminโny fanisana ireo toeram-pamatsiana rano, izay natao tany aminโireo distrika dimy mandrafitra ny faritra Atsimo Atsinanana. Ny ekipanโny SAHI Mpanasoa no nanatanteraka izany asa izany, niaraka taminโny UNICEF Madagascar sy ny fiaraha-miasa akaiky taminโireo tomponโandraikitra eny ifotony sy ireo mpisehatra rehetra voakasika.
๐ Voarakitra ao anaty angon-kevitra avokoa ny fokontany miisa 895, ny fotodrafitrasanโny rano miisa 95, sekoly miisa 1 973 ary tobim-pahasalamana miisa 180. Ireo antontanisa voamarina ireo dia fitaovana manan-danja entina manohana ny fandraisana fanapahan-kevitra, manatsara ny fisitrahanโny mponina rano fisotro madio ary manamafy ny fampandrosoana maharitra ho tombontsoanโireo vondrom-piarahamonina ao aminโny faritra.
๐ Maneho fisaorana feno ny ekipanโny SAHI Mpanasoa, ireo tomponโandraikitra eny ifotony, ireo mpiara-miombonโantoka rehetra, indrindra UNICEF Madagascar tamin'ny fanohanana sarobidy nomenโizy ireo.
-----------------
๐ท๐ง ๐ฆ๐๐๐ ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ : ๐ฅ๐ฒ๐๐๐ถ๐๐๐๐ถ๐ผ๐ป ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฟ๐ฒฬ๐๐๐น๐๐ฎ๐๐ ๐ฑ๐ฒ ๐นโ๐ถ๐ป๐๐ฒ๐ป๐๐ฎ๐ถ๐ฟ๐ฒ ๐ฑ๐ฒ๐ ๐ฃ๐ผ๐ถ๐ป๐๐ ๐ฑโ๐ฒ๐ฎ๐ ๐ฑ๐ฎ๐ป๐ ๐น๐ฎ ๐ฟ๐ฒฬ๐ด๐ถ๐ผ๐ป ๐๐๐๐ถ๐บ๐ผ ๐๐๐๐ถ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ๐ป๐ฎ
โ
La sรฉance de prรฉsentation et de restitution des rรฉsultats de lโinventaire des points dโeau, rรฉalisรฉ dans les cinq districts de la rรฉgion Atsimo Atsinanana, sโest tenue dans les locaux de lโUNICEF ร Manakara. Cette mission a รฉtรฉ menรฉe par lโรฉquipe de SAHI Mpanasoa, en partenariant avec lโUNICEF Madagascar et en รฉtroite collaboration avec les autoritรฉs locales et les diffรฉrents acteurs concernรฉs.
๐ Au total, 895 fokontany, 95 infrastructures hydrauliques, 1 973 รฉtablissements scolaires et 180 centres de santรฉ ont รฉtรฉ recensรฉs et intรฉgrรฉs dans une base de donnรฉes exhaustive. Ces informations constituent un outil stratรฉgique permettant dโorienter les prises de dรฉcision, dโamรฉliorer lโaccรจs ร lโeau potable et de renforcer le dรฉveloppement durable au bรฉnรฉfice des communautรฉs de la rรฉgion.
๐ Nos sincรจres remerciements ร lโรฉquipe de SAHI Mpanasoa, aux autoritรฉs locales, ร lโensemble des partenaires ainsi quโร lโUNICEF Madagascar pour leur engagement et leur prรฉcieux soutien.