GIDEM-Jeune Atsimo Atsinanana

GIDEM-Jeune  Atsimo Atsinanana Pages d'une association

🔴 FIVOARIANA VOALOHANY NIARAHANY IREO MPIKAMBANA VAOVAO MANDRAFITRA NY BIRAO NASIONALIN'NY GIDEM JEUNE MADAGASCAR✅ Tonto...
01/05/2024

🔴 FIVOARIANA VOALOHANY NIARAHANY IREO MPIKAMBANA VAOVAO MANDRAFITRA NY BIRAO NASIONALIN'NY GIDEM JEUNE MADAGASCAR

✅ Tontosa anio faha 1 Mai ny fihaonana voalohany teo amin'ireo Mpikambana vaovao mandrafitra ny birao nasionalin'ny GIDEM JEUNE MADAGASCAR, nafahan'izy ireo :

• NIFANKATATRA BEBEKOKOA TEO AMIN'NY SAMY MPIKAMBANA

• NAMPAHAFANTARANA IREO ANDRAIKITRA MIANDRY NY TSIRAIRAY

• NAMPITOVY VINA AMIN'NY HAMPANDROSOANA NY FIKAMBANANA

• NIADY HEVITRA SY NITONDRA SOSOKEVITRA HO AN'IREO TETIKASA AZO TANTERAHIN'NY FIKAMBANANA ATSOATSY

• NIKAON-DOHA AMIN'NY FANATSARANA AZO ENTINA HO ANY FIAINAM-PIKAMBANANA

Isany TETIK'ASA ho tanterahiny tapaka tao anatiny ity fivoariana anio ity.

Tetik'asa naroson'ny tompon'andraikitra momba ny tontolo iainana sy ny ekolojia, ny ~ " ECO-ACTION " ~ izay ho tanterahina eto amin'ny Faritra ANALAMANGA ary iezahana aparitaka manerana ny faritra rehetra misy Mpikambana GIDEM JEUNE MADAGASCAR.

⭐Eto dia entanina sahady ny Mpikambana rehetra amin'ny fahavonosana sy fahafoizam-potoana fa somary maro ny tetik'asa ho tanterahina manomboka ny volana Mai ity.

" Ny fikambanana GIDEM JEUNE MADAGASCAR dia vonona foana hikatsaka ny tsara kokoa "


Miarahaba manokana ny EPP Amboanio Farafangana izay mankalaza ny faha 50 taonany androany.>. 📖📖 Zava-dehibe tokoa ny fis...
24/04/2024

Miarahaba manokana ny EPP Amboanio Farafangana izay mankalaza ny faha 50 taonany androany.

>.

📖📖 Zava-dehibe tokoa ny fisian'ny sekoly manakaiky vahoaka , mamolavola sy manabe ireo ankizy amin'ny ambaratonga voalohany. Adidy lehibe no miandry ireo mpanabe isan'andro satria ao amin'ny ambaratonga fototra no famolavolana voalohany ny ankizy amin'ny resaka fampianarana. Ao ihany koa no hanefena fahalalana ilaina amin'ny ho avin'ireo ankizy ireo. Mila tadidina foana manko fa ny sekoly no tanin-ketsan'ny fanabeazana izay hitondra amin'ny tena fampandrosoana.

📓📓 Ka noho izany indrindra no antony hanohanan'ny fikambanana GIDEM ny sampana fanabeazana rehetra eto Madagasikara.





🔴 L'association GIDEM au cœur du Sanitaire" ... Plusieurs régions dans la grande île ont bénéficié de ses aides ... "
04/04/2024

🔴 L'association GIDEM au cœur du Sanitaire

" ... Plusieurs régions dans la grande île ont bénéficié de ses aides ... "

🔴TONTOSA ANIO ALAROBIA 28 FEBROARY NY FIVORIANA ARA-POTOANA  NOTANTERAHIN'NY BIRAO NASIONALIN'NY GIDEM JEUNE MADAGASCAR....
28/02/2024

🔴TONTOSA ANIO ALAROBIA 28 FEBROARY NY FIVORIANA ARA-POTOANA NOTANTERAHIN'NY BIRAO NASIONALIN'NY GIDEM JEUNE MADAGASCAR.

✅ IRETO AVY NO NODINIHANA NANDRITRAN'NY IZANY FIVORIANA IZANY:

⭐ Fanatanterahana fambolen-kazo izay hatao ny 17 Martsa 2024 ho avy izao. Hanentanana sahady ireo mpikambana hiomana ho an'ny izany andro izany.

⭐ Fandraiketana ireo tetik'asa sy ireo hetsika ho tanterahina mandritran'ny taona 2024.

⭐ Fanatsarana ny rafitra sy ny fiainam-pikambanana.

•───────────────────•

Ka noho izany :

✅Averinay fa efa miverina misokatra ny fandraisana ho mpikambana GIDEM JEUNE MADAGASCAR.
Azonao atao tsara ny mandefa Hafatra miafina ( MP) ato amin'ny Pejy.

✅ Entanina koa ireo mpikambana rehetra, haneho ny fahavononany, amin'ny firesahana amin'ireo tompon'andraikitra misahana ny faritra misy azy.

Mankasitraka indrindra tompoko


15/11/2023

❌AMPY IZAY NY FANENJEHANA ARA-POLITIKA❌

‼️ FANAMBARANA ‼️
14/11/2023

‼️ FANAMBARANA ‼️

24/07/2023



ANDRIANTSITOHAINA Nick Scott

Parcours : Droit et science politique

GIDEM-JEUNE Atsimo Atsinanana

🎉Challenge fitafin-drazana 🎉ANJARAONINTSOA Mario👉MpandraharahaGIDEM-Jeune Atsimo Atsinanana
16/07/2023

🎉Challenge fitafin-drazana 🎉

ANJARAONINTSOA Mario
👉Mpandraharaha
GIDEM-Jeune Atsimo Atsinanana


Challenge fitafin-drazana🎉ANDRIANTSITOHAINA Nick ScottParcours : Droit et science politiqueGIDEM-JEUNE ATSIMO ATSINANANA...
15/07/2023

Challenge fitafin-drazana🎉

ANDRIANTSITOHAINA Nick Scott
Parcours : Droit et science politique
GIDEM-JEUNE ATSIMO ATSINANANA



17/05/2023

Gne fikambanagny GIDEM dia fikambanagny misehatry amin'e asa sosialy sy fikolokoloagny gne tontolo hiaignagny Tarigetrany gne hoe
Gne tanjogny dia :
✅hagnabe gne Tanora sy hagnasoa gne mpiara-belogny
✅Hampandray andraikitry gne Tanora eo amine lafiny fiainam-pirenegny
✅Hikolokolo gne tontolo iainagny sy hikajy gne fanatsaragny gne zava-boary
✅Hampiroborobo ny kolontsaina maha Malagasy mba hampitana amin'ny taranaka fara-mandimby
Sy gne maro tsy voatanisa

Misokatry ho atsika agnaby gne fikambanagny GIDEM-Jeune Atsimo Atsinanana fa ka misalasala gne mandefa hafatry miafigny amin'e pejy GIDEM-JEUNE Atsimo Atsinanana 🌞? raha liagny amin'izany anao

Ny tetik'asa "Centre de formation"  atao any amin'ny faritra Atsimo Atsinanana dia efa olona matihanina misehatra amizan...
29/04/2023

Ny tetik'asa "Centre de formation" atao any amin'ny faritra Atsimo Atsinanana dia efa olona matihanina misehatra amizany no directeur de projet .

🟩 Eto amin'ny sary dia nanamafy ny train-kefa hananan'ireo mpisehatra amin'ny fanarahana ny tanora eny ifotony amin'ny faritra maro be izy : faritra Alaotra Mangoro, Sofia , Menabe, Mahatsiatra Ambony , Fitovinagny, Ihorombe Amoron'i Mania...

🟩Efa mandeha ny fiaraha-miasa rehetra mba ho tonga tsy ho ela amin'ny faritra Atsimo Atsinanana ny tetik'asa ho tombontsoan'ireo tanora , ny faritra ary ho an'i Madagasikara mihitsy.

=========================
Le directeur de projet centre de formation dans la région Atsimo Atsinanana a déjà beaucoup d'expérience dans le domaine.

🟩 Illustration sur les photos ci-dessous où il oeuvre pour le renforcement de capacité des techniciens accompagnateur des jeunes ruraux formés dans plusieurs régions à Madagascar : Sofia - Menabe - Haute Matsiatra- Fitovinany-Alaotra Mangoro - Ihorombe - Amoron'i Mania.

🟩 Tout est en cours de mise en oeuvre pour la réalisation du projet dans la région Atsimo Atsinanana pour aider les jeunes , la région et pour aider au développement de Madagascar.

Address

Farafangana

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when GIDEM-Jeune Atsimo Atsinanana posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share