Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy

Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy Tokontany Be Malagasy dia fikambanana mifototra amin'ny fampandrosoana lovain-jafy. Ilay afo ao anatinao no fampandrosoana ho lovain'ny taranaka aman-dimby.

Ary ny fihavanana no tombony ho antsika.

Ho fanomanana ny EXPO VENTE PRIVÉ : VETSON’NY BE ART dia hafaliana ho anay ny manolotra ny MPANAKANTO VOALOHANY :KaMi du...
24/08/2026

Ho fanomanana ny EXPO VENTE PRIVÉ : VETSON’NY BE ART dia hafaliana ho anay ny manolotra ny MPANAKANTO VOALOHANY :
KaMi du Labora tout Art

Iza ilay mpanakanto ao ambadik’ity tontolon’ny Art Recyclage ity? ♻️

Fantaro i kaMi, mpanakanto Malagasy multidisciplinaire izay mamolavola ny zavakanto amin’ny alalan’ny fomba fijery miavaka sy feno famoronana.

🎨 Art plastique
🖌️ Peinture
🏙️ Graffiti
♻️ Art Recyclage

Avy amin’ny harena ara-kolontsaina Malagasy sy ny fahasamihafan’ny zavakanto no iavian’ny aingam-panahiny.

Ho an’i kaMi, tsy zavatra ariana fotsiny ireo zavatra efa nampiasaina. Mety mbola ho lasa fitaovana hamoronana, hanehoana hevitra ary hitantarana tantara izy ireny.

Ao anatin’ity ART EXPO PRIVÉE – Ventson’ ny Be_art ity dia hitantsika amin’ny fomba hafa ny fifandraisan’ny zavakanto, ny famoronana ary ny zavatra efa nampiasaina.

✨ Tsy mijery zavakanto fotsiny isika.
Fa mijery izao tontolo izao amin’ny maso hafa.

📍 QG Tokontany Be Malagasy – Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
📅 Samedi 19 Septembre 2026
⏰ 15h – Vernissage
🎨 Peinture & Sculpture

🎟️ Entrée sous réservation

👉 Araho hatrany ny pejy Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy sy Tokontany Be Malagasy - Academy ary Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina hahafantaranao bebe kokoa momba ireo mpanakanto sy ny expo.

kaMi — Artiste multidisciplinaire • Art Recyclage

Ny talenta dia harena Rehefa omena lanja
24/08/2026

Ny talenta dia harena Rehefa omena lanja

Ho fanomanana ny EXPO VENTE PRIVÉ : VETSON’NY BE ART dia hafaliana ho anay ny manolotra ny MPANAKANTO VOALOHANY :
KaMi du Labora tout Art

Iza ilay mpanakanto ao ambadik’ity tontolon’ny Art Recyclage ity? ♻️

Fantaro i kaMi, mpanakanto Malagasy multidisciplinaire izay mamolavola ny zavakanto amin’ny alalan’ny fomba fijery miavaka sy feno famoronana.

🎨 Art plastique
🖌️ Peinture
🏙️ Graffiti
♻️ Art Recyclage

Avy amin’ny harena ara-kolontsaina Malagasy sy ny fahasamihafan’ny zavakanto no iavian’ny aingam-panahiny.

Ho an’i kaMi, tsy zavatra ariana fotsiny ireo zavatra efa nampiasaina. Mety mbola ho lasa fitaovana hamoronana, hanehoana hevitra ary hitantarana tantara izy ireny.

Ao anatin’ity ART EXPO PRIVÉE – Ventson’ ny Be_art ity dia hitantsika amin’ny fomba hafa ny fifandraisan’ny zavakanto, ny famoronana ary ny zavatra efa nampiasaina.

✨ Tsy mijery zavakanto fotsiny isika.
Fa mijery izao tontolo izao amin’ny maso hafa.

📍 QG Tokontany Be Malagasy – Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
📅 Samedi 19 Septembre 2026
⏰ 15h – Vernissage
🎨 Peinture & Sculpture

🎟️ Entrée sous réservation

👉 Araho hatrany ny pejy Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy sy Tokontany Be Malagasy - Academy ary Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina hahafantaranao bebe kokoa momba ireo mpanakanto sy ny expo.

kaMi — Artiste multidisciplinaire • Art Recyclage

08/08/2026

Présidence de la Refondation de la République de Madagascar - PRRM zany ve? Vendrana be hono tsika?

And some unexpected new friends
08/08/2026

And some unexpected new friends

Cultural & Development Center - Tokontany Be MalagasyTokontany Be Malagasy - KolotsainaFestival Z’ART AINA
04/08/2026


Cultural & Development Center - Tokontany Be Malagasy
Tokontany Be Malagasy - Kolotsaina
Festival Z’ART AINA

🎶 L'Atelier Valiha est officiellement lancé ! 🇲🇬
Le valiha est bien plus qu'un instrument : c'est une partie de notre identité, de notre histoire et de notre culture.
Chez El Agency, nous sommes heureux de vous inviter à participer à notre atelier de valiha animé par Alex.
✨ Que vous soyez débutant ou que vous souhaitiez vous perfectionner, cet atelier est fait pour vous.
Au programme : 🎼 Apprentissage des bases 🎵 Pratique en groupe 🤝 Partage d'expériences 🎶 Découverte de la richesse du valiha
📅 À partir du mercredi 05 août 2026 🕑 14h00 📍 Ambohidratrimo
🎻 Les instruments sont disponibles sur place.
📞 Réservez votre place dès maintenant en nous envoyant un message privé ou en nous contactant au 038 45 781 77.
Notre vocation est de vous conduire à votre liberté artistique. ✨

Ny fizahantany ho ampingan’ny fampandrosoana. ❤️
04/08/2026

Ny fizahantany ho ampingan’ny fampandrosoana. ❤️

Salama 🇲🇬

our be Mada

🇲🇬🌿 TOUR BE MADA – NY FIZAHANTANY, FIHAVANANTSIKA 🌿🇲🇬
✨ Vonona hiaina traikefa tsy hay hadinoina eto Madagasikara ve ianao?
Aza mijery an’i Madagasikara toy ny mpitsangatsangana fotsiny…�👉 Andao hiaina azy! ❤️
Miaraka amin’ny TOUR BE MADA, dia hahita ny hakanton’ny faritra Atsinanan’i Madagasikara isika: 🌳 ala, 🌊 rano, 🏞️ tontolo voajanahary, 🏡 fiainan’ny mponina ary 🇲🇬 kolontsaina Malagasy.
🎒 VOHIMANA – MANAMBATO�📅 6 andro / 5 alina
━━━━━━━━━━━━━━━�🌿 ANDRO 1 – ANTANANARIVO ➡️ VOHIMANA�━━━━━━━━━━━━━━━
🚌 Miainga eto Antananarivo amin’ny 7 ora maraina�🏛️ Mitsidika ny Tranombakoka Gendarmerie ao Moramanga�🍽️ Sakafo atoandro any Andasibe�🌳 Manohy ny dia mankany Vohimana�🥾 Dia an-tongotra miditra ao amin’ny faritra Vohimana
━━━━━━━━━━━━━━━�🌿 ANDRO 2 – VOHIMANA ➡️ MANAMBATO�━━━━━━━━━━━━━━━
🌱 Mitsidika sy mahafantatra bebe kokoa an’i Vohimana�🐒 Mahita ny zavamananaina sy ny hakanton’ny ala�🚐 Manohy ny dia mankany Manambato�🌅 Mitsidika ny tendrombohitry ny mpifankatia
━━━━━━━━━━━━━━━�🏖️ ANDRO 3 – AKANIN’NY NOFY sy ANDRANOKODITRA�━━━━━━━━━━━━━━━
☀️ Andro natokana ho an’ny fialan-tsasatra sy fitsangantsanganana�🌊 Mahita sy mankafy ny hakanton’i Akanin’ny Nofy sy ny Reserve Palmarium�🏝️ Misakafo antoandro ao amin’ny village des pêcheurs miaraka amin’ireo vehivavy mpanao VAKODRAZANA BETSIMISARAKA�📸 Fotoana fakàna sary sy famoronana fahatsiarovana
━━━━━━━━━━━━━━━�🌴 ANDRO 4 – MANAMBATO ➡️ AMBILA�━━━━━━━━━━━━━━━
🚤 Dia mankany Ambila�🌊 Mamakivaky APANGALANA�🏡 Mahafantatra bebe kokoa ny tantaran’ny fanjanahantany amin’iny faritra iny�🌴 Sakafo antoandro Picnic eny amorondranomasina.
━━━━━━━━━━━━━━━�🌳 ANDRO 5 – MANAMBATO ➡️ ANDASIBE�━━━━━━━━━━━━━━━
🚐 Miverina mankany Andasibe�🌿 Manao tsidika alina hijery ny Ragidro kely indrindra eran-tany �📸 Maka sary ny tontolo anaty Ala sy ireo manan’aina maro mampiavaka an’i Madagasikara.
━━━━━━━━━━━━━━━�🏠 ANDRO 6 – ANDASIBE ➡️ ANTANANARIVO�━━━━━━━━━━━━━━━
🐒 Manao tsidika atoandro ao amin’ny valanjavaboahary tantanin’ny Vondron’Olona Ifotony�📸 Fakàna sary sy fahatsiarovana�🚌 Dia miverina eto Antananarivo

❤️ TSY FITSANGATSANGANANA FOTSINY… FA FIZAHANTANY MANOHANA NY MALAGASY!

Amin’ny TOUR BE MADA, ny tanjonay dia ny:
🇲🇬 Hampahafantatra ny hakanton’i Madagasikara�🌿 Hiaro sy hanome lanja ny tontolo voajanahary�🏡 Hanohana ny fiarahamonina sy ny mponina eny an-toerana�🤝 Hampiroborobo ny Fihavanana Malagasy�💼 Hamorona asa amin’ny alalan’ny fizahantany�❤️ Haneho an’i Madagasikara amin’ny fomba tena izy

✨ Ka inona no andrasanao?
🎒 Raiso ny kitaponao.�📸 Omano ny appareil-nao.�❤️ Ary andao hiara-hitety an’i Madagasikara!

📩 Mifandraisa aminay MP na 0345045624/0372820634 (WhatsApp) raha te hahazo:�✅ Ny vidin’ny dia�✅ Ny daty�✅ Ny toerana mbola malalaka�✅ Ny antsipirian’ny fandaharam-potoana

⚠️ TOERANA VOAtFETRA!

🇲🇬 TOUR BE MADA�🌿 “Ny fizahantany,, Fihavanana ho antsika” ❤️

Salama    🇲🇬✨Madagasikara dia isan’ny tany tsara indrindra eran-tany ary mifarombaka ny Vazaha hitsidika azy! 🔥Aza mijer...
04/08/2026

Salama 🇲🇬

✨Madagasikara dia isan’ny tany tsara indrindra eran-tany ary mifarombaka ny Vazaha hitsidika azy! 🔥
Aza mijery an’i Madagasikara toy ny mpitsangatsangana fotsiny …�
👉 Andao hiaina azy! ❤️satria MADAGASIKARA dia TOKONTANIBEN’NY MALAGASY rehetra.

Ny rantsana fizahantany eto amin’ny Tokontany Be Malagasy, dia hanolotra anao ny hakanton’ny faritra Atsinanan’i Madagasikara: 🌳 ala, 🌊 rano, 🏞️ tontolo voajanahary, 🏡 fiainan’ny mponina ary 🇲🇬 kolontsaina Malagasy amin’ny alalan’ny fandaharana Tour Be Mada

🇲🇬🌿 TOUR BE MADA – NY FIZAHANTANY, FIHAVANANTSIKA 🌿🇲🇬

🎒 VOHIMANA – MANAMBATO
📅 6 andro / 5 alina
━━━━━━━━━━━━━━━
🌿 ANDRO 1 – ANTANANARIVO ➡️ VOHIMANA

🚌 Miainga eto Antananarivo amin’ny 7 ora maraina
🏛️ Mitsidika ny Tranombakoka Gendarmerie ao Moramanga
🍽️ Sakafo atoandro eo Andasibe
🌳 Manohy ny dia mankany Vohimana
🥾 Dia an-tongotra miditra ao amin’ny faritra Vohimana
━━━━━━━━━━━━━━━
🌿 ANDRO 2 – VOHIMANA ➡️ MANAMBATO

🌱 Mitsidika sy mahafantatra bebe kokoa an’i Vohimana
🐒 Mahita ny zavamananaina sy ny hakanton’ny ala
🚐 Manohy ny dia mankany Manambato
🌅 Mitsidika ny tendrombohitry ny mpifankatia
━━━━━━━━━━━━━━━
🏖️ ANDRO 3 – AKANIN’NY NOFY sy ANDRANOKODITRA

☀️ Andro natokana ho an’ny fialan-tsasatra sy fitsangantsanganana
🌊 Mahita sy mankafy ny hakanton’i Akanin’ny Nofy sy ny Reserve Palmarium
🏝️ Misakafo antoandro ao amin’ny village des pêcheurs miaraka amin’ireo vehivavy mpanao VAKODRAZANA BETSIMISARAKA
📸 Fotoana fakàna sary sy famoronana fahatsiarovana
━━━━━━━━━━━━━━━
🌴 ANDRO 4 – MANAMBATO ➡️ AMBILA

🚤 Dia mankany Ambila
🌊 Mamakivaky APANGALANA
🏡 Mahafantatra bebe kokoa ny tantaran’ny fanjanahantany amin’iny faritra iny
🌴 Sakafo antoandro Picnic eny amorondranomasina.
━━━━━━━━━━━━━━━
🌳 ANDRO 5 – MANAMBATO ➡️ ANDASIBE

🚐 Miverina mankany Andasibe🌿
Manao tsidika alina hijery ny Ragidro kely indrindra eran-tany
📸 Maka sary ny tontolo anaty Ala sy ireo manan’aina maro mampiavaka an’i Madagasikara.
━━━━━━━━━━━━━━━
🏠 ANDRO 6 – ANDASIBE ➡️ ANTANANARIVO

🐒 Manao tsidika atoandro ao amin’ny valanjavaboahary tantanin’ny Vondron’Olona Ifotony
📸 Fakàna sary sy fahatsiarovana
🚌 Dia miverina eto Antananarivo

❤️ TSY FITSANGATSANGANANA FOTSINY… FA FIZAHANTANY MANOHANA NY MALAGASY!

Ny tanjonay dia ny:
🇲🇬 Hampahafantatra ny hakanton’i Madagasikara
🌿 Hiaro sy hanome lanja ny tontolo voajanahary
🏡 Hanohana ny fiarahamonina sy ny mponina eny an-toerana
🤝 Hampiroborobo ny Fihavanana Malagasy
💼 Hamorona asa amin’ny alalan’ny fizahantany
❤️ Haneho an’i Madagasikara amin’ny fomba tena izy

✨ Ka inona no andrasanao?
🎒 Raiso ny kitaponao.
📸 Omano ny fakan-tsary .
❤️ Ary higoka ny hatsaran’ity TOKONTANIBE antsika ity!
👏🏽Sady manosika ny fampandrosoana ireo havantsika ihany koa. 🤗

📩 Mifandraisa aminay MP na 0345045624/0372820634 (WhatsApp) raha te hahazo:
✅ Ny vidin’ny dia
✅ Ny daty
✅ Ny toerana mbola malalaka
✅ Ny antsipirian’ny fandaharam-potoana

⚠️ TOERANA VOAFETRA!

🇲🇬 TOUR BE MADA🌿
“Ny fizahantany, Fihavanana ho antsika” ❤️

28/07/2026

Salama ry havako 🇲🇬

Hafaliana hatrany ny hanoloranay Tokontany Be Malagasy ireo manan-talenta nandravaka ny Zahako Ny Nosiko andiany faharoa. 🫶🏽

Profesia & Tanimanga Vibes dia manao ny Mozika RAP, singa iray anatin’ny HIPHOP, izay kolotsaina niforona tany anaty fanandevozana.

Ny RAP dia entina maneho ny zava-misy eny amin’ny fiaraha-monina. Mozika mitondra fiovàna sy fivoarana. 🔥

Ny hira androany : POSITIF🫡
Henoy ny tonon-kira 🎓

27/07/2026

27/07/2026

Salama 🇲🇬
Ny dia gadona hita eraky ny lafy valon’ny Nosy.
Tamin’ity andro fahatelo tamin’ny Zahako Ny Nosiko ity dia nanolotra ny Tarika Elatr'iarivo ny Tokontany Be Malagasy.

Ity tarika iray ity dia tena miavaka satria manao vakodrazana avy amin’ny faritra maro. ❤️

Ity misy sombiny fa mbola misy video hafa koa nalaina teny.
Toy izany koa ny video sasany miaraka amin’i Maroozik, Ampama Zanatany ary Profesia & Tanimanga Vibes. 💪🏽

Araho tsy tapaka ny pejy sady ahafantaranao tsikelikely ireo hanatanteraka ny Festival Z’ART AINA atsy ho atsy. 🔥

Mankasitraka hatrany! 🫡🥳

Address

Antananarivo

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when Tokontany Be Malagasy - Pejy ofisialy posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Shortcuts

Share