J.I.V Contact information, map and directions, contact form, opening hours, services, ratings, photos, videos and announcements from J.I.V, Nonprofit Organization, Antananarivo.

๐Ÿ—ฃ๏ธ : Tontosa omaly 14 aprily ny lanonana fanokafana aminโ€™ny fomba ofisialy ny FIKAONANDOHAM-PIRENENโ€™NY TANORA teny aminโ€™...
15/04/2026

๐Ÿ—ฃ๏ธ : Tontosa omaly 14 aprily ny lanonana fanokafana aminโ€™ny fomba ofisialy ny FIKAONANDOHAM-PIRENENโ€™NY TANORA teny aminโ€™ny CCI Ivato .

Lanonana izy notrononโ€™ny mpitondra fanjakana maro,tanora mpitarika,tanora filoham-pikambanana ary tanora avy aminโ€™ny rantsana maro samihafa. Nanana solontena taminโ€™izany koa isika ato aminโ€™ny fikambanana JIV ๐Ÿ’™

Lohahevitra fototra dia ny : ยซ TSY TANORA HO AVINโ€™NY FIRENENA FOTSINY, FA TANORA ANKEHITRININโ€™NY MADAGASIKARA ยป
Ary ny tanjona dia ny ho re daholo ny feo sy hevitry ny tanora eraky ny nosy mba ahafahana manorina ilay Madagasikara rariny, ilay Madagasikara mandroso, ilay Madagasikara manana tanora mandray andraikitra fa tsy mpijery fotsiny ihany .

โ˜‘๏ธ Vita iny ny fanokafana aminโ€™ny fomba ofisialy ka hiroso aminโ€™ny fikaonandoha isam-pokontany, kaominina, distrika sy faritra; izay tarihanโ€™ny MJS sy ny mpiambonantoka ny fanatanterahana izany .


โœ… Ho fanamafisana ny fifankatiavana sy ny fiarahana ao amin'ny Fikambanana "Jeunes Intellectuels de Vatovavy" , dia hisy...
12/04/2026

โœ… Ho fanamafisana ny fifankatiavana sy ny fiarahana ao amin'ny Fikambanana "Jeunes Intellectuels de Vatovavy" , dia hisy ny andro natokana hivoahana miaraka ny sabotsy 25 aprily. Andao hiray hina sy hifampizara hafaliana manomboka amin'ny 8 ora maraina hatramin'ny 4 ora hariva.
๐Ÿ“Toerana : Mankafy Cabane
โšฝ Hetsika : Piscine, Basket, Foot, Karaokรฉ... sns

โš ๏ธ Aza adino ny maillot de bain ho an'izay hilomano!

Manatona malalaka ny mpikambana ao amin'ny birao ho an'ny fisoratana anarana. ๐Ÿคโœจ

ยซ Il est vivant, Il est ressuscitรฉ ๐Ÿค ยปMiarahaba antsika mpino rehetra nahatratra ny andronโ€™ny P***a ๐Ÿฃ Magnamboara fety s...
05/04/2026

ยซ Il est vivant, Il est ressuscitรฉ ๐Ÿค ยป
Miarahaba antsika mpino rehetra nahatratra ny andronโ€™ny P***a ๐Ÿฃ
Magnamboara fety sambatra aby arรด .

Eto koa izahay dia magnararaotra mampahafantatra antsika fa vita soa amantsara ny ๐€๐ฌ๐ฌ๐ž๐ฆ๐›๐ฅ๐žฬ๐ž ๐†๐žฬ๐ง๐žฬ๐ซ๐š๐ฅ๐ž ๐Ž๐ซ๐๐ข๐ง๐š๐ข๐ซ๐ž voalohany ny association JIV izay notarihinโ€™ny filoha vaovao Henrilyson sy ny membres de bureau.

๐Ÿ—ฃ๏ธ:Efa misy ny club de langue ato aminโ€™ny fikambanana aminโ€™izao izay ahitana ny fianarana teny ๐Œ๐€๐๐ƒ๐€๐‘๐ˆ๐,๐„๐๐†๐‹๐ˆ๐’๐‡,๐€๐‹๐‹๐„๐Œ๐€๐๐ƒ
๐Ÿ€โšฝ๏ธ: Efa mijoro ihany koa ny fivondronana hoanโ€™ny mpitia fanatanjahantena.
๐ŸŽ‰: Efa mandroso ny fanomanana ny excursion voalohany izay hampisehoana ny COHESION antsika .
โณ mbola maro ny activitรฉs hoavy ka manasa antsika tanora zanakโ€™i Faritra Vatovavy hatrany hiombona aminโ€™ny maro ๐Ÿฅฐ

ยซ ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ , ๐ซ๐š๐ข๐ค๐š ๐ฆ๐ฒ ๐š๐ง๐ญ๐ฌ๐ž๐ง๐š ยป

Rah mila fagnazavana fanampiny de aza misalasala miditra MP aminโ€™ny membre de bureau na ireo numรฉro hita aminโ€™ny description any sary tsirairay .

Arahabaina ๐Œ๐š๐ขฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐ƒ๐ž๐ง๐ข๐ฌ ๐…๐ซ๐š๐ง๐œ๐จ๐ง๐ข๐จ ๐Ÿ‘๐Ÿฝ Izahay mpikambana ato aminโ€™ny association ๐‰๐ˆ๐• ( ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž๐ฅ๐ฌ ๐๐ž ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ )...
26/03/2026

Arahabaina ๐Œ๐š๐ขฬ‚๐ญ๐ซ๐ž ๐ƒ๐ž๐ง๐ข๐ฌ ๐…๐ซ๐š๐ง๐œ๐จ๐ง๐ข๐จ ๐Ÿ‘๐Ÿฝ

Izahay mpikambana ato aminโ€™ny association ๐‰๐ˆ๐• ( ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž๐ฅ๐ฌ ๐๐ž ๐•๐€๐“๐Ž๐•๐€๐•๐˜ ) dia mirary soa anao Mr Ministre , mahavitaha be aminโ€™ny asa amanโ€™andraikitra sahanina .

Manan-karena olomanga i Madagasikara ๐ŸŽ“

Akory abyIlazana antsika mpikambana na izay maniry Hiditra JIV fa misy ny fivoriambe ( AG Officielle ) aminโ€™ny sabotsy 2...
21/03/2026

Akory aby
Ilazana antsika mpikambana na izay maniry Hiditra JIV fa misy ny fivoriambe ( AG Officielle ) aminโ€™ny sabotsy 28 martsa izao
๐Ÿ•ฆ:14h
๐Ÿ“Salle des Loisirs Citรฉ Rose ankatso 2

Mitongava aby arรด zalay fa maro rah koragnina amnio
Magnentana ny fahatongavantsena aby sady Misaotra mialoha
Ny JIV dia fikambanana Tanora avy aminโ€™ny faritra Vatovavy monina eto Antananarivo izay hahitana ny zanakโ€™i Mananjary ,Nosy Varika ary Ifanadiana

Mbarakaly ehhhh Tsara fantatsika  fa  voafidy ho filohanโ€™ny fikambanana JIV Andriamatoa Henrilyson  Arahabaina manokana ...
13/03/2026

Mbarakaly ehhhh
Tsara fantatsika fa voafidy ho filohanโ€™ny fikambanana JIV Andriamatoa Henrilyson

Arahabaina manokana izy noho izao andraikitra vaovao izao, ary mirary fahombiazana aminโ€™ny fanatanterahana ny asa sy andraikitra Miandry anazy

Misaotra antsika zeny nandray anjara taminโ€™ny fanatanterahana ity fifidianana ity.

Aza adigno magnaraka ny pejy sady entagno any akama fa Mbola Ho Maro vaovao zaraina ato

Akory aby eh , nisokatra taminโ€™ ny 08h ny toerana ifidianana Salle des Loisirs (Rez de chaussรฉe) Citรฉ Rose R+3 Ankatso 2...
07/03/2026

Akory aby eh , nisokatra taminโ€™ ny 08h ny toerana ifidianana Salle des Loisirs (Rez de chaussรฉe) Citรฉ Rose R+3 Ankatso 2
Aza adigno magnefa adidy fa manan-danja ny safidinao

Anareo sisa andiasana ehhh

Akory aby ehhMaro nagnontany karaniaza hahafahana mifidyTsotra , manoratra agnarana Aminโ€™ ity rohy ity : https://forms.g...
04/03/2026

Akory aby ehh
Maro nagnontany karaniaza hahafahana mifidy
Tsotra , manoratra agnarana Aminโ€™ ity rohy ity : https://forms.gle/RKY5pnxXwSAUzNxy7

De tonga mivantagna Aminโ€™ny sabotsy 07 mars (8h-15h) miaraka Aminโ€™ny Kara-panondro (CIN) na carte dโ€™รฉtudiant (CE)

๐Ÿ‘‰๐ŸผNy JIV izay fikambananโ€™ny TANORA avy Aminโ€™ny faritra Vatovavy mipetraka aty Antananarivo, izay hahitananโ€™ny zanaky ireto distrika telo ireto : Mananjary , Nosy Varika , Ifanadiana .


Akory aby eh Ireto avy ny lisitra ny kandida voaray hilatsaka ho fidina ho Filoha ny Fikambanana Nยบ01:RAKOTONARIVO Lelak...
03/03/2026

Akory aby eh

Ireto avy ny lisitra ny kandida voaray hilatsaka ho fidina ho Filoha ny Fikambanana
Nยบ01:RAKOTONARIVO Lelaka Henrilyson
Nยบ02:KANDOHARIMANANA Roger Romรฉo

Aza adino fa ny fifidianana dia ny sabotsy 07 martsa
๐Ÿ“:Salle des Loisirs Citรฉ Rose R+3 Ankatso 2
(https://maps.app.goo.gl/zKd4Wt1BAboM9xaA6?g_st=ic )

๐Ÿ•ฐ๏ธ: 08-15h
Zavatra hoentina ho anโ€™ny mpifidy : Karam-panondro (CIN) na Carte dโ€™รฉtudiant ( CE)
Ito ny rohy hanoratana anarana : https://forms.gle/RKY5pnxXwSAUzNxy7

Mirary soa ho anโ€™izy roa lahy sady magnerina ny fisaorana ho antsika ary mbola magnentana antsika izay mbola tsy tafiditra mba hanatevignan-daharana ny Fikambanana

๐Ÿ—ฃ๏ธ: Tontosa soa aman-tsara ny A.G izay nataonโ€™ny ๐‰๐ˆ๐• ( ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž๐ฅ๐ฌ ๐๐ž ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ) ny asabotsy 21 febroary lasa t...
24/02/2026

๐Ÿ—ฃ๏ธ: Tontosa soa aman-tsara ny A.G izay nataonโ€™ny ๐‰๐ˆ๐• ( ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž๐ฅ๐ฌ ๐๐ž ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ ) ny asabotsy 21 febroary lasa teo.
๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Ny JIV izay fikambanana TANORA avy aminโ€™ny faritra VATOVAVY mipetraka aty Antananarivo ; izay ahitana ny zanakโ€™i Mananjary,NosyVarika ary Ifanadiana .

๐Ÿ‘‰๐Ÿฝ Araka ny lamina dia hiroso aminโ€™ny ๐Ÿ๐ข๐Ÿ๐ข๐๐ข๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐…๐ข๐ฅ๐จ๐ก๐š ๐ก๐ข๐ญ๐š๐ง๐ญ๐š๐ง๐š๐ง๐š ๐ง๐ฒ ๐Ÿ๐ข๐ค๐š๐ฆ๐›๐š๐ง๐š๐ง๐š isika ny ๐ฌ๐š๐›๐จ๐ญ๐ฌ๐ฒ ๐ŸŽ๐Ÿ• ๐Œ๐š๐ซ๐ฌ ๐Ÿ๐ŸŽ๐Ÿ๐Ÿ” izao : HO ALEFA ETO MY NY FAMPAFANTARANA NY OLONA HO FIDIANA SY NAHAFENO NY FEPETRA ary indrindra indrindra VOGNONA hampiroborobo ny fikambanana .

โ€ผ๏ธ Fara-fisoratana agnarana hilatsaka ho fidiana : zoma 27 Fรฉvrier 2026 !
[[ Raha hirotsaka ho fidina na managna fagnotanena dia aza misalasala magnantso 038 80 531 91 ( Mlle Mirana Clarelle) aminโ€™ny ora fiasana na miditra hafatra miafina aminโ€™ny (Facebook/Messenger) ]]

Mamerina fisaorana ho antsika izay tonga ary mbola magnentagna antsika zegny mbola tsy tafiditra mba ho tonga hagnatevin-daharana ny fikambanana .

๐Ÿšจ Aza adigno fotoana ntsika amaraigna : ๐Ÿญ๐Ÿฐ๐—ต ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฅ+๐Ÿฏ ๐—ฅ๐—ผ๐˜€๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ผ ๐Ÿฎ (0346739168, 034 63 144 17 antsovy rah tsy ...
20/02/2026

๐Ÿšจ Aza adigno fotoana ntsika amaraigna : ๐Ÿญ๐Ÿฐ๐—ต ๐—ฎ๐—บ๐—ถ๐—ปโ€™๐—ป๐˜† ๐—ฐ๐—ถ๐˜๐—ฒฬ ๐—ฅ+๐Ÿฏ ๐—ฅ๐—ผ๐˜€๐—ฒ ๐—”๐—ป๐—ธ๐—ฎ๐˜๐˜€๐—ผ ๐Ÿฎ
(0346739168, 034 63 144 17 antsovy rah tsy mahita toerana )

Izovy ma ity JIV !? Ny ๐‰๐ž๐ฎ๐ง๐ž๐ฌ ๐ˆ๐ง๐ญ๐ž๐ฅ๐ฅ๐ž๐œ๐ญ๐ฎ๐ž๐ฅ๐ฌ ๐๐ž ๐•๐š๐ญ๐จ๐ฏ๐š๐ฏ๐ฒ de fikambananโ€™ny TANORA zanakโ€™i Faritra Vatovavy,izay mipetraka na mianatra na miasa aty Antananarivo;
tsy magnavakavaka fa rehefa TANORA de hitanao ao aby .
Fikambanana mampiray, mampivondrogna, mampitambatra โœจ

Address

Antananarivo
101

Website

Alerts

Be the first to know and let us send you an email when J.I.V posts news and promotions. Your email address will not be used for any other purpose, and you can unsubscribe at any time.

Share