28/10/2026
🗣️ 𝑪𝑨𝑭𝑬́-𝑫𝑬́𝑩𝑨𝑻 𝑪𝑰𝑻𝑶𝒀𝑬𝑵 | « Ny Angovo eto Madagasikara : herintaona aty aoriana, andao ho resahina » 🇲🇬
Ao anatin’ny famaranana ny tetikasa TANINJANAKA, izay vatsian’ny Fanainga+, dia manasa anao ny ONG IVORARY handray anjara amin’ny Café-Débat Citoyen handinihana ny toe-draharaha momba ny angovo eto Madagasikara, herintaona taorian’ireo hetsika sy fitakiana natao tamin’ny taona 2025.
Hifanakalo hevitra momba izany ireo mpisehatra avy amin’ny sehatra samihafa :
• MANDA Ny Aina Nomena, Mpandrindra ny famokarana sy ny fitaterana herinaratra eo anivon’ny JIRAMA
• RAMAROMANDRAY Tahina, Administrateur général - Afripower
• RASON Hery, Solontenan’ny fiarahamonim-pirenena
• RADANIELSON Vincent, Minisitry ny Angovo teo aloha
• RAMAROZATOVO Nandrianina, Directeur de la coopération et du partenariat eo anivon’ny Minisiteran’ny Angovo sy ny Akoran’afo
📅 Zoma 30 Oktobra 2026
🕑 Manomboka amin’ny 2 ora tolakandro
📺 Hivantana eto amin’ny pejy Facebook-n’ny ONG IVORARY
🙋 Raha toa kosa ka maniry ny hanatrika mivantana ianao, dia manasa anao hameno ny taratasy fisoratana anarana amin’ity rohy ity https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSep1v98ap50JLsOHd2HcZmnrUApIhjVzf7ztRWnVsqjJQzILw/viewform?usp=header
------------------------------------------
🗣️ 𝑪𝑨𝑭𝑬́-𝑫𝑬́𝑩𝑨𝑻 𝑪𝑰𝑻𝑶𝒀𝑬𝑵 | « Énergie à Madagascar : un an après, parlons-en » 🇲🇬
Dans le cadre de la clôture du projet TANINJANAKA, financé par Fanainga+, l’ONG IVORARY vous invite à son Café-Débat Citoyen consacré à la situation énergétique à Madagascar, un an après les mobilisations de 2025.
Pour en débattre, plusieurs acteurs du secteur énergétique, des institutions publiques et de la société civile partageront leurs analyses et leurs expériences :
• MANDA Ny Aina Nomena, Coordonnateur de la production et du transport de l’électricité au sein de la JIRAMA
• RAMAROMANDRAY Tahina, Administrateur général - Afripower
• RASON Hery, Représentant de la société civile
• RADANIELSON Vincent , Ancien ministre de l’Énergie
• RAMAROZATOVO Nandrianina, Directeur de la coopération et du partenariat au sein du ministère de l’Énergie et des Hydrocarbures
📅 Vendredi 30 octobre 2026
🕑 À partir de 14h00
📺 En direct sur la page Facebook de l’ONG IVORARY
🙋 Vous souhaitez assister aux échanges en présentiel ? Inscrivez-vous via le lien suivant :
https://docs.google.com/forms/d/e/1FAIpQLSep1v98ap50JLsOHd2HcZmnrUApIhjVzf7ztRWnVsqjJQzILw/viewform?usp=header