28/11/2025
📣 📯 𝗙𝗶𝘇𝗮𝗵𝗮𝗻𝗮 𝗺𝗮𝘀𝗼 👀 𝗺𝗮𝗶𝗺𝗮𝗶𝗺𝗽𝗼𝗮𝗻𝗮.
Ny tetik'asa Mahita - Paediatric Ophthalmology & Training Project dia hanatanteraka fizahana maso ho an'ny ankizy 👧👦 latsaky ny 15 taona amin'ireto toerana manaraka :
🏨 Alarobia 03 desambra ao amin’ny Ophtalmo SALFA Toliara.
🏨 Alarobia 10 desambra ao amin’ny Centre Hospitalier Universitaire Analankininina Toamasina.
🏨 Alarobia 10 desambra ao amin’ny Chu Hjra - Antananarivo.
👓💊Maimaimpoana ny fizahana, ary hisy ny fandraisana an-tanana ho tanterahin'ny tetikasa aorian'ny fizahana, ho an'ireo tandrify izany.
Fanazavana fanampiny : 034 58 608 66